🔥Mental d’acier 🔥
Quand le corps commence à ne plus répondre, c’est là que le mental joue son vrai rôle
Oss 🙇♂️
Aikido Fanantenana
“Manakambo fa tsy matin-kambo
Tia ny tena fa tsy tia tena
Mahalala ny zo sahaza ny tena" Since 1973. Siège ASKA 67ha Antananarivo.
Près Station Galana Kintana, route Ampasika, en face Microcred.
🔥Entraînement du 12/07/26🔥Extrait 1ère partie
📢 Vaovao mafana be ho antsika mpikambana
Ampahafantarina antsika fa amin'iny asabotsy 16 mai mandritra n'y heures d'entraînement no anatanterahana n'y REMISE DE CEINTURE.
👉 Ho anareo zay te hi commande ceinture ary dia afaka miantso an'i Senseï Lova directe: 034 27 776 66
🙏 Hanamarika ny fandrosoanao eo amin'ny pratique de l'aïkido io ka raikieto ho tantara🙏
🤍 AMPITAMPITAO
🏅Andro iraisampirenena ho an'iny fanatanjahantena, 2026🏅
Isaorana manokana ireo mpikambana rehetra ato am club nandray anjara..Isaorana ihany koa ireo "DIMBIN'NY FANANTENANA / Aikido Itaosy"
Araho antsary Ary 📸🤼♀️🤼♂️
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS ‼️
Eny ar eh, hifapizara expérience kely indray isika gradés.
Entano ny namana fa ny toerana tsy miova💪🔥
📅 Alahady 12 avril 2026
📍 Dojo Jules Fery Faravohitra - JJB any ambony
🕘 8h30 à 10h
💥AMPITAPITAO💥
06/03/2026
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS‼️
Tonga indray ny fotoana hiarahantsika gradés rehetra!
Andao ary fa dia mbola ho hafana noho izay efa hita hatramin'izay izy ty, izay tsy tonga iany no tsy mahazo💪🔥
📅 Alahady 08 Mars 2026
📍 Dojo Jules Fery Faravohitra - JJB any ambony
🕘 8h30 à 10h
💥AMPITAPITAO💥
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS / FEVRIER 2026‼️
Nohon'ny antony tsy azo hanoharana dia ahemotra kely ny fihaoantsika holazaina eto iany amin'io herinandro io ny date excate...
Manantena hatrany ny fahavononantsika hifapizara traikefa
Aza miala lavitra fa araho tsy tapaka ny pejy 🔥
15/02/2026
😔Amin'alahelo lehibe no andrenesanay ny nahalasana ny dadan'i (membre du bureau des gradés / vidéaste au sein de l'Aïkido FANANTENANA).
Ny Birao sy ny mpikambana rehetra ato amin’ny dia maneho fiaraha-miory ho azy sy ny fianakaviany
🖤Mankahery anareo tompoko amin’izao fotoan-tsarotra izao 🤍
Ho lazaina amitsika ny fotoana hamangiana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Address
DOJO ASKA
Antananarivo
101