The Vary & Laoka Project

The Vary & Laoka Project

Share

A vocational training center in agri-business for the young people removed from school in the region

By offering a free training to the young people removed from school in the region of amoron'i mania, we try to avoid them the temptation of the recruitment in the organized crime by becoming "Dahalo" whose mean age most of the time, is around 15-16 years. We offer them knowledge and tools so like that they can take in hand themselves the direction of their life. En offrant une formation gratuite p

08/10/2024

Manasa antsika tanora rehetra na efa bachelier naa vao afaka bacc teo, ka mitady izay hanohizana ny fiarana ambony, ho tonga eny Ambohimangakely ny 12 Oktobra ho avy izao, hanatrika ny Porte ouvertes karakarain’ny AROVY University. Hisy fanazavana maro isan-karazany momba ny tolotra rehetra Alibaba Cloud ihany koa eny an-toerana ka dia tongava maro tompoko. Efa ao anaty publication io avokoa ny informations rehetra ilaina amin’izany.

28/06/2024

🤘🏾🤘🏾🤘🏾

[STARLINK À MADAGASCAR]
Tonga eto amintsika ilay novokarin’ny orinasan’i ElonMusk, izay afaka ampiasaina n’aiza n’aiza misy anao eto ambonin’ny tany. Ny fitaovana fotsiny no vidiana (antenne, routeur, cablage) amin’ny voalohany dia mandoa sarany isam-bolana avy eo. Tena haingam-pandeha tokoa ity internet ity ary afaka ampiasaina any amin’ny toerana somary tsy dia mahazo tambazotra loatra na tsy misy mihintsy. Eo amin’ny 235.000 Ar isam-bolana eo ny sarany fampiasana azy, ary eo amin’ny 1.050.000 Ar eo ny vidin’ireo fitaovana amin’ny voalohany. Ny internet dia fitaovana iray afaka manampy betsaka amin’ny fivoarana, fanabeazana, fidiram-bola, fahalalana, sy mitondra ny vaovao rehetra manerana izao tontolo izao. Afaka manampy betsaka antsika eto Amoron’i Mania ity tolotra ity, indrindra ho antsika izay mila internet raitra sy matanjaka, nefa tsy afa-po amin’ny tolotra izay omen’ny samihafa eto, vahaolana azo eritreretina noho izany ity!!!

Photos from The Vary & Laoka Project's post 06/06/2024

TONGAVAN’AI
“With the rapidly rising demand for AI across industries, we are reinforcing our commitment to expanding our AI infrastructure and enhancing our cloud capacities worldwide,” said Selina YUAN, President of International Business at Alibaba Cloud Intelligence.

Photos from The Vary & Laoka Project's post 14/05/2024

[CLOUD IS BAE]
Avec le développement rapide des nouvelles technologies et de l’intelligence artificielle, la maitrise des nouveaux métiers du sera indispensable pour le futur. La jeunesse malagasy aussi doit rentrer dans le “game”, c’est pour cela qu’un partenariat a été établit avec le géant chinois Alibaba Cloud et Business Connexion - Pty Ltd, afin de développer des programmes de formation autour du cloud computing à Madagascar.

20/03/2024

Misokatra ho an’ny rehetra ary maimaimpoana. Efa ireo amin’ny rohy ireo daholo ny fanazavana.

📢 Nous avons le plaisir de vous inviter à notre prochaine formation gratuite en ligne organisée parAROVY University - ENGLISH CLUB! 🌟
🎓 I 🗓️ Thème de la formation :
📌22 Mars '' The History of English ''
📌5 Avril '' American English ''
📌12 AVRIL '' Fun with English ''

⏰ : 12h30min
📍 : En ligne - confortablement depuis chez vous!

