Tokontany Be Malagasy - Mandarin

Tokontany Be Malagasy - Mandarin

Share

Ilaina ny teny SINOA noho ny antony maro tsy voatanisa fa anisan’ny antony voalohany ny fahamaroan’ny SINOA mpandraharaha eto Madagasikara sy eran-tany.

07/08/2026

Salama 🇲🇬

Ny ankizy ny ho avin’ny firenena ka andao omena fahefana izy handray an-tànana ny ho aviny. 🔥

Fotoana:
Sabotsy 8h-9h (4ans-7ans)
Sabotsy 9h-11h (8 ans - 14 ans)

Toerana:
Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy
Eo besarety

Sarany:
40.000 ar : inscription
50.000 ar/mois : ecolage

Ndao hiaraka handroso! 😎
Aoka izay ny mangetaheta ambony lakana! 🤗

Midira mp ary na antsoy mivantana ny 0345045624

Mankasitraka tompoko

Photos from Tokontany Be Malagasy - Mandarin's post 24/07/2026

🇨🇳 MIANARA MANDARIN AO AMIN’NY TBM!

🌍 Te hanome fahafahana vaovao ho an’ny tenanao na ny zanakao ve ianao?

Misokatra izao ny fisoratana anarana ao amin’ny TBM Mandarin Academy.

👧 Ho an’ny ankizy (4–13 taona)

📅 Sabotsy
• 4–6 taona : 8h–9h
• 7–13 taona : 9h–11h

📅 Alarobia
• 4–6 taona : 14h–15h
• 7–13 taona : 15h–17h

📍 CDC–TBM Besarety



👨‍🎓 Ho an’ny olon-dehibe

📅 Sabotsy
🕘 9h–12h
📍 CDC–TBM Besarety

📅 Alahady
🕘 9h–12h
🕐 13h–16h
📍 CDC–TBM Ambohidratrimo



💰 50 000 Ar / volana

📚 HSK1 : 2 volana

✨ Débutants raisina
✨ Kilasy kely
✨ Fampianarana mifototra amin’ny fampiharana

⚠️ Voafetra ny toerana!

📩 Soraty “MANDARIN” amin’ny inbox dia halefanay ny antsipiriany rehetra.

🇨🇳 TBM Mandarin Academy
“Mianara Mandarin. Sokafy ny ho avy.”

Photos from Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy's post 22/07/2026
12/07/2026

Salama ❤️

TOKONTANY BE MALAGASY - ACADEMY dia fandaharan’asa iray entina mizara fahalalana no sady mamorona asa ho an’ireo manana fitiavana sy finiavana amin’ny fahaizany. 🫶🏽

Ankehitriny tonga ny fialan-tsasatra, omentsika vahana manokana ny ankizy sy ny tanora nefa tsy hadino ny lehibe.
Fampianarana mahomby manaraka ny fivoarana:

- pdf gratuit
- groupe de discussion
- dictionnaire

Mpiara-mianatra vitsy ka samy mandray anjara daholo.

Ny fahaizanao no tanjonay ho tena fampivoarana ifotony💪🏽

Ny toerana: Besarety akaikin’ny tsena
Ora: weekend na journalier

Sarany: 50.000 ar/mois
Faharetany: 2 mois

09/07/2026

🇨🇳 TBM MANDARIN KIDS

✨ Andao araraotina ny fialan-tsasatra hianarana zavatra vaovao!

Sady mianatra no milalao 🥳

Misokatra ny:

🎓 Préparation YCT1

Ho an’ny ankizy 7–13 taona.



Ao anatin’ny programme:

✔ Mandarin fototra
✔ Kilalao sy activité
✔ Kolontsaina sinoa
✔ Fampivelarana fahatokisan-tena



👥 Groupe kely

⚠️ Toerana voafetra

📩 Soraty “YCT” amin’ny inbox raha mila détails.

02/07/2026

Salama! 🤗
Araraoty ny vacances hianarana teny vaovao. 🔥
Ny teny SINOA dia isan’ireo teny be mpampiasa indrindra eran-tany indrindra eo amin’ny sehatry ny varotra. 🤝
Ity ny PROMOTION VACANCES

50.000 ar isam-bolana fotsiny

Ao anaty 2 volana ianao mahavita HSK1.🔥
Efa Tsisy dikany aminao tsony ity soratako ity:

你好
我叫TBM😁

Aleo tsy atao be loatra Sao lazainareo be geste eo🤭

Toerana 10 isaky ny groupe ihany ary misy journalier sy weekend ka antsoy avy hatrany ny 0345045624 na 0372802634 (WhatsApp) hamandrihana ny toerana sao Tara. ❤️🫶🏽🥰

Photos from Tokontany Be Malagasy - Mandarin's post 29/06/2026

Salama jiaby! 🇲🇬
Nimen Hao! 🇨🇳

Ny teny SINOA dia isan’ny teny be mpampiasa indrindra eran-tany indrindra eo amin’ny sehatry ny varotra sy famokarana. 💪🏽

Tena maro ny orinasa sy mpandraharaha SINOA eto ary maro ny làlana ho an’ny olona mahay miteny izany fiteny izany. 🔥

Antony mahatonga anay manolotra :

PROMOTION SPECIAL HSK1 (debutant)
- Cours accéléré 1 mois (100.000 ar)🥰
- Cours normale 2 mois (50.000 ar/mois)😘

Antsoy mivantana ny 0345045624 na whatsapp 0372802634 na MP

Ataovy “HSK1” ao amin’ny commentaires raha Liana amin’izany ianao.

24/06/2026

🇨🇳 COURS DE VACANCES – TBM MANDARIN

🌞 Aza avela ho lany maina ny vacances!

Raha te hianatra fahaiza-manao vaovao sy mahasoa ianao, dia misokatra izao ny Cours de Vacances Mandarin mandritra ny 1 volana.

🎓 Mety ho an’ny :

* 🧒 Ankizy
* 🎓 Étudiants
* 💼 Olon-dehibe

✨ Hianaranao:

* Fanombohana amin’ny teny Mandarin
* Resaka sy voambolana fototra
* Soratra sy fanononana
* Fiomanana amin’ny HSK1

📍 Misy safidy:
💻 En ligne
🏠 Cours particuliers
🏫 En salle

👥 Vitsy ny toerana isaky ny kilasy mba hahazoan’ny tsirairay fanaraha-maso akaiky.

📩 Alefaso ny teny hoe “VACANCES” amin’ny inbox dia halefanay ny fandaharam-potoana sy ny antsipiriany rehetra.

24/06/2026

Tokontany Be Malagasy
Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy
Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy

🇨🇳 COURS DE VACANCES – TBM MANDARIN

🌞 Aza avela ho lany maina ny vacances!

Raha te hianatra fahaiza-manao vaovao sy mahasoa ianao, dia misokatra izao ny Cours de Vacances Mandarin mandritra ny 1 volana.

🎓 Mety ho an’ny :

* 🧒 Ankizy
* 🎓 Étudiants
* 💼 Olon-dehibe

✨ Hianaranao:

* Fanombohana amin’ny teny Mandarin
* Resaka sy voambolana fototra
* Soratra sy fanononana
* Fiomanana amin’ny HSK1

📍 Misy safidy:
💻 En ligne
🏠 Cours particuliers
🏫 En salle

👥 Vitsy ny toerana isaky ny kilasy mba hahazoan’ny tsirairay fanaraha-maso akaiky.

📩 Alefaso ny teny hoe “VACANCES” amin’ny inbox dia halefanay ny fandaharam-potoana sy ny antsipiriany rehetra.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address


Antananarivo
101