Global Language School MG

Global Language School MG

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Global Language School MG, Language school, Antananarivo.

全球语言学校 MG

Global Language School MG

École des langues mondiale MG

Sekolin'ny teny eran-tany MG

グローバルランゲージスクールMG

Escuela de idiomas global MG

Scuola di lingue globale MG

مدرسة اللغات العالمية MG

Photos from Global Language School MG's post 11/06/2025

🎁🎉BOURSE INTERNATIONAL🎋💪

Cours:
🇺🇲:Anglais American
🇬🇧:Anglais British
🇻🇳:Chinois Mandarin
🇫🇷:Français
🇩🇪:Allemand
🇮🇹:Italien
🇯🇵:Japonais
🇪🇸:Espagnol
🇲🇬:Malagasy

📢📣Fisokafana ny 04 Aogositra 2025
Raha manoratra mialohan'ny 30 Jiona 2025 dia mahazo fihenan'ny saram-pianarana 11,12% be izao ka aza tara ary eee!

🎁🎉Raha mihaotra ny roa ny pianatra hiaraka hianatra dia misy fanomezana manokana hoazy ireo koa ah🎋

🌍Global Language School MG
Na ny 全球语言学校 MG na koa ny École des langues mondiale
Dia fampianarana ny teny rehetra maneran-tany

🎁Misy andro voatokana hanaovana Pratique na club isaky ny 12:00ora atoandro=>2:00 ora hariva hoan'ny Andavanandro ary tontolo andro kosa hoan'ny Alarobia sy Sabotsy!

👉Ny pianatra efa ato amin'ny Global Language School MG na hivelany dia afaka mandray anjara avokoa🎉 mba hialana amin'ny fitenenana hoe elaela tsy nampiasaina dia hadino,na koa hoe azoko ny tiany ho tenenina fa tsy aiko no mamaly azy!😅

🤏🥰Izahay dia vonona ny hanome anao ny fampianarana fara-tampony ary ny tsara indrindra mba hampiroborobo ny fandrosoana amin'ny fifandraisana eran-tany sy ny fampiroboroboana ny sehatra fahitana asa mahomby hampandroso anao indrindra fa eo amin'ny sehatry ny Fandraharahana.

🤏💪Ny pampianatra izay mampianatra dia manana ny kalitao tsara indrindra miaraka amin'ny traikefa sy voafantina tsara mba tsy handiso fanantenana anao!

📣Marihana fa ny Global language school MG dia Orin'asa rahavavin'i Fy'delicoli International-Local sy i Fy'delikô Fromage ary i Gasyah mg

🌍Toerana fanoratana anarana dia eo amin'ny Fy'delikô Fromage Antanimena

☎️:+261207682174
☎️:+261381082174
☎️:+261339144950
📩:[email protected]

Ny mahatsara anay dia Orin'asa rahavavin'i Fy'delicoli International izay efa eo amin'ny fandefasana entana manerana izao tontolo izao sy i Fy'delikô Fromage izay nandrombaka ny amboara fifaninanana iraisam-pirenena hoan'ny Fandraharahana The Anzisha Prize izay fantadaza maneran-tany

Photos from Global Language School MG's post 21/05/2025

Ny Global Language School MG
Na ny 全球语言学校 MG na koa ny École des langues mondiale
Dia fampianarana ny teny rehetra maneran-tany

Izahay dia vonona ny hanome anao ny fianarana fara-tampony mba hampiroborobo ny fandrosoana amin'ny fifandraisana eran-tany sy ny fampiroboroboana ny sehatra ahitana asa mahomby hampandroso anao indrindra fa eo amin'ny sehatry ny Fandraharahana.

Ny pampianatra izay mampianatra dia ilay manana ny kalitao tsara indrindra sy voafantina tsara mba tsy handiso fanantenana anao!

Marihana fa ny Global language school MG dia Orin'asa rahavavin'i Fy'delicoli International-Local sy i Fy'delikô Fromage ary i Gasyah mg

📩:[email protected]
☎️:+261207682174
☎️:+261381582174

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo