15/08/2026
โ ๐๐ญ๐ ๐ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ข๐ก๐๐ฉ๐๐ฅ๐ฆ๐๐ง๐ ๐ฉ๐๐ข ๐๐๐ก๐ข๐ ๐๐ข๐๐ ๐๐๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฅ
1. Mianara fahaiza-manao vaovao
Ohatra: informatique, Internet sy IA, montage vidรฉo, design, marketing digital, na fahaiza-manao hafa mety hahasoa anao aminโny asa.
2. Manaova asa an-tsitrapo
Midira aminโny fikambanana, club, na tetikasa eny amin'ny fiarahamonina. Manampy anao hahazo traikefa sy hahafantatra olona vaovao izany.
3. Manaova fanatanjahan-tena
Manokร na fotoana hikarakarana ny fahasalamana. Tsy voatery ho fanatanjahan-tena mafy izany, fa ny zava-dehibe dia ny faharetana sy ny fahazarana mihetsika.
4. Manomboha mitantana ny fiainanao
Mianara mitantana vola, fotoana, fifandraisana aminโny olona, manangana CV, miomana aminโny entretien ary mametraka tanjona.
5. Mianara teny vahiny
Hatsarao ny teny frantsay sy anglisy, na manomboka mianatra teny vaovao toy ny allemand, espagnol, na chinois.
๐ COURS DE LANGUES ato amin'ny Mpanabe Fototra
๐ซ๐ท Franรงais | ๐ฌ๐ง Anglais | ๐จ๐ณ Chinois
๐ Fianarantsoa โข Antananarivo โข Ambalavao