02/03/2026
IZAY TSY MIANATRA IHANY NO TSY MAHAY🇺🇸
Aza tara ny Vague manaraka fa efa misokatra ny Inscription⏳
👉 Mahazo CERTIFICAT INTERNATIONAL TEFL ianao 🌍
👉 Mianatra LEADERSHIP sy ENTREPRENEURIAT maimaimpoana ✨
👉 Izarana OPPORTUNITÉS maro be na ara-pianarana na arak'asa na ara-pandraharahana 🚀
Misy ihany koa ny Français 🇫🇷 amin'ny fomba tsotra sy haingana kokoa.
TOERANA:
1- ANTANIMENA: Bâtiment Millennial Academy🏢, trano gris eto @ Bassin Antanimena, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, feno sainampirenena eny amboniny.
2- ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno saina Amerikana eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529
01/03/2026
Miarahaba azy 29 mianadahy nahavita soa ny fianaran'izy ireo Teny Vahiny tato amin'ny Millennial Academy MG 🎊✨👏
Mankasitraka ihany koa an'i Pastera (Mpilalao sary mihetsika) izay Ray amandreny nanohana foana sy i Tahina (PDG n'ny Orinasa Fy'delikô) izay Zandrilahy nifanohana teny foana ary mpianatra Entrepreneuriat voalohan'ny Millennial Academy 🥰 Tena zava-dehibe loatra ny torohevitra nomenareo ireto mpianatra🙏 Mitomboa voninahitra hatrany tompoko!
Mirary soa anareo mpianatra ho tonga amin'ny tanjona iriana 🌟 "Izay zavatra tena tianao no ataovy amin'ny fiainana!", araka ny tenin'i Pastera ❤️
Efa misokatra ny fisoratana Anarana hoan'ny Vague manaraka ho an'izay te-hiteny Vahiny ka aza tara ⏳
Mianatra LEADERSHIP sy ENTREPRENEURIAT maimaimpoana ny mpianatry ny Millennial Academy 😉
TOERANA:
1- Bâtiment Millennial Academy🏢, trano gris eto @ Bassin Antanimena, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, feno sainampirenena eny amboniny.
2- ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno saina Amerikana eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529
31/01/2026
Mitady mpampianatra Français 01 izahay. Miantsoa ny 0346901529 alohan'ny Lundi 02 Février raha liana ianao 😊
Millennial Academy MG
04/01/2026
ATAOVY TAONAN'NY FAHOMBIAZANA ITY TAONA 2026 ITY 💪✨🚀
Hanampy anao hahomby kokoa ny fianarana Teny Anglisy🇺🇸 miampy fampianarana Leadership sy Entrepreneuriat GRATUIT iarahana mivantana amin'i Président Justino ato amin'ny Millennial Academy MG 🥰
✅ Ho an'ny ANKIZY +3ans sy LEHIBE +16ans
✅ Certificat International TEFL
✅ Afaka manohy en ligne amin'ny Universités Américaines matanjaka ahazoana DIPLÔME LICENCE.
Misy koa ny Allemand🇩🇪 sy Français🇫🇷 amin'ny fomba tsotra, haingana, pratique kokoa.
TOEARANA:
1- Bâtiment 🏢 Millennial Academy, trano gris eo amin'ny Arrêt Bus Bassin Antanimena feno sainampirenena eny amboniny, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga eo amin'ny Lalambÿ.
2- ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno saina Amerikana eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️0346901529
04/01/2026
VITA IZAY NY FETY, NDAO ISIKA HIANATRA‼️
Misokatra ny Vague manaraka ato amin'ny Millennial Academy MG ka aza tara ⏳
Teny Anglisy 🇺🇸 :
✅ Ahazoanao Certificat international TEFL/TESOL
✅ Ahafahanao mianatra en ligne amin'ny Universités Américaines matanjaka ahazoana LICENCE.
✅ Ahitanao Opportunités goavana maro.
Misy hoan'ny ankizy 3ans+ sy olondehibe.
Misy koa ny 👉Français 🇫🇷: Ankizy +3ans sy olondehibe. 👉 Allemand 🇩🇪: 14ans miakatra.
TOERANA:
1- ANTANIMENA : Arrêt Bus Bassin, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, feno sainampirenena eny amboniny.
2- ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno sainampirenena eny ambonin'ny tamboho, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie, côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529
04/01/2026
"REHEFA MANEMOTRA IANAO DIA EFA TSY NAHOMBY SAHADY!!"
"When you postpone, you’ve already failed!"
Ndao isika hanao dingana iray hanovana ny hoavy ho tsara kokoa. Ohatra amin'izany ny fianarana Teny Anglisy 🇺🇸 Hanokatra kokoa ny lalanao izany.
Ato amin'ny Millennial Academy ianao dia:
👉 Mora mahay miteny 🚀
👉 Mahazo Certificat international TEFL/TESOL.
👉 Afaka manohy amin'ny Universités Américaines ahazoana LICENCE.
👉 Mahita Opportunités maro...
NB: Misy ho an'ny ANKIZY sy OLONDEHIBE 😊
Tongava ary fa misokatra ny Vague manaraka‼️⏳
Misy koa ny Allemand 🇩🇪 sy Français 🇫🇷 amin'ny fomba tsotra sy pratique kokoa.
