Belspeak.center

Belspeak.center

Share

10 LANGUES EN SALLE et EN LIGNE, ACTIVITÉS de découvertes d' oiseaux et de protection de la nature

cours de langues avec jeunes profs spécialistes en pratique orale,
méthode exceptionnelle,
seulement 7 à 10 participants par classe,
service traduction-interprétariat

Photos from RPMU's post 20/05/2026

mianara teny Russe hoy aho ry tanora isany

14/04/2026

RAHA TE HANOHY FIANARANA ANY ITALIE HONO ZAREO A

❤️Hitako Tsara sady tsotra ilay manohy fianarana aty Italie, ry zareo, raha oharina amin'i Allemagne,France, UK, USA ary Canada.

Oniversity ny resaka eto, izany hoe mila manana bac aloha. Dia ireto no tsara ho fantatra ary:

1-Mila mianatra teny Italiana, maka niveau B1, eo amin'ny 4- 6 mois eo hono io dia efa azo satria tsotra ny teny Italiana.

2- Tsy sarotra ny mahazo admission amin'ny oniversity fa tsotra ary ny filiere rehetra azo idirana daholo.

3-Ny garant rehefa manao visa na olona any Mada aza dia efa mety.

4-Ny oniversity tsy andoavam-bola ary ny mpianatra aza rehefa tonga aty dia mangataka vatsim-pianarana amin'ny fanjakana dia saika mahazo daholo. Ary tena vola be ampy iainana tsara, mandritra ny 3 taona. Tsy mila vola avy amin'ny RAD intsony.

5- Ny olana kely fotsiny, dia ny fandehanana any Pretoria (Afrika Atsimo) manao visa, nefa rehefa feno ny dossiers dia mahazo foana hono.

6-Rehefa manao Master dia tsy maintsy amin'ny teny Anglisy. Zavadehibe io rehefa hitady asa avy eo, afaka mandeha amin'ny firenena hafa.

7-Ny fiovana statut ho salarier dia tsotra rehefa mijanona amin'ny fianarana.

8- Ny fahazoana asa kosa anefa avy eo dia aleo tsorina fa sarotsarotra ohatran'ny firenena rehetra ihany satria ny zanany aloha vao ny anao. Fa afaka miova firenena mitady asa na mody any Mada manasoa ny tanindrazana koa e.

9- Italie firenena efa tena mandroso sady mafana, ho an'ireo tsy mahazaka hatsiaka sy tia masoandro ary ranomasina.

10-Raha mahay teny anglisy dia tsy voatery mianatra teny Italiana, fa tonga dia afaka mijery cours amin'ny teny Anglisy avy hatrany.

Isaky ny volana Janoary hatramin'ny Martsa ny fisoratanana anarana amin'ny oniversity. Izao izany dia efa afaka manomboka mianatra teny Italiana raha te hianatra aty amin'ny Septambra 2027.

Mirary soa ireto mpianatra Malagasy amin'ny sary, izay manohy fianarana amin'ny oniversity iray aty Viterbo-Italie. (Efa misy Aumonerie FJKM ihany koa eto Viterbo manohana azy ireo ara-panahy).

SOLI DEO GLORIA

Photos from Belspeak.center's post 19/03/2026

Tratry ny taona daholo isika Malagasy!!! Fa ireo ireo indray no teratany vahiny nianatra tato , dia i frère Barnabé avy any Congo, nianatra portugais européen sy i Faslati avy any Comores, nianatra anglais...soa fa mahay tenim-pirenena 2 farafahakeliny ny mpampianatra ato satria tsy mahazo teny malagasy ry zareo...

11/03/2026

misaotra an' i Zoe mpianatra italiana t@ taona 2022 nitsiditsidika anay tato .center sady nanome an'io sariny niaraka tamin' ny mpiara-miasa aminy tany Italie io fandalovany kely eto an-tanindrazana izao...raha jerentsika ny publication any ambanimbany any dia tafiditra niasa t@sambo izy taoriana kelin' ny nahavitany ny fianarany tato aminay. Mirary azy hahatanteraka ny fikasany rehetra izahay ary miandry ny sasany handalondanlo hilaza vaovao foana koa an :-)

09/03/2026

akory aby jiaby jiaby eee, elaela ihany zay ary misimisy ihany ny vaovao fa atombokay fisaorana an' i père Sylvain izay nanomboka nianatra teny frantsay t@herintaona hoatr' izao mba ho fanomanana ny soutenance de maîtrise-ny ary rehefa avy niato kely dia niverina indray fotoana izao manao perfectionnement sady manomboka mianatra teny anglisy ihany koa ho fanomanana ny thèse de doctorat indray....misaotra anareo pretra sy relijiozy rehetra zay efa nandalo ihany koa fa tsaroanay mihitsy ny fitahian' Izy Andriamanitra amin' ny fandalovanareo ato an, mankasitraka e

Photos from Belspeak.center's post 06/01/2026

Bonne année be daholo aloha, indrindra ho anareo rehetra izay tsy manadino an' i belspeak.center. Anisan' ny mahafaly zao ity hafatra miafina anglisy mipoapoaka be nataon' i Henintsoa izay mpianatra t@ 2023 ity...mahafinaritra foana ny maheno ny vaovaonareo oa fa dia mirary fahombiazana ho anareo rehetra eeee

04/12/2025
30/08/2025

Ireo ndray izy mianadahy, avy nanao cours de vacances, i Fandresena nanao mandarin ary afaka fanadinana HSK 1 na dia 1 volana teo fotsiny aza, ary possible ho afaka HSK 2 raha nahavita ny 2 volana, satria tsara be ny méthode an' i Belspeak an :-), ahafahana mampiana-tena mihitsy avy eo...i Bryan nanao anglais, mahay kely koa zany raha zaza....tongava soa any Maroantsetra nareo mianadahy d tohizo ny fianarana mba hahafaly an' ilay maman mahery fo :-)

Photos from Belspeak.center's post 26/07/2025

Faly ndray raha vao avy nandre vaovao fa hanainga rahampitso ho any Italie ry masera "pompous"(bota kely). Efa 2 volana teo ho eo izay no vita ny cours d' italien an-dry zareo. 6 vavy zareo no tafaraka sady efa mahay anglais sy français nefa mianatra italien....soava dia maseranay d aza adino miantsoantso rehefa afaka an :-)

09/07/2025

TOLOTR' ASA an' ny orinasa iray any Russie ho anareo tovovavy 18 hatr@ 23 taona:
1/ Cuisine
2/ Restauration
3/ Administration
4/ Conduite
5/ Travail à l' Hopital

544 us dollars hatr@ 1000 usd/mois ny karama, logé et nourri ... russe na anglais ny entretien.....efa misy fianarana russe koa ato amintsika annn :-)

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


AMBATOROKA Descente Villa Berlin
Antananarivo
101