Cours GEPI Pro

Cours GEPI Pro πŸ› οΈ La marque distinctive du savant, c'est la capacitΓ© d'enseignerπŸ› οΈ
ARISTOTE

04/08/2026
πŸ“’πŸ“’πŸ“’Groupe des Γ‰ducateurs et Professeurs Intellectuels et Professionnels ❣️ GEPI Pro ❣️
04/08/2026

πŸ“’πŸ“’πŸ“’Groupe des Γ‰ducateurs et Professeurs Intellectuels et Professionnels
❣️ GEPI Pro ❣️

πŸ“’πŸ“’πŸ“’ Efa misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny GEPI Pro fa aza tara✍️✍️✍️   πŸ‘‰πŸ‘‰πŸ‘‰ Inona ary ny tena tombony raha mian...
27/07/2026

πŸ“’πŸ“’πŸ“’ Efa misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny GEPI Pro fa aza tara✍️✍️✍️

πŸ‘‰πŸ‘‰πŸ‘‰ Inona ary ny tena tombony raha mianatra ato aminay???

πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ« Mpampianatra tena vrais professionnels no mandray anao: Sady mpitsara BEPC no mpitsara BACC avokoa no mampianatra : πŸ‘‰πŸ‘‰πŸ‘‰Noho izany, atorony anao ny mΓ©thode ilaina amin'ny BEPC sy BACC.

✍️✍️✍️ Vao manomboka Octobre tompoko dia efa mi-traites sujets mandrapahatonga ny BEPC sy BACC πŸ‘‰πŸ‘‰πŸ‘‰ Noho izany, na tena mbola tsy mahay aza ianao dia azo antoka fa hahomby πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“

😱😱😱 Manao examen isakin'ny telo volana mba hizarana sahady amin'ny examen officiel

πŸ˜‰πŸ˜‰πŸ˜‰ Maimaim-poana ny documents rehetraπŸ™

πŸ“’πŸ“’πŸ“’ Droit 10 000ar
πŸ“’πŸ“’πŸ“’ Γ‰colage 22000ar raha hianatra isakin'ny sabotsy tontolo andro fa 25000ar kosa raha hianatra isan'andro tapany hariva.

πŸ“ž038 95 429 82
Toerana : EPP Tongarivo Tanjombato.
Fb : Feno Firmin

πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ« BEPC - BACC A-C-D-L-S 2027πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“ πŸ“’πŸ“’πŸ“’ Mifototra amin'ny Mpampianatra ny fahombiazan'ny mpianatra πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“ ....
23/07/2026

πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ« BEPC - BACC A-C-D-L-S 2027πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“

πŸ“’πŸ“’πŸ“’ Mifototra amin'ny Mpampianatra ny fahombiazan'ny mpianatra πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“ . Miampy ny fahavonon'ny mpianatra sy ny Ray aman-Reny ❣️

- Ireo Mpampianatra mandrafitra ny Cours GEPI Pro( Groupe des Γ‰ducateurs et Professeurs Intellectuels et Professionnels)

πŸ‘‰ Mpitsara BEPC sy BACC avokoa ka afaka manoro ny zavatra tena takiana
amin'izanyπŸ–‹οΈπŸ–‹οΈπŸ–‹οΈ

πŸ‘‰ Mpampianatra vrais professionnels amin'ny Ilay taranja tazominy fa tsy izay te-hampianatraπŸ€”

πŸ‘‰ πŸ‘‰πŸ‘‰ Mianatra indray andro ianao dia resilahatra fa hahomby πŸ™πŸ™πŸ™

✍️✍️✍️ Fandrio dieny izao ny toerana

Toerana : EPP Tongarivo Tanjombato
Droit : 10000ar
Γ‰colage : 25000ar raha hianatra isan'andro tapany hariva fa 22000ar kosa raha hianatra isakin'ny sabotsy tontolo andro.

N.B : Mianatra isan'andro tapany hariva na sabotsy tontolo andro.

20/07/2026

πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ‘©β€πŸŽ“Raha mba nianatra tsara daholo dia tratra Ilay 100% tamin'ny BEPC teoπŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸ« πŸ‘©β€πŸ« Na izany aza: "Soa lavo hahay hamindra"

Tsara taiza ny Zaza mahay mankasitraka ❣️
18/07/2026

Tsara taiza ny Zaza mahay mankasitraka ❣️

Mivaly ny ezaka tompoko πŸ™πŸ™πŸ™
18/07/2026

Mivaly ny ezaka tompoko πŸ™πŸ™πŸ™

Ny tso-drano zava-maheryπŸ™πŸ™πŸ™
18/07/2026

Ny tso-drano zava-maheryπŸ™πŸ™πŸ™

Manantena sy mahatoky fahombiazana ho anareo ry zandry isany πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ–‹οΈ
17/07/2026

Manantena sy mahatoky fahombiazana ho anareo ry zandry isany πŸ‘©β€πŸ«πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ–‹οΈ

08/07/2026

πŸ“’ Efa azo alaina ny convocation Bacc πŸ–‹οΈ

Address

Rue N 7
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours GEPI Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category