TOERANA:
1- ANTANIMENA - Arrêt Bus Bassin, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, trano gris feno sainampirenena.
2- ITAOSY - Trano mifefy tamboho feno sainampirenena ny tamboho, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie, côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529
13/12/2025
TSY ALEO TSY MANDOA DROIT⁉️🤔
Izay manao inscription Décembre izao dia ‼️TSY MANDOA DROIT‼️ intsony fa écolage 2 mois no aloa amin'ny voalohany ⏳
Na Anglais 🇺🇸 na Français 🇫🇷 na Allemand🇩🇪
Na ANKIZY 3ans+ na OLONDEHIBE 16ans+
TOERANA:
1- Bâtiment Millennial Academy, trano gris eo amin'ny Bassin Antanimena anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, feno sainampirenena eny amboniny.
2- ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno saina Amerikana eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529
13/12/2025
"Izao DÉCEMBRE izao no fanaovana Drafitra fa TSY JANVIER ❌" hoy Président Justino.
Tokony ho FALY aho ve sa ho TEZITRA raha niteny tamiko ny mpampianatra iray hoe 'Za Mr mba mangataka hatramin'ny 10 Décembre no hany farany miasa amin'ity taona ity fa mila fotoana kely mihintsy hanaovana drafitra ny amin'ny taona vaovao'?
👉Valiny: Faly aho 😊 Tena faly aho 😊🥰 Faly aho satria te-hahita vokatra tsara kokoa izy amin'ny taona ho avy na hanohy ny ato amiko na handeha lalan-kafa.
Ianao koa, mila fotoana kely ve??
Mila fotoana kely ve handinihana raha hanohy hiasa na hanomboka handraharaha?
Mila fotoana kely koa ve handinihana raha TOKONY HIANATRA TENY ANGLISY ato amin'ny Millennial Academy amin'ny 6 Janvier 😅 TSY MANDOA DROIT fa écolage 2 mois ihany hoan'izay manao inscription Décembre ⏳
Efa ASA ny Janvier 💪 Efa FIANARANA ny Janvier 📕
DINIHO TSARA ARY dia mirary soa ho tafita amin'izay atao tompoko ❤️ Manaova fety sambatra🙏
! !
TOERANA:
1-Bassin Antanimena anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga.
2-ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno saina Amerikana eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529
13/12/2025
We once made it to the Final🥰 Startupper de l'année by TOTAL Énergies.
29/11/2025
FALY MIARAHABA AZY 17 MIANADAHY INDRAY NAHAVITA SOA AMAN-TSARA NY FIANARANY TENY ANGLISY 🥰👏✨
Mirary anareo ho tonga amin'ny tanjona iriana!
Andriamanitra anie hitantana ny dianareo tsirairay avy amin'izay ho tohin'izao dingana lehibe vitanareo izao❤️
Efa manomboka ny fisoratana Anarana ho anareo izay maniry ny hanohy ny dian'ireo mpianatra maro be efa nivoaka tato amin'ny Millennial Academy MG ⏳
TOERANA:
Bâtiment 🏢 Millennial Academy, trano gris eo amin'ny Arrêt Bus Bassin Antanimena, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, feno sainampirenena eny amboniny.
ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno saina Amerikana eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️0346901529
27/11/2025
ATAOVY TAONA VAOVAO HANOVA NY TAONA MIFANDIMBY REHETRA HOAN'NY ZANAKAO NY TAONA 2026 ✨😊🥰
Fomba tsotra iray tena hanampy ny fanarahana ny dian'izy mianadahy ireto: FIANARANA TENY ANGLISY 🇺🇸
Mpangataka ny Ray aman-dReni'izy ireo. Vao maty tsy ela ny Reniny, ary jamba ny Dadany. Izany no nakan'i Président Justino, Filoha mpanorina ny Millennial Academy MG azy ireo, ka izao efa mba mivoatra tsikelikely izao.
Misy hoan'ny sokajin-taona rehetra ny fianarana:
✅ ANGLAIS 🇺🇸: Ankizy +3ans, Tanora, Lehibe
✅ FRANÇAIS 🇫🇷: Ankizy +3ans, Tanora, Lehibe
✅ ALLEMAND🇩🇪: Tanora sy Lehibe.
NB: Misy koa ny ÉCOLE SYSTÈME ÉDUCATIF AMÉRICAIN ho anao izay te-hiomana sahady hoan'ny taompianarana hoavy.
TOERANA:
1- Bâtiment 🏢 Millennial Academy, trano gris eo amin'ny Arrêt Bus Bassin Antanimena, anelanelan'ny TOTAL Antanimena sy JOVENA Ankazomanga, feno sainampirenena eny amboniny.
2- ITAOSY: Trano mifefy tamboho feno sainampirenena eny amboniny, eo akaikin'ny Arrêt Bajaja afaka pharmacie dia côté droite iny foana, 50m hatreo amin'ny Sampanan'i Vinany makany Ampitatafika, 4 chemins ambonin'ny Galana, sens unique vers Hopitaly.
☎️ 0346901529