15/03/2026
Miarahaba an’i coach Sarobidy Rakotoarisoa🥳
Amin’izao tsingerin-taona nahaterahany izao 🎉
Mirary soa anao hatrany izahay fianakavimbe ny CAPALA.
Ho tahin’Andriamanitra amn’ny fiainanao rehetra 😁
06/03/2026
⭕️Programme d’entraînement
Samedi 07 mars 2026
⏱️ 08h00 « U6-U7-U9-U10
⏱️09h00 “ U15-U17
🏟️Capala stadium Anosibe
❌Pour les U11 et les U13,le rendez-vous est fixé à 06h30 au terrain Capala pour aller participer au tournoi “ANKIZY MILALAO” à Betongolo
Photos prises mercredi dernier lors de l’entraînement à Ampitatafika⚽️
———————————————————————
❌Ho an’i U11 Sy U13 kosa dia @ 06:30 maraina n’y fotoana eto amin’ny terrain Capala andeha hiatrika ny tournoi “ANKIZY MILALAO” Eny Betongolo
Entanina isika Ray aman-dreny ho avy hanohana ny zana-tsika
11/02/2026
Retour en images sur la journée du samedi dernier,marquée par un enrichissant partage d’expériences avec L’école de foot Akona Bypass. Nous adressons nos sincères remerciements pour l’accueil qui nous a été réservé ,ainsi qu’aux parents pour leur soutien constant et indéfectible
11/02/2026
🌧️ Entraînements annulés 🌧️
En raison des conditions météo défavorables, tous les entraînements de l'école de foot sont annulés ce mercredi. 🌬️
05/02/2026
Ilazana ianareo Ray Aman-dReny fa ny Match échange izay saika ho ataon'ny "Zanatsika, sokajy rehetra" ny Sabotsy lasa teo dia tanterahina ny Sabotsy 07 février 2026 ho avy izao.
Ny toerana tsy miova fa eny By Pass akaikin'ny Madagascar espace ihany.
Amin'ny 06h30 maraina ny fotoana eto amin'ny terrain antsika.
Manentana ary manantena indrindra ny fahatongavanareo maro hanotrona ny zanantsika.
24/01/2026
Izahay mpikambana sy ireo ankizy rehetra ao amin'ny Capala Football Academy dia manatitra hatrany ny arahaba ho an'i Fitia sy Fabio izay nahatratra ny tsingeri-taonany androany 24 janvier.💗
Mirary soa be hatrany dia ho lasa lavitra eo amin'ny tontolon'ny baolina kitra anie ianareo miandahy. ⚽
Tahin'i Jesoa mandrakariva 😚
21/01/2026
C'est pas simplement un Parrain, une personne qui nous soutient, qui nous accompagne dans chaque démarche de notre académie; mais il est aussi une inspiration pour nos jeunes élèves dans l'évolution qu'il nous a montré.
Ensemble, nous te souhaitons plus de succès encore et encore 💗
𝗙𝗢𝗢𝗧𝗕𝗔𝗟𝗟 𝗥𝗲́𝘂𝗻𝗶𝗼𝗻𝗮𝗶𝘀
𝗙𝗮𝗯𝗿𝗶𝗰𝗲 ( Rah Fa ) 𝗷𝗼𝘂𝗲𝗿𝗮 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗹' 𝗘𝗦 𝗗𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗰𝗮𝗶𝗻𝗲
Il n' a pas fallu longtemps pour l'expérimenté 𝗙𝗮𝗯𝗿𝗶𝗰𝗲 de rebondir dans sa carrière footballistique car il a déjà trouvé sa prochaine destination, l' 𝗘𝗦 𝗗𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗰𝗮𝗶𝗻𝗲 ( La Réunion ). Pour rappel, son contrat a été résilié par son ancien club ( AS Excelsior ) et il se retrouvait libre avant la fin de l'année 2025.
Un nouveau challenge se présente pour l'attaquant malagasy.
------
Tsy ela dia nahita klioba hilalaovana inday i 𝗙𝗮𝗯𝗿𝗶𝗰𝗲 , raha toa ka nofaranan'ny kliobany teo aloha ( As Excelsior ) ny fifanarahana teo amin'ny roa tonta alohan'ny faran'ny taona 2025. Ao amin'ny 𝗘𝗦 𝗗𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗰𝗮𝗶𝗻𝗲 ao La Réunion hatrany no hilalao ity lohalaharana malagasy ity.
01/01/2026
An-kafaliana lehibe ny hiarabanay ekipan'ny Capala Football Academy anareo, nahatratra izao taona vaovao izao. Ho taona zina ho antsika rehetra anie ity taona ity. ❤️ Isaoranay ihany koa ianareo Ray Aman-dReny tamin'ny fanomeza-tanana; fa indrindra ny ankizy rehetra sy i Parrain, izay niaraka taminay nizara ilay fanomezana ho an'ny olona sahirana. 😚
Izahay dia mbola mandray ireo Ray Aman-dReny sy ankizy hanao inscription sy re-inscription, ao amin'ny birao. Ampatsiahivina fa ny rentrée dia ny 10 janoary 2026, koa manantena ny fahatongavanareo rehetra. 🤗
14/12/2025
Etoana dia tsy hay ny tsy hisaotra anareo Ray Aman-dReny rehetra izay tonga maro nanotrona ny fivoriana sy ny fizarana ny vokam-panadinana ny Sabotsy 13 décembre lasa teo.
Misaotra ihany koa, indrindra ho an'ny ankizy rehetra novolavolainay nandritra iny taona iny, tamin'ny fifampitokisana ary ny fifampizarana nifanaovana.
Ambara ihany koa, fa nifarana ny Sabotsy lasa teo ity "Saison 2025" ity.
Mbola vonona hatrany izahay hiara-hirihariha sy hiara-hamantatra zava-baovao aminareo mandritra ny "Saison 2026", noho izany dia efa afaka manao re-inscription ny ankizy teo aloha ary mandray inscription ihany koa izahay.
Ny rentrée antsika dia ny 10 janvier 2026.
Mankasitraka indrindra Tompoko.
__________________________________________
Nous tenons à remercier chaleureusement tous les parents qui se sont déplacés en grand nombre pour la réunion et la distribution des résultats des tests, ce samedi 13 décembre.
Un grand merci, tout particulièrement, à tous les enfants qui ont progressé grâce à leurs confiance et aux partages.
Nous vous informons également que cette « Saison 2025 » s'est terminée ce samedi même.
Nous sommes prêts à progresser et à accueillir des nouvelles choses avec vous durant la « Saison 2026 », nous sommes donc disponible pour les re-inscriptions pour ceux qui sont été déjà là et aussi les inscriptions pour les nouveaux.
La rentrée sportive aura lieu le 10 janvier 2026.
Merci beaucoup.
03/12/2025
EFT tournament 2.0 ⚽️
Etoana dia maneho fisaorana ireo Ray aman-dReny,ny ekipa Capala Football Academy rehetra,indrindra ianareo rankizy
01/12/2025
Homme du match quart de finale 🙏❤️
Notre Miaro U11
EFT Tournament 2.0