04/05/2026
Ny Firaisanโny Skotisma eto Madagasikara aminโny alalanโny Birao Tari-panofanana nasionaly ny Tily eto Madagasikara dia mikarakara Fanofanana Mpanofana Mpanampy - TP3 ANALAMANGA ATSINANANA.
๐
4 - 11 Jolay 2026
๐ Fisoratana anarana: Fisy alaina any amin'ny Birao TPTEM Nasionaly na Faritany.
๐งพ Ao anaty Fisy fisoratana anarana ny andinindininy.
โ Daty farany 04 Jona 2025, "Tsara ho marihana Fa vao feno mialoha ny fetr'isa dia mifarana avy hatrany ny fisoratana anarana."
โ๏ธ Hifandraisana:
๐ +261 34 16 190 31
๐ +261 34 96 178 03
๐ฒ Saran-dasy : 160 000 Ar
๐ฒSaram-pisoratana anarana : 15 000 Ar.
Alefa:
๐ถ MVola: 034 51 117 95
๐ถ AirtelMoney: 033 70 141 38
๐ฏ FANAMARIHANA:
Mba hafarana tsara ireo izay maniry hiofana mba:
๐ Ho feno tsara ny antontan-taratasy alefa ary atambatra anaty fichier "pdf" iray (1) izy rehetra.Tsy ekena ny antontan-taratasy tsy ampy.
๐ Tsy hadinoina ny mandefa sms any amin'ilay laharana nandefasana saram-pisoratanana anarana miaraka amin'ny anarana feno, Faritany niaviana, rรฉfรฉrence Mvola, Fiofanana ho hatrehina (TP3 - ANALAMANGA ATSINANANA)
๐ Aoka hamaky tsara ny andinindininy sy ny toro-marika anaty fisy fisoratana anarana.
๐ Aoka mba ireo mahafeno fepetra ihany no misoratra anarana ary hamarino tsara ny momba an'ise.
๐ Rehefa feno ny fetr'isa dia mifarana avy hatrany ny fisoratana anarana.
01/04/2026
๐ข Resaka lasy indray izao ๐ข
Ho an'ny mpiandraikitra hiofana sy ny ekipan'ny lasy !
๐๐จ๐๐๐ฅ ๐ฅ๐๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐๐ซ๐ข๐ค๐ ๐ฅ๐๐ฌ๐ฒ
โถ Sabotsy 04 Aprily 2026
๐ EPP Soamanandrariny
๐ amin'ny 9 ora maraina
โ
Zava-dehibe ny fahatongavan'ise !
01/04/2026
๐ช Birao Tari-Panofanana Analamanga Atsinanana
๐Fanohanana Asa soratra ampahibemaso : TP2 ๐
Ho tamberin'ireo fiofanana izay noratovina izy ireo nandritry ny lasy Ravinala izay nahatrehiny.
Ny Faritany Analamanga Atsinanana dia mikarakara fanohanana Asa soratra (TP2) izay toy izao ny andinindiny:
๐ธDaty: Asabotsy 04 Aprily 2026
๐ธToerana : EPP Soamanandrariny
๐ธ Manomboka amin'ny 02 Ora atoandro
Koa etoana dia manasa an'ise hanatrika izany.
01/03/2026
๐ข๐ด๐ด Lasy Ravinala 154 ๐ด๐ด
๐๏ธ 25 Aprily - 02 May 2026, Manjakandriana - Andranofotsy
๐ Fisoratana anarana: Fisy alaina any amin'ny Birao TPTEM Faritany ary ny Filoham-paritany
Ary alefa mailaka amin'ny:
๐ฏ [email protected]
Daty farany: 31 Martsa 2026
โ FEPETRA :
1- Mpiandraikitra nahavita dingam-piofanana Fananterana, ary nampihatra herintaona farafahakeliny.
2- Manana taratasy fanamarinana (certificat) nahavitana Fanomanana sy Fananterana izay navoakan'ny Birao TPTEM nasionaly.
3- Nahavita fanekena Mpiandraikitra na efa miomana amin'izany (efa nandefa taratasy fangatahana fampanaovana fanekena misy daty voafaritra)
4- Mpikambana Tily ara-dร lana (Manana karatra FAFI manan-kery 2025-2026)
5- Atolotry ny:
๐งพ Raha Mpiandraikitra: Komitim-pivondronana, Filoham-paritany, Filohan'ny TPTEM Faritany
๐งพ Raha Filoha: Filoham-paritany sy Filohan'ny TPTEM Faritany ary Filohan'ny komitim-paritany.
