Centre National de l'Artisanat Malagasy

Centre National de l'Artisanat Malagasy

Share

Vokatra Asa tanana Malagasy

Photos from Secret d'artisan's post 29/07/2026
Photos from Centre National de l'Artisanat Malagasy's post 28/07/2026

Fantatrao ve fa ireto voninkazo ireto dia asan-tanan’ireo olona manana fahasembanana ? 🌼

Ny tena mampiavaka azy dia isaky ny tahony vita no andraisany karama. Asa tanana feno fitiavana sy faharetana, ka ny fanohananao dia manome lanja ny talentany sy ny ezaka ataony⭐️

Photos from Centre National de l'Artisanat Malagasy's post 23/07/2026

Fitsidihana notanterahin-dRamatoa Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa Tanana teto anivon'ny CENAM, feno fifanakalozana sy fanohanana ny asa tanana malagasy🌷🇲🇬

20/07/2026

💡Fa inona moa ilay hoe Cenam ? 🌟

Manasa anao hitsidika ihany koa ny pejy TikTok :
CenamArtMalagasy🇲🇬😊

18/07/2026

Fihaonana fifanakalozan-kevitra teo amin’ny CENAM sy ny AFG Bank ho fanamafisana ny fiaraha-miasa ho tombontsoan’ny mpanao asa tanana malagasy.🤝🇲🇬

16/07/2026

Ankoatra ireo efa naseho teo aloha, dia manolotra fiofanana maro hafa ihany koa ny CENAM. ✨

Aza misalasala manatona na miantso raha mila fanazavana fanampiny na manana fikasana hisoratra anarana ianareo.😊

📞: 034 32 199 57 | 038 06 715 42
✉️: [email protected]
📍: CENAM, Rue Agosthino-Néto 67 Ha Sud, Antananarivo.

15/07/2026

💡 Fantatrao ve ?

Tsy fampiroboroboana ny asa tanana malagasy ihany no ataon’ny CENAM, fa manolotra fiofanana maro isan-karazany ihany koa✨

Mba hanomezana fahafahana hianatra asa sy hampivelatra ny talenta ary ny fahaiza-manao malagasy🇲🇬

Koa manasa anao izahay hitsidika ny CENAM na hiantso mivantana ny laharana : 034 32 199 57 raha te hahafantatra bebe kokoa momba ireo fiofanana atolotray ireo🛠️🧵📚

Photos from Centre National de l'Artisanat Malagasy's post 13/07/2026

Amin’ny alalan’ireto asa tanana vitsivitsy maneho ny fahaiza-manaon’ireo mpanao asa tanana eto amintsika ireto, no hirarian’ny CENAM Alatsinainy mahafinaritra sy herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra. 🇲🇬✨

Afaka mahita sy manjifa avy hatrany ireo vokatra ireo, ary koa asa tanana maro samihafa, ao amin’ny Showroom Ivoart sy ao amin’ny Village Vitasoa ianareo. 💐

26/06/2026

Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Augosthino Neto 67ha-Sud
Antananarivo
101