Ndao Hianatra Teny Frantsay

Ndao Hianatra Teny Frantsay

Share

📝 COURS DE FRANÇAIS EN LIGNE 📝
✅Fampianarana Teny Frantsay @ fomba tsotra dia tsotra
✅Débutant A1 - Elémentaire A2

21/11/2025
21/11/2025

Salama daholo oh 👋

Efa miverina indray ny fizarana eto @ pejy hoan'ireo débutant @ fianarana teny frantsay 📝

09/07/2025

Marobe ny "verbe" fa mila hianarana tsikelikely izy ireo ho anareo

Dia atomboy amin'ireto fampiasa matetika ireto aloha

Avy eo ianao mianatra "conjugaison" izay vao mampitombo "verbe" hafa indray 📝

Mila ampiasaina foana izy ireo mba ho tadidy tsara anh

Mirary soa ho antsika rehetra 🙂

07/07/2025

Lesona antsika androany 📝

"LES PRONOMS PERSONNELS SUJETS"

Everintsika ho mora izy ity nefa dia matetika dison'ireo mpianatra ka izay no antony izarako azy 🙂

Anisany base ireo satria tena ampiasaina foana ka dia hianaro tsara ☑️

Bonne soirée ❤️

́butant

02/07/2025

Famerenana kely foana ihany aloha anh 🙂

Ampiasaintsika isan'andro ny "adverbe" ka dia hianaro tsara mba ahafahanao maneho hevitra mazava ☝️

Rahampitso indray ny lesona manaraka

Bonne soirée daholo ❤️

01/07/2025

Bonsoir daholo oh 👋

Hiverina indray ny fizarana lesona eto @ pejy manomboka androany anh 🤩

Ireto fanitsiana kely ireto aloha no hanombohantsika azy

Efa nozaraiko teto ihany ireto fa misy "abonnés" vaovao dia averiko sady fampatsiahivana hoan'ireo izay efa nanaraka hatramin'izay ihany koa 🙂

Marihako hoe mbola natokana hoan'ny "débutant" foana ihany ny lesona antsika

Asio "présence" kely ao @ commentaire hoan'izay mbola vonona ny hianatra français débutant 📝

Mbola tsy misy ny hoan'izay manontany fa lazaiko eto ihany rehefa misy indray

Bonne soirée ❤️

05/02/2025

Ndao hianaràna tsikelikely aloha itony "expressions" madinidinika itony fa ampiasaina matetika ✔

Bonne soirée ❤

05/02/2025

Ampiasaintsika matetika ireto teny kely ireto na rehefa miteny gasy aza, dia andao fantarina ny tena dikany hoan'izay mbola tsy mahay 🙂

28/01/2025

Efa mahay mametraka fanontanina ve ianareo? 🤔

Raha eny, dia fanamafisana fotsiny aloha izany ity sao misy adino😊

Raha tsia kosa dia ianaro indray ary aloha ireto teny kely fampiasa rehefa hametraka fanontaniana ireto 👇

Ireo no antsoina hoe 🌹PRONOMS INTERROGATIFS SIMPLES🌹

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo