11/05/2026
🔴Misy karazany roa ny mpianatra!🔴
Mpianatra langue ve ianao? Tsarovy fa misy karazany roa ianareo mianatra io langue io.
Type 1 :
1️⃣ Tsy mahatoky tena
2️⃣ Matahotra sao hanao diso rehefa miteny
3️⃣ Tsy mahay mandrafitra izay tiany hambara
4️⃣ Mahazo resaka tsara fa tsy tafavoakany mihitsy ilay mamaly resaka.
Type 2 :
1️⃣ Tsy mihevitra hoe : diso sa marina fa alefany fotsiny
2️⃣ Vitsy ny voambolana hainy saingy hainy ny mandrafitra azy
3️⃣ Mampiasa izay hainy ka vitany ny mamaly ny resaka atao aminy
4️⃣ Tsy miandry ny fotoana mety iay izay vao manao fampiharana fa miezaka mampiasa ilay teny arak'izay vitany.
🔲 Inona no différence amin'ireo types roa ireo?
✅ Ny fanaovana pratika sy fampiasana izay kely hay. Sahy miteny ny type 2 ary mahavaly resaka.
Type 1 ianao sa 2? Ny type 2 no mahomby amin'ireo types roa ireo. Ny fanontaniako dia tsotra : te hiova type 2 ve ianao mamaky io?
✅ Zava-dehibe ny firotsahana ao anaty fampiasana ilay teny.
Izany indrindra no nahatonga ahy mampifantoka ny fomba entiko mampianatra amin'ny PRATIKA ka io no handaniana ny fotoana. 100% parlé.
✅ Omena anao ny safidy hoe : maraina, tolakandro, soir sa spécial dimanche?
Soraty fotsiny hoe : "J'OSE" raha hiova type 2 ianao ary hamandrika toerana. 11 sy 18 Mai 2026 ny fidirana fa ny fisoratana anarana no efa kely sisa dia tapitra.
10/05/2026
🌍🇲🇬FOMBA FITENY HOE : "AZA MAIKA!"🇲🇫🌍
🌄Ahoana ny hitenenanao hoe : "Aza maika" ?
🌄Ao amin'ny commentaire ny lesona ka jereo avy hatrany.
🟧Te hahazo lesona isanandro ? Soraty fotsiny hoe : MERCI.
🔵Rentrée : 11 sy 18 Mai 2026 - en salle - misy bain de langue - mahazo certificat
08/05/2026
🌍🇲🇬FOMBA FITENY REHEFA ADINO NA TSY TADIDY🇲🇫🌍
🌄Ahoana ny hitenenanao hoe : "Tsy tadidiko intsony" ?
🌄Ao amin'ny commentaire ny lesona ka jereo avy hatrany.
🟧Te hahazo lesona isanandro ? Soraty fotsiny hoe : MERCI.
🔵Rentrée : 11 sy 18 Mai 2026 - en salle - misy bain de langue - mahazo certificat
🔵Lieu : Arrêt bus Tetezana Namontana, Pavé mankany Paraky Antananarivo. 0343637108
07/05/2026
Tandremo fa tsy voatery ny cours de langues rehetra dia hampahay anao. Tsy voatery hoe tsy maintsy mahay ianao raha vao miditra mianatra amin'ny CENTRE DE FORMATION iray. Mila fantarinao hoe hamaly ny besoins-nao ve ilay cours sa tsia.
✅Aza mimenomena etsy sy eroa noho izany hoe ratsy na tsy mampahay ilay fampianaran'ny centre iray. Possible tsy ianao no CIBLE ka tsy mifanaraka amin'ny olanao ny vahaolana omen'ireo mpampianatra ao amin'ilay centre.
✅Tsy voatery tsy maintsy hahay ianao raha mianatra ato aminay saingy mazava ny CIBLE-nay hoe olona mahazo resaka fa tsy mahavaly resaka na ao an-doha ilay tiana hambara fa tsy tafavoaka mihitsy. Vahaolana mifanaraka amin'io olana io ilay vahanay.
✅Lazao ao amin'ny commentaire ilay olanao ka raha tsapanao fa mifandraika amin'ny CIBLE-nay ianao dia miantso 0343637108 na manatona mivantana ety Tetezana Namontana ; azonao atao ihany koa ny mandefa MESSAGE MIVANTANA.
07/05/2026
🌍🇲🇬FOMBA FITENY REHEFA GAGA🇲🇫🌍
🌄Ahoana ny hitenenanao hoe : "Tsy nampoiziko izany" ?
🌄Ao amin'ny commentaire ny lesona ka jereo avy hatrany.
🟧Te hahazo lesona isanandro ? Soraty fotsiny hoe : MERCI.
✅Andao hisoratra anarana androany : en ligne sy en salle.
06/05/2026
Tsy hoe vendrana ianao raha hoe : mahazo resaka tsara fa tsy tafavoakanao ambava mihitsy izay tianao lazaina. Tsy zatra miresaka fotsiny ianao. Inona izany no tokony atao? 10 min isanandro atokanao hampiasana ilay teny dia mitondra tombotsoa ho anao raha mitaha amin'ny tsy manokana fotoana hampiasa azy mihitsy. Soraty ao amin'ny com's oe : VITAKO IO✊🏻🇲🇫🇺🇲
06/05/2026
Fihenam-bidy be ho an'ireo nitady cours en ligne ireny. Aza mandefa message raha mbola tsy te hahay🥹
06/05/2026
🌍🇲🇬FOMBA FITENY REHEFA MILA TOHANA🇲🇫🌍
🌄Ahoana ny hitenenanao hoe : "Mila fanohanana aho" ?
🌄Ao amin'ny commentaire ny lesona ka jereo avy hatrany.
🟧Te hahazo lesona isanandro ? Soraty fotsiny hoe : MERCI.
🔵Rentrée : 11 sy 18 Mai 2026 - en salle - en ligne - mahazo certificat
🔵Lieu : Arrêt bus Tetezana Namontana, Pavé mankany Paraky Antananarivo. 0343637108
05/05/2026
🇺🇲COURS DE LANGUES 100% PARLÉES🇨🇵
🗨️Mahazo resaka fa tsy mahavaly?
✅Andao ary ho folahina hamaly resaka ianao e.
✅Méthodes 100% miresaka mihitsy.
✅Fampianarana mamolaka anao tonga dia miresaka.
🌐Lieu : Arrêt bus Tetezana Namontana, mandroso Pavé mankany Paraky. Droit : 170.000ar/ 1 langue ihany no totalin'ny vola aloanao.
05/05/2026
Maty ianao sa velona?
Izay tsy mahay miresaka en anglais sy français dia vonoina avokoa😂
Betsaka mpanaraka pejy velona oh?🥹