💻 Cette formation est ouverte à tous les niveaux.
🔗 Pour participer à la formation en ligne, veuillez cliquer sur le lien suivant pour rejoindre le meet : https://meet.google.com/kdd-judh-act

📣 N'hésitez pas à inviter vos amis et votre famille à se joindre à cette expérience d'apprentissage enrichissante!
----------
SUIVEZ LA PAGE POUR CONNAITRE TOUTES LES INFORMATIONS À VENIR SUR LE CAMPUS.
📞CONTACT: 038 13 218 18 / 032 03 218 18

Photos from The Vary & Laoka Project's post 18/07/2022

[AMBOSITRA: INTERNATIONAL YEAR OF ARTISANAL FISHERIES AND AQUACULTURE 2022]
Nakaton'Atoa Minisitra ny Jono sy ny Toekarena Manga, MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert, ny fankalazana ny taona iraisam-pirenena ny jono madinika sy ny fampamokarana ny anatirano, andiany voalohany teto Madagasikara, ary teo Ambositra ny 14 sy 15 Jolay 2022 no nanantanterahana azy. Nasongadiny tao anatin'ny lahateniny ny fanomezan-danja ny vehivavy eo amin'ny sehatra rehetra fa indrindra eo amin'ny fiompiana trondro. Teo ihany koa ny fandrisihana ny be sy ny maro amin'ny fiompiana trondro satria seham-pihariana tena mahavokatra ny fiompiana trondro. Ary nisaotra sy nankasitraka an'ireo mpandray anjara sy mpikarakara ny hetsika ihany koa Atoa Minisitra, alohan'ny hanakatonana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana natao tao anatin'ny roa andro teto Ambositra. Marihina moa fa niseho tamin'ny endriny maro samihafa ny fankalazana ny taona iraisam-pirenena ho an'ny jono madinika sy ny fampamokarana ny aty rano teto Ambositra. Ny filoha mpanorina ny "Tetik'asa Vary sy Laoka" sy ny "ONG Amontana", Andriamatoa RAPELANORO RABENJA H. Aimé, moa dia nanamarika teo @ fanontaniany, fa vaovao tsara ho an'ny fampandrosoam-paritra maharitra eto Amoron'i Mania izao hetsika izao. Hitsangana ny ZEP izay azo tononona hoe "Ivontoerana iray hampiroborobona sy hisandratan'ny Jono madinika sy fiompiana Trondro an-dobo sy an-tanimbary, ary eny @ ny farihy voafehy sy voatantana". Ny tanjona moa dia ny hamokatra zana-trondro 13,4 tapitra isa, sy trondro 2800 taonina. Eo @ ny fokontany Ampivarotanomby no hijoroan'izany ZEP izany. Ny "Ong Amontana" sy ny toeram-piofanana "Vary & Loaka" ary ny kaoperativa ABY (All Betsileo Youth), dia vonona ny hampanjary ny ZEP, mba hiantoka ny Fandrosoana maharitra ny Tantsaha @ ny Faritra izay iasany toy Amoron'i Mania, Haute Matsiatra, Atsimo Andrefana.. etc.. Marihina fa maha sahina ny filana "ara- proteine" ny fianakaviana miisa eo @ ny 180.000 isa ao Amoron'i Mania, ny vokatra 2800 tonnes isan-taona azo vokarina eo anivon'ny sehatra sy fihariam-pianakaviana. Afaka mihinana trondro indray mandeha isan-kerinandro ny Fianakaviana tantsaha misy olona 5 na 6 isa eo. Marihana fa fampiakarana ny fanjifana trondro 5 na 6 kilao isan'olona no tanjona eto Madagasikara, raha 3 kilao eo ny lanjan'isa amin'izao. Mankasitraka ny Ministera ny jono sy ny FAO manokana ary ny Gouverneur sy mpiara-miasa aminy ny mpisehatra amin'ny Trondro, ary misaotra ihany koa ny APTAM sy APDRA.
Nitsidika teny amin'ny resadresaka an-jorony ny mpivory teny hiany koa hoe mba ho aiza ho aiza @ izao dingana lehibe atomboky ny Ministra ny Jono izao ny fandinihina tahiry iombonan'ny JONO, sy tamberin'ny ateraky ny fiarovana sy fanatsarana Toekarena manga @ alalan'ny crédit carbone?

Photos from ONG Amontana's post 30/06/2022
28/05/2022

En mémoire de l'agronome chinois , le "père du riz hybride", décédé en mai dernier, une entreprise chinoise de feux d'artifice a réalisé cette explosion représentant un plant de riz. Yuan a permis à la Chine de nourrir 1/5 de la population mondiale avec seulement 7% de la terre arable du monde.
(Vidéo de Zhao Lijian)

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Logt 140 AE Ambohimarina Est
Antananarivo