Ecole de la chance et Malaza Ny Gasy

Ecole de la  chance et  Malaza Ny Gasy

Share

🎓 Éducation des enfants et jeunes démunis
🤝 Parrainages & dons solidaires
🏫 École de la Chance – MNG
📜 Association Loi 1901
🌱 Un avenir meilleur commence ici

Devise de MNG
Pour l’éducation des enfants et jeunes pauvres en vue d’un AVENIR MILAY
Pour mon avenir, ma famille et mon Pays, JE M’ENGAGE AVEC VOUS
Idéal associatif d’engagement :
Notre idéal d’engagement associatif tient compte de l’aspect culturel malagasy. La personne est un être humain à la fois social et individuel. Nous essayons de maintenir cet équilibre entre l’autre et moi-même par un

26/04/2026

Alahady 26 Avril 2026, Ferin'ny Mpiandry Ondry tsara - Mivavaka ho antsika ato @ ity Chapelle Médaille Miraculeuse, Paris, ity - Dans cette Chapelle de la Médaille Miraculeuse (Rue du Bac), j'ai prié pour nous. Tsara levenana i Mama (Mamazery) ary efa anilan'i Masina Maria any an-danitra izy sy papa ary ireo fianakaviana nialoha lalana. Ka misaotra an'Andriamanitra Trinite Masina ary mivavaka ho anareo rehetra nanohana anay tao anatin'ny fahoriana iny. Manankina amin'Andriamanitra, Zanahary tsy mba miangatra, ihany koa ny fianakavianay sy ireo tetikasa rehetra : Lyon sy ny Espace Seniors Duchère, ny Fondation GS sy ny association Madavenir, ny MNG sy ny Akany 12 manabe ankizy mahantra 7.000 manerana ny Nosy, ny aspirantes sy ny Fraternite Missionnaires Paix et Joie ary ireo ankizy mahantra mpatory an-dalana beaziny, ny fambolena zana-manga any atsimo, ny fiompiana aosy, Mada Maitso Miavaka... Tsarovako manokana Papa Leon 14 sy ny Fiangonana, Mgr Gabriel sy ny diosezin'i Tsiroanomandidy niaviako, Mgr Gustavo sy ny arsidiosezin'i Toliara hanaovako mission manokana ny ankizy kere, Madagasikara indrindra fa Tamatave izay mbola ao anatin'ny fanarenana ny potiky ny cyclone Gezani sy ianareo Mpanaosoa manohana, Le Roi vao nahazo Fandresena bevata tany Maurice, ny Soeurs Aveugles de Saint Paul sy ny Sœurs Guadaloupaines De La Salle nangataka vavaka manokana. Ianareo izay nangataka mba ho entiko am-bavaka manokana @ izao Pèlerinage Marial de la Paix izao. Homba antsika jiaby ny Fiadananan'ny Tompo. Paix et Joie.

Photos from Ecole de la  chance et  Malaza Ny Gasy's post 02/04/2026

🕊️ Condoléances
L’association Malaza Ny Gasy adresse ses sincères condoléances à son fondateur Ragod Frjeandedieu Fondateur Mng-Mpj (Ragod-Gasy) et à toute sa famille suite au décès de sa mère, MAMAZERY -RAKETAMAVO Germaine, qui s’est éteinte à l’âge honorable de 100 ans.
🙏 Que Dieu lui accorde la Paix et la Joie éternelles.
Nos pensées et nos prières accompagnent toute la famille.

🕊️ Fisaonana
Maneho fiaraha-miory izahay ato amin’ny fikambanana mpanao soa Malaza Ny Gasy noho ny nahalasanan’i Mamazery (RAKETAMAVO Germaine), izay nodimandry teo amin’ny faha-100 taonany.
Mampahery sy mivavaka ho an’ny Frera Jean de Dieu (Ragod-Gasy), zoky mpanorina ny MNG, sy ny fianakaviany manontolo.
🕯️ Mandria am-piadanana MAMAZERY
Paix et Joie Éternelles.

Photos from Ecole de la  chance et  Malaza Ny Gasy's post 07/03/2026

École de la Chance - Akany Mizarasoa
Manaotsara II - Fianarantsoa
Nous rendons grâce à Dieu car les travaux d’amélioration de l’Akany ont été réalisés avec succès : peinture extérieure, plafond et tables-bancs.
Grâce à cela, les enfants et les jeunes demunis du village de Manaotsara II peuvent poursuivre leur éducation et espérer un avenir meilleur.
Nos remerciements particuliers à SOMADIS ( La Vache Qui Rit Madagascar ), au Consulat de Monaco, à MNG Foibe, aux éducateurs, aux enfants et jeunes bénéficiaires, aux parents, ainsi qu’à toutes les personnes qui ont apporté leur soutien et leur contribution.
Que Dieu, riche en grâce, vous bénisse et vous récompense toujours.

