I Our Institute

I Our Institute Salon de beautΓ© ℹ️ - Our Institute
Rendez-vous au : πŸ“² 034 81 008 19

Ny zanakareo koa ve lava noho nareo πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜Ά??? Manomboka amin’ny 12taona dia afaka manao tarehy anie e ... satria akora 100%...
25/08/2026

Ny zanakareo koa ve lava noho nareo πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜Ά???

Manomboka amin’ny 12taona dia afaka manao tarehy anie e ... satria akora 100% natoraly tsy misy atahorana , eny fa na dia anao soin fotsiny aza 😍😍😍

Coucou les enfants RAMANANA 😊😚πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

☎️ 0348100819

23/08/2026

Jereo nareo anie ny fahendreny ito olona mamikely ito e πŸ˜‡πŸ˜‰β˜ΊοΈπŸ˜πŸ˜

Mila oetina foana anie oa ny routine anareo na mandeha vacance aza e ...

Ho anizay efa mahalala dia efa sitrana ny tarehy any Valiha Rak fa rehefa oe ela be tsy manao routine izy dia besesiko kely eo 🀣🀣🫣😍

Gros bisous ma cherie dia misaotra foana foana oa e 😘😘😘😘

Bon dimanche isika rehetra dia aza adino manao ecran solaire fa manomboka mafana ny andro an 🫑😍

Kala Bota Agency
Kala Bota Community
Kala Bota Company
Kala Bota

☎️ 0348100819

Coucou les loulous 😍😍😍 Coucou fotsiny aloha anio avy aty aminay sy i Chriscy  Arivola Vonimboahangy Ainirina Chriscy 😊😚 ...
21/08/2026

Coucou les loulous 😍😍😍

Coucou fotsiny aloha anio avy aty aminay sy i Chriscy Arivola Vonimboahangy Ainirina Chriscy 😊😚 , dia hiteny a hoe miomana ianareo any AMBATOLAMPY fa ho avy tsy ho ela ny date nareo 😍πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

☎️ 0348100819

Joyeux anniversaire manokana ho any PDG any Pinah Cosmetics  😍πŸ₯° Mirarisoa hatrany akia dia mirary vola sy fahasalamana 🎁...
18/08/2026

Joyeux anniversaire manokana ho any PDG any Pinah Cosmetics 😍πŸ₯° Mirarisoa hatrany akia dia mirary vola sy fahasalamana πŸŽπŸŽ‚πŸ˜˜πŸ˜˜

17/08/2026

Coucou les loulous ☺️😍

Tsy ny tarehy iany no afaka tsaboina ato aminay fa mitsabo hoho πŸ’… iany koa anie aki izahay e πŸ€—πŸ˜

Ndao anie jerena kely fomba fikarakarana azy e πŸ€—πŸ˜‡

☎️ 0348100819

16/08/2026

Mankasitraka hatrany akia Chriscy nandalo a πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ˜˜πŸ˜˜ mandrapihaona dia gros bisous ma cherie πŸ₯°

☎️ 0348100819

Ato aki miandry anareo a ... Ndao anao manjakely androany πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°Soin &diagnostic Visage Epilation Brushing & Coloration ☎️ ...
15/08/2026

Ato aki miandry anareo a ...
Ndao anao manjakely androany πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Soin &diagnostic Visage
Epilation
Brushing & Coloration

☎️ 0348100819

Ny routine ako rehefa maraina πŸ˜‡πŸ₯°πŸ«° Savon Blanc 🫰 Lotion Activator 🫰 CrΓ¨me du jour Tena tsara anie oa e ... fa tsara foana...
14/08/2026

Ny routine ako rehefa maraina πŸ˜‡πŸ₯°

🫰 Savon Blanc
🫰 Lotion Activator
🫰 Crème du jour

Tena tsara anie oa e ... fa tsara foana ny manao diagnostic izay vao mampiasa azy , dia ho ataotsika Gratuit ny Diagnostic anareo ary e 😊🀩🀩

Tongava fa ato foana aho ry malala a πŸ˜„πŸ˜˜

☎️ 0348100819

Salama daholo ve πŸ€—β€οΈ Misokatra izahay anio ... ato foana aho miandry anareo ry malala isany o 😊🫢☎️ 0348100819
12/08/2026

Salama daholo ve πŸ€—β€οΈ

Misokatra izahay anio ... ato foana aho miandry anareo ry malala isany o 😊🫢

☎️ 0348100819

Coucou les loulous πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°Tsy ny vehivavy iany anie aki no afaka manao soin e .... Teto izahay dia nampiasa anireto :  🀎 Lot...
10/08/2026

Coucou les loulous πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Tsy ny vehivavy iany anie aki no afaka manao soin e ....

Teto izahay dia nampiasa anireto :

🀎 Lotion Anti septique
🀎 Mousse de savon a base de comcombre
🀎 gommage Γ  l’argile rouge
🀎 Pré masque Curucuma & Fécule
🀎 Masque à la fraise

Dia ireo rehetra ireo no 10 000ar hatrany , ny diagnostic moa dia Gratuit hatany πŸ€­πŸ€—πŸ€©

Tongava fa ho afapo anie nareo e ...

☎️ 0348100819

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261389237073

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I Our Institute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to I Our Institute:

Shortcuts

Share