โ๏ธ Hifandraisana
+261 34 90 975 71
๐ท Saram-pisoratana anarana : 10 000 Ar Alefa ๐ฐ MVola : +261 34 51 117 95
๐ฐ Airtelmoney : +261 33 70 141 38, antony : "RAVINALA 154" miaraka amin'ny sarany hakana azy (frais de retrait)
๐ Ampanarahana sms misy anarana feno, Faritany, reference Mvola, Ravinala154.
๐ต๐ต Saran-dasy : 70 000 Ar ๐ต๐ต
NB:
๐ AZA ADINOINA NY MAMETRAKA NY ANTONY "RAVINALA 154" REHEFA MANDEFA ILAY SARAM-PISORATANA ANARANA MBA TSY HIFANGARO AMIN'NY FIOFANANA HAFA SY ZAVATRA HAFA
๐ AZA ADINOINA IHANY KOA NY MANDEFA ILAY SMS AMIN'ILAY LAHARANA NANDEFASANA FISORATANA ANARANA.
๐ REHEFA FENO NY FETRISA DIA MIFARANA AVY HATRANY NY FISORATANA ANARANA.
15/01/2026
๐ช Birao Tari-Panofanana Analamanga Atsinanana
๐Fanohanana Asa soratra ampahibemaso : TP2 ๐
Ho tamberin'ireo fiofanana izay noratovina izy ireo nandritry ny lasy Ravinala izay nahatrehiny.
Ny Faritany Analamanga Atsinanana dia mikarakara fanohanana Asa soratra (TP2) izay toy izao ny andinindiny:
๐ธDaty: Asabotsy 17 Janoary 206
๐ธToerana : FJKM Ambatomaro Fehizoro
๐ธ Manomboka amin'ny 09 Ora maraina
Koa etoana dia manasa an'ise hanatrika izany.
01/12/2025
๐ชต Tari-panofanana Analamanga Atsinanana ๐ช
***
๐๐๐ก๐๐๐ง๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐ง๐๐๐๐๐๐ง ๐๐๐ก๐๐๐ -๐ฃ๐๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐
Henoy!Henoy tsara๐ถ
Ho an'ise Mpiandraikitra/Tonia ity hafatra ity
Toy izao ny lamina amin'ny fangatahana "Certificat" isaky ny Dingam-Piofanana efa vita:
1๏ธโฃ- Fenoina ny taratasy fangatahana Certificat izay hitan'ise ao amin'ny rohy (Google Drive):
๐๐https://docs.google.com/document/d/1blh6ur3X9muaApe0vdrZ-41C490M-EsP/edit?usp=drivesdk&ouid=102221470267240569763&rtpof=true&sd=true
2๏ธโฃ- Pio sary ireo validation teti-piofanana A-B-D-E-F vita ao anaty jinja vokatra
3๏ธโฃ- Pio sary ilay Karakara misy validation ny dingam-piofanana vita ao anaty jinja vokatra. Ny Birao Tari-Panofanana eny amin'ny Faritra no manao Sonia azy.
4๏ธโฃ- Efao any amin'ny Filoha Noavina (Nene) ny sarany 2.000 Ar/Certificat vita ka alefa any amin'ny laharana tokana 0385158573 (Tovontsoa)...Asio สแดษชsแดษด:แดแดสแดษช๊ฐษชแดแดแด rehefa mandefa azy ary araho antso na SMS.
5๏ธโฃ- Rehefa fenon'ise soa aman-tsara ireo dia afaka miantso an'i Filoha Hiena Mizara ise
(Whatsapp: +261 34 15 480 06), ary alefan'ise avokoa ireo anton-taratasy ary reference Mvola nandoavana azy.
โ ๏ธ๐๐ก๐๐๐ฃ๐ ๐๐๐ ๐ก๐๐จ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐๐๐ก๐ค๐๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐๐๐ค๐ฉ๐จ๐ฎ 06 ๐ฟ๐๐จ๐๐ข๐๐ง๐ 2025 ๐๐ค ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ฏ๐๐ค.
โ Ampatsiahivina fa ny fanan'ise Certificat Dingam-Piofanana FANOMANANA| FANANTERANA dia fepetra tokana tsy afaka hialana ho an'ny lasy Ravinala.