Ecole de la Chance Akany Mizarasoa
Manaotsara II - Fianarantsoa
Misaotra an’Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fanatsarana ny akany: loko ivelany, plafond ary table-banc. Noho izany dia afaka manohy ny fianarany indray ireo ankizy sy tanora sahirana, ka hanana Avenir Milay.
Isaorana manokana ny SOMADIS, ny Consulat de Monaco, ny MNG Foibe, ireo mpanabe rehetra, ireo beazina sy ny ray aman-dreny, ary ireo rehetra nandray anjara sy nanohana.
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hanambina sy hamaly soa anareo lalandava.
Zanahary tsy mba miangatra.
✨ Paix et Joie ✨

Photos from Ecole de la  chance et  Malaza Ny Gasy's post 28/02/2026

🎉 Joyeux Anniversaire à Emma Razanamanantsoa
Présidente Nationale MNG 🎉
Au nom de tous les membres de l’Association Malaza Ny Gasy, engagée pour l’éducation des enfants et des jeunes démunis à Madagascar,
nous vous adressons nos vœux les plus sincères.
Que cette nouvelle année vous apporte force, sagesse et réussite dans votre noble mission.
Merci pour votre engagement et votre inspiration.

✨Paix et Joie✨

26/02/2026

Isaorana Andriamanitra noho ny hery sy ny fahasoavana nahafahana nanantanteraka ny lakoro..
Misaotra bevata an’i Coordo Salomon DeValeur sy Surveillant Falimana
Izay nisolo tena sy nanohana ireo mpanabe ao amin’ny Akany Onjasoa, ka nahafahana nanatanteraka ny fanarenana.
Mankasitraka manokana an’i Coordi Mme Françoise tamin’ny fandrindrana sy ny ezaka lehibe nataony tamin’ny fanarenana sy fandaminana ny Akany.
🙏 Misaotra indrindra ihany koa ho anareo rehetra - mpiara-miombon’antoka, mpanohana, ray aman-dreny, namana ary ireo rehetra nanampy akaiky sy lavitra.
Ny fanohananareo no hery sy fanantenana ho an’ny beazina.
"Firaisankina sy fifanohanana no mampahomby ny fanarenana"

✨Paix et Joie✨
Zanahary tsy mba moangatra

Photos from Ecole de la  chance et  Malaza Ny Gasy's post 07/11/2024

Mandroso tsara ny fanamboarana wc sy douches ho an'ny kilonga beazina. Tohanana am-bavaka be nareo maçons sy mpanabe. La construction de WC-douches avance bien. Bon courage à nos maçons et nos éducateurs. Paix et Joie

05/11/2024
02/11/2024

Sabotsy 02 Novambra 2024 : Fahatsiarovana ireo mpino nodimandry sy ireo Razana efa nialoha lalana mba homen'Andriamanitra ny FIADANANA MANDRAKIZAY izy ireo. Manasa antsika hiaraka hivavaka ho an'ny Fiadanana @ izao sabotsy voalohan'ny volana izao. Paix et Joie.

31/10/2024

Hafaleana bevata gea. Mazoto mianatse avao fa nomena chance ato @ Akany Longosoa, Ampasy, Toliara. Paix et Joie

Photos from Ecole de la  chance et  Malaza Ny Gasy's post 31/10/2024

Ha zalahy e. Petsay sy patsa natao saosy ny laoka cantines. Mabosibosika ery ny ankizikely. Te hanao cantines aminareo any @ Akany Onjasoa, Tanambao Verrerie, Tamatave any iaho e. Matsiro eky raha ty. Paix et Joie.

31/10/2024

31 oktobra 2024 - naka permission iaho ka tsy hiasa androany tolakandro fa handeha hamonjy lamesa sy hanao Raozery Masina. Satria tena marobe tokoa ny fahasoavana azon'ny akany MNG sy ny Aspirantes Frat MPJ t@ ty volana oktobra ity. Zanahary tsy mba miangatra. Masina Maria, Nenimamin'ny akany. Arovinao zahay zanakao. Md Papa Joany Paoly II, Iraky ny Fiadanana. Mivavaha ho anay. Paix et Joie.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address


Lot III T 174 JA Mandrangobato II Anosibe
Antananarivo
101