🇩🇪🇩🇪Ahoana ny fiteny hoe ....🇩🇪🇩🇪
Guten Abend Leute,
Androany isika dia hianatra synonyme. Rehefa miakatra niveau mantsy isika dia tokony ho hita any amin izay lafiny izay ny fahafehezanao ny teny.
Ka androany dia "benutzen" 💭na koa hoe "mampiasa" no hianarantsika. 💯
❤️🔥💟Deutsch lernen macht immer Spaß. 😉❣️
Raha mila mianatra ianao dia eto izahay afaka manampy anao. Antsoy ny 0344467127
Cours d'Allemand à Tanà - Deutschkurs in Tanà
Cours d'Allemand Adaptés à Vos Besoins.
Aona ny fiteny hoe : ...
🇩🇪🇩🇪🇩🇪 Guten Abend Leute, 🇩🇪🇩🇪🇩🇪
Ndao ndray tsika hianatra fiteny tsotsotra kely nefa mafinaritra kely.
Mba te hanao compliment ho an i Malala na i Doudou ianao, de ity lazaina anazy...
Raha mila mianatraallemand na manomana examen ianao dia antsoy ny 0344467127, afaka manampy anao izahay.
🇩🇪🇩🇪🇩🇪 Inona no fiteny hoe : "dispo" amin'ny teny allemand?🇩🇪🇩🇪🇩🇪
Coucou daholo,
Androany tsika dia ianatra teny tena lasa fapiasatsika ankehitriny. Indrindra isika mpanao achat na vente en ligne.
Raha toa ka te hianatra allemand ianao na koa manomana fanadinana ny zanakao, dia antsoy ny 034 44 67127.
🇲🇬🇲🇬🇲🇬LERNE DEUTSCH🇩🇪🇩🇪
🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪Coucou daholo ndray. 🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪
Ndao allemand kely ndray ary.
Efa akaiky ny krismasy zao. Aona. Ny filaza oe Joyeux Nöel! Ary ko oe " Aiza no hanao faran'ny taona? am teny
Hitanao anaty video ny valiny. Mazotoa aza e.
03/08/2024
✅️Ahoana ny fiteny@ Allemand 🇩🇪🇩🇪🇩🇪 hoe: inona ity, rehefa any @ restaurant isika❓️❓️❓️✅️💡💡💡
Rehefa lay te hi commande nefa tsy hay lay
zavatra.
🙈Ianao koa ve mpanao an'iny? 😅🙈🙈
Araho hatrany ny pejy.
✅️Aona ny fiteny an zao am teny ALLEMAND 🇩🇪🇩🇪🇩🇪🇩🇪 ❓️❓️❓️✅️ "manangona traikefa"
Hoy isika gasy zay hoe : "izay mandehandeha mahita raha" 🌍🌎💟💟💟
Ny allemands dia anisan'ny olona tena tia mi voyage. Ary isika? 🇩🇪👍👍🇩🇪👍👍🇩🇪
Aza adino, antsoy izahay raha te hianatra allemand ianao.
💕Araho hatrany ny pejy💕
✅️Ahoana indray ny fiteny oe : ❓️❓️❓️✅️
(Rehefa lay ao andakilasy iny, de manotany tampoka lay prof oe:🗣 Mazava ve? =>🇩🇪 Ist alles klar? )
De misy lay tsy mahazo ninina😵💫😵💫😵💫😵💫🤯🤯🇩🇪 "Ich verstehe nur Bahnhof!"
Misy lay ni-capte tampoka 💡💡💡mba nisy nangirana kely de 🇩🇪"Mir ................." (anaty video)
🎀Araho hatrany ny pejy🎀
✅️Ahoany ny fiteny oe: ...ie ❓️❓️✅️
Araho hatrany ny pejy
✅️Ahoana no fiteny hoe : ... ❓️❓️❓️❓️❓️✅️
🇩🇪Contactez nous si besoin 🇩🇪
Ndao hianatra allemand tsotsotra ary isika e: (inona vaovao-> tsy de misy)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Soavimbahoaka
Antananarivo