28/05/2026
Hallo Leute ✨,
was ist los ?
Ho anareo tsy dia mana-potoana indray ity ary Cours en ligne via WhatsApp izy ity
Tsy pdf sns fa appel video mihintsy ny Antsika rehefa mianatra.
- Droit d'inscription : 70.000Ar ( efa ao anatiny ny Boky sy ny support...)
Ndao iboss ✍️
19/05/2026
Hallo zusammen ! Vakio Tsara ry Ce aloha anh 👀
Natao ho anareo maniry hanao Au-Pair any Belgique sy Suisse indray ary. ✈️🇧🇪
✓ 4 - 6 Mois avant ny date tianao andehanana Enao no mandefa Candidature
✓ Anglais no tena ilaina ( tsy votery misy Zertifikat)
ireo no tena important izahay no manao ny démarches rehetra fa Manao entretien ny anjaranao dia mitaingina Avion 😁
Mp ato amin'ny Page iany raha haka Informationen ry Ce ah 👀🇧🇪🇧🇪
13/05/2026
✨ Et si ton rêve de découvrir l’Allemagne commençait par une aventure Au-Pair ? 🇩🇪✈️
Être Au-Pair, ce n’est pas seulement voyager…
C’est apprendre une nouvelle langue, découvrir une nouvelle culture, gagner en expérience, devenir plus indépendant(e) et créer des souvenirs pour la vie. 💫
En vivant dans une famille d’accueil, tu peux : ✔ améliorer ton allemand chaque jour
✔ découvrir la culture européenne de l’intérieur
✔ recevoir un logement et des repas
✔ avoir de l’argent de poche chaque mois
✔ rencontrer de nouvelles personnes
✔ préparer ton futur en Allemagne 🇩🇪
🌍 Beaucoup de jeunes rêvent de partir…
Pourquoi pas toi ?
L’aventure commence souvent par une simple décision. ✨
04/05/2026
🇩🇪✨ Offrez-vous une expérience d’exception en Allemagne ✨🇩🇪
Et si votre prochain grand pas était à l’international ?
Notre agence vous propose bien plus qu’un simple programme Au-Pair :
une expérience soigneusement encadrée, sécurisée et valorisante, pensée pour celles et ceux qui veulent évoluer, apprendre et s’ouvrir au monde.
🔹 Sélection rigoureuse de familles d’accueil de qualité
🔹 Accompagnement personnalisé à chaque étape
🔹 Préparation complète (langue, entretien, intégration)
🔹 Payement après l'obtention du contrat 🇩🇪
🌍 Développez votre allemand, découvrez une nouvelle culture et construisez un profil international solide.
🎯 Faites le choix d’un avenir ambitieux et maîtrisé.
📩 Contactez-nous en privé pour un accompagnement sur mesure
Places limitées – candidatures en cours
01/05/2026
1er mai fête du travail ou " Tag der arbeit " en allemand 🇩🇪. Ahoana ny fankalazana ity Andro ity any Allemagne ?
🌸 1. La tradition du Maibaum (arbre de mai)
Dans beaucoup de villages et petites villes, les gens dressent un “arbre de mai” décoré de rubans et de symboles . Ampiarahana dihy sy sakafo isan karazany .
💃 2. La nuit du 30 avril : Walpurgisnacht
La veille du 1er mai na ny alin'ny 1er mai ndray izy ity . Misy ny fety isan karazany , misy aza manao déguisement mihitsy 🎭
🍻 3. Sorties entre amis
Izany hoe fiarahana tsotsotra miaraka amin'ny namana , misotrosotro , manalazy 🤩
🚲 4. Le “Vatertag” na fetin'ny ray.
Matetika Miara mitontona amin'ny fetin'ny asa ✨ misy ny tia manao fety , mandende , misotrosotro ,etc ...
✊ 5. Les manifestations 😅 oui , vous avez bien lu .
Midina an dalambe ny mpiasa sasany mba hitakiana fanatsarana conditions de travail etc ..
NB : manifestation pacifique fa ts violente akory 🤩
Ary ireo au pair anatin'izany ? misy ny misafidy ny hiaraka amin'ny famille d'accueil 🥳misy ny mandende miaraka amin'ny namana . ary ianao ?
12/04/2026
🇩🇪 Plusieurs familles en Allemagne et Autriche recherchent leur future au pair !
Tu es motivée, sérieuse et tu veux vivre une belle aventure en Allemagne ?
Azo ny Contrat vao Mandoha Vola ✍️
🔹 Documents à envoyer :
📌 Lettre pour la Famille d'accueil
📌 Photos avec des enfants
📌 Diplôme du Baccalauréat
📌 Scan du passeport
📌 Certificat de formation en crèche/garderie ( facultatif)
📍 certificat CGM
📩 Tu veux t’inscrire ?
Envoie-nous vite un message pour recevoir ta fiche d’inscription !
Izay Natomboka raha tsy Vita tsy Avela ✈️
03/01/2026
Hallo ! Ankafaliana no entinay miarahaba Anao nahatratra ny Taona 2026 🥰🥰.
Mirary ny Lahatra sy ny Anjara ho Anao izahay . Enganie ka ho Taona fandehanana any Allemagne ity Taona ity 😁😍.
Raha mbola tsy Tratra ny Tanjona dia eto izahay Anampy Anao anatratra azy.
Ka ndao ary : Misokatra ny dépôt de Dossier (Au-pair ary Fsj )
Misokatra koa ny fisoratana anarana ho an'ny Cours intensif (A1, A2 sy B1)
Ny Fanombohan'ny Cours dia ny : 12 janvier 2026
Infoline : 034 03 976 80
29/08/2025
Hallo ☺️
Mirary Fahazotoana Ho Anareo Rankizy
Hiatrika Taom-pianarana vaovao indray ✍️
Ho Anareo mbola tsy nahita Cours d'Allemand
Mbola misy Place 10 ho an'ny A1 ary 15 ho an'ny B1
Ny 18 Septembre ny Fidirana koa aza Tara 👌
Aza adino fa sady Agence (Au-Pair sy Fsj iany koa izahay)
„Nichts kommt zufällig "
24/06/2025
Ho Anareo Ankizy mbola tsy nahazo Famille.
Misokatra ny dépôt de Dossier .
Famille en Allemagne iany ary Fille iany no Raisinay tadiavinay am'ity 2 mois ity .
400.000Ar ny Frais d'agence ( Contrat fotsiny iany no andraikitray amin'ity Fotoana ity )
2 Tranche ny fandohavana ilay Frais
06/02/2025
Hallo !
Ary raha izahay mihintsy ary no mikarakara ny andehananao any Allemagne eh 💯
✓ fa mila mianatra Allemand Enao
✓ ampidirinay Examen Enao 🛜
✓ ampinay Enao amin'ny examen Cgm
✓ izahay mihintsy no hitady Contrat ho Anao ✨
Misokatra indray ny fisoratana anarana ary koa aza tara ! Voafetra ny Toerana !!!¡¡
Rentrée : 20 Février 2025
Infoline :0330982951