(eto dia mampatsiahy fa handray lasy Ravinala ny Faritany Analamanga Atsinanana amin'ny ity taom-panabeazana 2025-2026 ity)
26/11/2025
๐ชต Tari-panofanana Analamanga Atsinanana ๐ช
๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ก๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐ - ๐ฉ๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐๐ฆ๐๐ ๐๐ฅ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ
Efa ho avy ity ilay andro! 'Ndao ami
Mba hanamorana ny Fisoratana anarana dia asaina Ise hameno ity rohy ity (Google Forms):
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScV35ds530DyI9ZSuDQeg8Kil2-KFGyBk6i2jBSGly2emSbFQ/viewform?usp=header
Raha sendra misy olana anefa ise amin'ny famenoana azy an-jotra dia manasa an'ise hameno ny version Taratasy afaka raisin'ise ato :
https://drive.google.com/file/d/1cIgPF2hT0boqcuR0gLeFbzSyEde2dRXj/view?usp=drivesdk
F
18/11/2025
๐๐๐ซ๐ข-๐๐๐ง๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ข๐ฅ๐ฒ ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐
***
Tadidin'ise ilay Taratasy fanamarinana fa nahavita dingam-piofanana "FANOMANANA" nasaina nangatahina iny foana? Na ilay Jinja Vokatra hifampitadiavana amin'ny Ekipa Tari-panofanana hoe asiana sonia ?
๐๐ Eto ilay izy no ilainaaaaaaaaa !!!
Hanatanteraka Lasy Fanofanana ny Faritany Analamanga Atsinanana ny 26-31 Desambra 2025 ho avy izao any Manakavaly Anjepy any eeee!!!
Dia ohatran'ny izao ilay fepetra miainga:
๐ปHo an'ireo isam-batan'olona:
Na Sampana Mavo, Maitso , Mena na Menafify
๐จ Dia ireto ny fepetra takiana:
Efa nandalo tany amin'ny Tsiloko Mafikitra (DFAF) nanefa
1. Fangatahana andraikitra 2025-2026
2. Manana fahazoan-dalana avy amin'ny Komitim-Pivondronana (misy sonia) hilasy
3. Raha Fananterana ilay dingam-piofanana hoatrehan'ise dia MILA MANANA Laharana Certificat Fanomanana+ Jinja Vokatra efa vita tany amin'ny TPTEM Faritra
๐บ Ho an'ny resaka FANDRAHARAHANA:
Ny saran-dasy: 50.000 Ar/Olona izay mitsinjara toy izao
โข 20.000 Ar -- Fisoratana anarana aloa mialoha
โข 30.000 Ar -- Efaina any an-dasy
๐ Ny Fara-fandraisana ny Fisoratana anarana:
20 Desambra 2025 mandritry ny Local FARITANY/Lasy
๐๐ Ny taratasy fampahafantarana ho an' ny isam-pivondronana dia ho zaraina mandritry ny Local Faritany.
๐๐ Ny taratasy fisoratana anarana kosa dia afaka alain'ise ato amin'ny rohy
๐
https://drive.google.com/file/d/1cIgPF2hT0boqcuR0gLeFbzSyEde2dRXj/view?usp=drivesdk
Ary ato ny version Word
https://docs.google.com/document/d/1llUDhImRxhdIFbmyy5U9Ec2Oa3e18zmh/edit?usp=drivesdk&ouid=102221470267240569763&rtpof=true&sd=true
na raisin'ise any amin'ny ireo Birao TPTEM Analamanga Atsinanana.
๐ง Raha misy ilain'ise fantatra dia afaka mandefa hafatra eo amin'ny Commentaire ise
17/11/2025
๐ฏ KENDREO HIABO
โจ Ho anโny ise Mpiandalana sy Zokiolona โจ
๐ Rovering to the Success ๐
Eo aminโny lร lana halehan'ise dia hisy vato lehibe hitsena an'ise
Mety hampatahotra, mety hanakona ny hazavana.
๐ฏ๏ธFa tadidio foana :
ao ambadikโireny vato ireny no misy ilay mazava.
โข Isaky ny afaka olana ise โ mihamafy.
โข Isaky ny mandresy sakana ise โ mivelatra ny toetra.
โขIsaky ny mandroso aminโny finiavan'Ise โ mihakaiky ny tanjona.
๐งญ Ny tsiambaratelo ?
๐ปAza mandeha fotsiny tsy misy fitarihana.
๐ปISE no mitondra ny dian'ise
๐ปISE no misafidy ny lร lana.
๐ปAry eny aminโny faranyโฆmiandry an'Ise ny hafaliana sy ny fahombiazana. โจ
Aoka ร ry Ise hanandratra maso ๐
Jereo ilay kintana eny ambony enyโฆ โญ
Afaharo ny herin'ise, ny finiavana ary ireo nofy
๐ฅ Tsaoka hevitra nalaina tamin'ny Boky "La route du succรจs" nosoratan'i Baden Powell ny taona 1930
๐งพ Afaka alefan'ise eo amin'ny Commentaire ireo lohahevitra tian'ise hifampizarana