30/08/2024
Never give up 👊👊,
Afaka hiteny anglisy avokoa na inona na inona niveau anao
Ny ilaina : 🔴fahavononana hianatra azy.🙏
🇺🇸🇺🇸🇺🇸 Do you know that
English is an International language?
12/08/2024
Hi guys! 👋👋
Ny Fikambanana Miahy ny Olona Sahirana (FMOS) Ambolonkandrina dia mbola misokatra ho atsika rehetra izay maniry hianatra teny anglisy American
Koa aza mangataka andro 🇺🇸🇺🇸👊👊
Eo amin'ny arret bus Tetezana Ambolonkandrina no toerana misy anayMessenger American English club Hope /FMOS Ambolokandrinandrina
06/08/2024
MESSENGER AMERICAN ENGLISH CLUB HOPE Ambolonkandrina
Mbola mitohy atrany ny fandraisana mpianatra vaovao ho (teacher /translate)
Ora sy andro fianarana Lundi/ mercredi/ jeudi à 14h.
"Don't waste a long day" =="aza mangataka andro lava "✔️✔️
Messenger American English club Hope /FMOS Ambolokandrina
16/07/2024
53rd promotion,, Well done guys,💗✊✊
I wish you all very good lives 🙏🙏
⛔⛔ MBola mitohy atrany ny fandraisana mpianatra eto aminy Messenger American English club Hope Ambolonkandrina.
✔️✔️ Koa aza mangataka androa ary. Ndao hiteny Anglisy 👌👌
‼️‼️ Toerana TETEZANA Ambolonkandrina
Tel: 0347256628/0339238163
06/07/2024
Hey ‼️ Mahasoa... Anao ity ‼️‼️
🇺🇸 🇺🇸Messengers American English club Hope/FMOS 🇺🇲
📢 Hello guys!! misokatra ho antsika ety Ambolonkandrina Ankatso, Ambohipo sy ny manodidina ny fampiarana miteny Anglisy American 🇺🇸.
⛔⛔Toerana: 📍 Lycée privé HAFA Ambolonkandrina ( eo amin 'ny Tetezana)
💥💥💥Izay ahazahoanao Diplaoma Iraisampirenena:
🇺🇸 ICTFL 🇺🇸( Internarional Centre For Tourism and Foreign Languages.)
➡️➡️NB:Tsy mifidy taona na niveau fa raisina avokoa. Ny fahavononanao no tena ilaina
🔴🔴🔴99% ny fampianarana dia pratique miteny avokoa.
🗨️🗨️Izahay dia mandray mpianatra vaovao ora voatondro ireto:
📚Fotoana fianarana sy fandraisana mpianatra vaovao🖇
✔️ Lundi 14h-16h na 16h 30- 18h
✔️ Mardi 14h-16h na 16h 30- 18h
✔️ Jeudi 14h-16h na 16h 30- 18h
✖️✖️Taratasy ilaina:
⛔Sary tapaka 2
⛔Certificat de résidence 1
⛔Enveloppe moyenne 1
💰Droit d'inscription : 8 000 Ar
💰Cotisation : 10 000ar /mois
🇺🇸🇺🇸🇺🇸Fianarana ahitana dingana telo(3):
🔴Niveau 1: Azahoana diplôme International
ICTFL (International Centre forTourism and Foreign Languages)
🔴Niveau 2:
💥💥Fampiofanana mpampianatra teny Anglisy matihanina ary azahoana A.E (en anglais) izay international ihany koa.
💥💥Fampiofanana ho mpandika teny (✏interprète) ary azahoana certificat iternational ihany koa.
🔴Niveau 3:
•Stage
•soutenance
🟰Izay azahoana attestation de travaille amin'ny farany.
👉🏻Faharetan'ny fianarana:niveau iray(4 à 5 mois)
📞0347256628 /0339238163
🤗Please mba partageo🙏🤗🥰🥰
🎓📗🏆🏆" Your experience makes you different "
✨Join us🙏🙏 aza mangataka andro.... Ndao hiteny Anglisy ‼️‼️