Eduketo E-learning

Eduketo E-learning

Share

Production et mise en place de formation en ligne. Avec EDUKETO, mettez la chance de votre coté !

Au niveau national, régional et international, coordonne des projets dans les domaines de la formation à distance au service des Institutions Etatiques et des Acteurs non Etatiques (Société Civile, Centres de formation ou Instituts de recherche, Secteur privé…).

12/11/2013

Fankasitrahana feno ho anareo rehetra nanampy nizara sy nankahery t@ vokatra Bileta Tokana narosonay maimai-poana teto @ tranokala. Mampanantena ny ekipa fa hisy ny vokatra hafa hahaliana anareo hatrany @ ho avy, aza misaraka aminay !!!

29/10/2013

Mankasitraka Antsika rehetra nifampizara vaovao, mampanantena anareo ny mahaliana hatrany izahay, mirary soa!

Eduketo - Pionnier en E-learning à Madagascar 20/10/2013

Miarahaba anareo,
Mampahafantatra antsika rehetra ny Eduketo mikasika ny fiofanana maimai-poana aroson'ny ekipa ho an'ny mpifidy rehetra mikasika ny fampiasana ny bileta tokana.
Tsidiho ny tranokala www.eduketo.com dia ao @ actualités ny rohy mampita antsika amin'ny fiofanana @ teny malagasy.
Mankasitraka tompoko!

Eduketo - Pionnier en E-learning à Madagascar Your description

Photos 15/10/2013

J - 3
MODULE DE FORMATION EN LIGNE INTERACTIVE DISPONIBLE GRATUITEMENT SUR www.eduketo.com
Partagez l'information dès maint

J - 4
MODULE DE FORMATION EN LIGNE INTERACTIVE DISPONIBLE GRATUITEMENT SUR www.eduketo.com
Partagez l'information dès maintenant, invitez vos amis à cliquez sur "j'aime" pour suivre nos actualités!!!!

Photos 15/10/2013

J - 4
MODULE DE FORMATION EN LIGNE INTERACTIVE DISPONIBLE GRATUITEMENT SUR www.eduketo.com
Partagez l'information dès maintenant, invitez vos amis à cliquez sur "j'aime" pour suivre nos actualités!!!!

30/09/2013

Ny tetik'asa sosialy (projet de société) no antony lehibe indrindra hisafidianana ny Kandida ho filoham-pirenena fa tsy ny fisehosehoana amin'ny fampisehoana miserana sy ny fananany vola be.
Adidin'ny mpifidy ny mamantatra tsara ireo tetik'asa ireo ka izay maharesy lahatra indrindra no tokony hiantefan'ny safidy mba hisian'ny fampandrosoana marina. Ho tsarain'ny tantara avy e ireo tetik'asa tsy notanterahina fa lainga fotsiny, ary horaketin'ny tantara izay vita nifanekena tamin'ny mpifidy.
Hotsara herinandro daholo miaraka amin'ny Eduketo Madagascar E-learning !

26/09/2013

Ny erikerika hono mahatondra-drano, koa fankasitrahana mitafotafo no atolotray ho anareo 100 voalohany mitia ny pejin'ny Eduketo.
Mirary soa ho anareo ary manantena fa hahazo tombotsoa ianareo amin'ny fanarahana ny vaovao harosonay eto, tafandria mandry daholo!

Photos 26/09/2013

Encore merci aux fan's de la première page e-learning Malagasy, il nous reste 3 "J'aime" pour franchir le palier de 100 Fan's !!!
Notez notre adresse email : [email protected] et notre site www.eduketo.com

26/09/2013

Hianarana ihany koa ny mihaino sy mipetraka @ toeran'ny hafa, fa hanampy antsika hamaha karazan'olan-tserasera izany.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Toamasina
Antananarivo