E.P Charmy

E.P Charmy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E.P Charmy, Private School, Ampitatafika ambony terminus J, Antananarivo.

Rehefa mampiditra ny zanakareo mianatra ianareo Dia inona no jerenareo Ray amand-Reny voalohany?Ankoatran'ny hoe Niveau ...
21/12/2025

Rehefa mampiditra ny zanakareo mianatra ianareo Dia inona no jerenareo Ray amand-Reny
voalohany?

Ankoatran'ny hoe Niveau ny mpianatra,sns....
Ny anay défis napetraka tamin'ity année scolaire ity dia anome toerana tsara kokoa,mendrika kokoa Ary indrindra tsara foto-drafitrasa.

Toy izao Ny École Charmy Vaovao🥰
Tsara sa tsara?🥰

Izahay ato amin'ny Sekoly Dia miezaka hatrany manome ny tsara ho an'ny Mpianatra sy ny Ray amand-Reny.

Toerana milamina,madio,azon'andro,mahazo rivotra madio.
Mendrika tanteraka ny atao sekoly🥰

Efa anomboka amin'ny Mois de Janvier Ary misokatra ho an'ny rehetra ny activités ato aminay.
👉 Danse
👉 Karaté
👉 Musique
👉 Craft
👉 Théâtre
👉 Natation
👉 Club de langue française sy anglaise

Afaka miantso avy hatrany ianareo Raha Mila fanazavana fanampiny.
📞 0344637664

Repère Ampitatafika ambony terminus J manaraka lalana toy ny ho any Ankaditany,
Mahita la grotte Masina Maria Dia midina aty amin'ny farany ambany.

Bonne fête daholo Dia Bonne vacances ny ankizy rehetra .

03/11/2025

Faly miarahaba an-tsika rehetra tompoko

isaorana eram-po etan-tsaina isika rehetra Tonga anio niaraka niombom-bavaka tamin'ny fifindran-toerana izay natao.

Manomboka miverina mianatra isika rehetra rahampitso.

Mirary soa eee

30/09/2025

Faly miarahaba an-tsika rehetra

🌹 Miverina mianatra isika manomboka rahampitso Alarobia 01 Oktobra 2025🌹

toy izao ny fandaharam-potoana:

🌹Mercredi 01 Octobre 2025

👉 Primaire et Préscolaire 08h a 11h

👉 Secondaire miditra amin'ny heure ao anaty emploie du temps Ary mirava amin'ny 11ora

🌹Jeudi 02 Octobre 2025 et Vendredi 03 Octobre 2025

👉 Primaire et Préscolaire 08h a 11h
Après midi. 14h a 16h

👉 Secondaire miditra amin'ny heure ao anaty emploie du temps mirava amin'ny 11ora ,ny après midi miditra Amin'ny heure anaty emploie du temps Dia mirava 16h daholo ny mpianatra rehetra.

Mankasitraka indrindra tompoko Dia soava ny Alina.

La Direction.

28/09/2025

Faly miarahaba
araka ny hafatrin'ny Cisco Dia Mbola tsy mianatra isika rahampitso 29 Septembre 2025.
Manaraka vaovao hatrany ho an'ny Mardi 30 Septembre 2025.
Mirary soa ho an-tsika rehetra Ary tsy adino ny mivavaka ho an'ny Tanindrazana.

26/09/2025

Tsy mianatra aloha isika androany 26/09/25.
Restez à l'abri et prenez soin de vous.

C'est presque la rentrée officielle chez nou🥰 Ding dong❤️ Envie de revoir votre charmante beau visage si joyeux et si im...
03/09/2025

C'est presque la rentrée officielle chez nou🥰
Ding dong❤️
Envie de revoir votre charmante beau visage si joyeux et si impatient de revivre une belle aventure durant toute l'année scolaire 2025-2026🥰

✨ Vacances Inoubliables 2025✨🎉 Envie de passer des vacances pas comme les autres ?Chez nous, la créativité déborde, les ...
02/07/2025

✨ Vacances Inoubliables 2025✨

🎉 Envie de passer des vacances pas comme les autres ?

Chez nous, la créativité déborde, les fous rires fusent et les souvenirs se gravent à jamais !

👦👧 Que tu aies 3 ans ou 18 ans, que tu sois un petit artiste en herbe, un grand curieux, une danseuse pleine d’énergie ou un futur inventeur... il y a une place pour TOI !

🎨🕺🤸‍♀️ Entre jeux, ateliers fun, défis créatifs et ambiances de folie, viens vivre des vacances inoubliables avec nous.
Ici, on ne s’ennuie jamais… On crée, on rigole, et on kiffe à fond !

📅 Rejoins-nous vite ! Les souvenirs n’attendent pas pour se graver 😉

Lieu: Ampitatafika ambony terminus J en face cyber Panda.
Venez en Mp pour plus d'informations.
Ou vous pouvez appeler directement sur le numéro +261344637664

Address

Ampitatafika Ambony Terminus J
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E.P Charmy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category