Crèche Koloiko

Crèche Koloiko

Share

Crèche Koloiko!
- 2mois à 3ans
- Garde permanente
- Garde occasionnelle
- Garde temporaire
- Garderie et jardin d'enfant

Photos from Kids Learning's post 01/05/2026
Photos from Crèche Koloiko's post 01/05/2026

Salama daholo, misokatra hatrany ny fandraisana zaza ato amin'ny CRÈCHE KOLOIKO AMBOHIPO ho antsika Ray amandreny sahirana amin'ny fitaizana. Afaka manantona avy hatrany na miantso ihany koa.
Tongava fa Miandry anareo ary izahay e !

Photos from Kindergarten's post 01/05/2026

Ndao ndray ary ô,

Photos from Crèche Koloiko's post 01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao 2026 izao izahay eto amin'ny CRÈCHE KOLOIKO AMBOHIPO, mirary taona zina ho antsika tsirairay avy, izahay dia vonona hatrany ny hanome fahafahampo ho antsika Ray amandreny amin'ny fitaizana ny zanatsika !
Dia mirary soa hatrany ary e

Photos from Crèche Koloiko's post 25/12/2025

Salama daholo,
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra izahay eto @ Crèche KOLOIKO AMBOHIPO, 🎉🌲

Photos from Crèche Koloiko's post 25/10/2025
Photos from K4 Community's post 25/10/2025

Tsara ery izy zany,

18/10/2025

Tsara ho fantatra indray ary ô !

📈 Ireo dingana lehibe amin’ny fivoaran’ny zazakely mandritra ny taona voalohany 👶✨

Mandeha haingana be ny fivoaran’ny zazakely ao anatin’ny taona voalohany 💗. Ireto avy ireo dingana lehibe tokony ho fantatra mba hahafahanao manaraka sy manampy azy amin’ny fivoarany :

🗓️ 0 – 3 volana
✅ Mahafantatra ny feon’ny ray aman-dreniny
✅ Manomboka manaraka amin’ny masony sy mitsiky
✅ Manomboka mibata ny lohany

🗓️ 3 – 6 volana
✅ Mandray zavatra amin’ny tanany
✅ Mahafantatra endrika mahazatra ary manomboka mihomehy
✅ Mahazaka tsara ny lohany ary manomboka mitoditodika mijery manodidina

🗓️ 6 – 9 volana
✅ Afaka mipetraka tsy mila tohanana
✅ Mamindra zavatra avy amin’ny tanany iray ho amin’ny tanany ilany
✅ Mibadabada, mahafantatra ny anarany ary manomboka mandady

🗓️ 9 – 12 volana
✅ Mianatra mitsangana irery
✅ Manomboka mianatra mandeha
✅ Miteny teny tsotra toy ny “mama” na “dada”

🌟 Tsarovy fa samy hafa ny hafaingam-pivoaran’ny zazakely tsirairay, ary ara-dalàna izany ! Mety ho lasa aloha na tara kely 💛

❓ Firy volana izao ny zanakao, ary inona avy ireo dingana efa vitany ? Zarao aminay ao amin’ny commentaire 👇

Photos from Kids Learning's post 09/09/2025

Ndao hilalao e !

Photos from Kids Learning's post 09/09/2025

Zara sary kely androany ô !

Photos from Crèche Koloiko's post 07/09/2025

Coucou papa et maman !
Ndao indray ary e !
Anomboka indray izy ty an ! Rotoroto amin'ny fanaterana mpianatra, fanenjehana lera... dia sahirana ihany koa hoe iza no hitaiza ilay harena kely ??
Izahay eto amin'ny CRÈCHE KOLOIKO AMBOHIPO akaikin'ny Yas dia vonona hanampy sy hanala ny fahasahirananareo Ray amandreny, atero ilay harena fa ho beaizay, ho tezainay, ho afapo ianareo.
Tongava ary e, mandray fona izahay mandritra ny taona
☎️ 0341127048/0331127048
"Veillons sur les enfants comme sur l'avenir"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


VS 21 Ter, Ambolokandrina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00