CRBJ FJKM Ambohidroa Antehiroka

CRBJ FJKM Ambohidroa Antehiroka

Share

Information concernant le Collège Rakoto Benjamin Jean

Photos from CRBJ FJKM Ambohidroa Antehiroka's post 29/09/2025

mifampizara aminareo maintimolaly rehetra maneran-tany.
feno 70 taona année scolaire 2025-2026 Ty n'y sekolintsika. andeha hifanolo-tanana hifanentana amin'ny fanatsarana n'y fotodrafitrasa.

04/09/2025

Tongasoa n'y tao-mpianarana vaovao!
Vive la RENTRÉE 2025-2026

10/12/2022
02/09/2022

Apetraka amin'ny Tompo n'y taom-pianarana vaovao 2022-2023.
Mirarisoa antsika mpiara-miasa rehetra.
R.V. talata 06 sept @ 8h
Faranana @ fiaraha-misakafo n'y fivoriana.
Mifampilazà

22/04/2022

Iza avy no ef nadalo nianatra tao e!!!d taona firy??????

20/01/2022

Ho fiombonana @ ireo mpianatra marobe mipetraka eny @ faritra iva, na dia tsy sokajin'ny dobon-drano aza ny sekolintsika CRBJ. dia tsy mianatra ny alakamisy 20 sy zoma 21 janoary. Ampitapitao.
Mirarisoa

05/01/2022

Araka n'y didim-panjakana nivoaka omaly, dia ny lundi 17 janvier ndray n'y fidirana.
Ekena s'y arahina n'y fandaminana.
Tsy hoe mitohy ny vacance fa hamafisina n'y fiarovana!!!
Mirarisoa antsika mpiara-miasa, s'y FRAM ary ny mpianatra rehetra.
AROVY NY TENANAO AROVY KOA NY HAFA!!!

Photos from CRBJ FJKM Ambohidroa Antehiroka's post 28/11/2021

Tolorana fisaorana manokana n'y Sampana Sekoly Alahady s'y n'y Komity 150 è t@ fanomezana rehetra natolotrareo.

01/08/2021

Santionany t@ ireo 58 mianadahy afaka BEPC.
Mirarisoa anareo hatrany rankizy.

Photos from CRBJ FJKM Ambohidroa Antehiroka's post 02/02/2021

Ry maintimolaly rehetra, fanombohana ny hetsika: andeha hifandrimbonantsika ny fanavaozana ny tafo sy hazotafo. 85 feuilles (7m sur-mesure) + kojakoja hazo sy fantsika.
Hisy andro iantsoana antsika hivory eto @ Sekoly sady hijery mivantana ny zava-misy, hanolorantsika zay azontsika atao.
Horaketina an-tsoratra zay ezaka vita rehetra.
Azo atao ny mifandray mivantana @ Rtoa Tale 0349270417-fb Dera Zafy

02/01/2021

Mirary fahombiazana ho antsika rehetra. Hisitraka ny soa sy ny tsara @ ty taona vaovao 2021 ity.
Ny Tale sy ny mpiara-miasa.

Photos from CRBJ FJKM Ambohidroa Antehiroka's post 18/12/2020

Ry MAINTIMOLALY!
Andeha hifanentana sy hiara hientana hanatsara ilay Sekoly nahitan-tsoa. Feno 65 taona (1956-2021)
1) fohy ezaka : fanatsarana
fanoloana tafo / lalotra-loko / dallage / portes-fenêtres
2) table-banc hamaroina sady hatsaraina
3) lavitrezaka : fanitarana

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo