KBCAI

KBCAI

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KBCAI, Sports & Fitness Instruction, Antananarivo.

18/05/2026

Miroso moramora makany fivoarana hatrany ny club, mihezaka manaraka ny rivotra mitsoka amin'izao fotoana izao πŸ™πŸΌπŸ™πŸΌπŸ™πŸΌπŸ™πŸΌ

Photos from KBCAI's post 03/03/2026

Mankasitraka πŸ™ foana an'i C'est Racool fanampiny ara matΓ©riel an'i club πŸ™πŸ™

28/02/2026

Ny zava-bita tsara indrindra nataon'i Olga teo amin'ny sehatra iraisam-pirenena , ny hirarina dia ny hitohizn'ny lalany amin'izany sehatra iraisam-pirenena izany πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

Photos from KBCAI's post 21/02/2026

Ankasitrahana feno πŸ™ izay rehetra tonga nanohana an'ireo mpikatrok'ady kely solofo dimbin'ny ala ny club androany, mivavaka kosa izahay hoan'ireo tsy tonga fa mety nohon'ny adidy maro samy hafa izay sahaninareo no mety ho antony

Photos from KBCAI's post 21/02/2026

Tontonsa soamatsara anio 21-02-2026 ny combat izay nokarankarai'ny Team Dam , izay nandraisan'ny club anjara, nanana mpikatrok'ady 4 ny club
Ny 2 no nivoaka mpandresyπŸ₯‡πŸ₯‡
Ny 2 hafa kosa resyπŸ₯ˆπŸ₯ˆ
Tsara ny vokatra nahafinaritra ny ady
Ankasitrahana feno πŸ™ ny Team Dam mpikarakara, mirary soa hoan'ireo izay mihezaka mampandroso rehetra πŸ™ izahay eto amin'ny Club fa n'y manao zavatra tsy mora

Photos from KBCAI's post 20/02/2026

4 no hiatrik'ady rahampitso asabotsy vita ny filanjana , rahampitso izany no ady voalohany hoazy telo mianadahy fa i Thierry kosa efa niady, tsy mora ilay mampiady satria ny fanomanana tsy mora ny ankizy mitaintaina hoe anao ahoana sy ahoana ilay hiakatra ring voalohany zany dia Rahampitso izany mahita ny ataony izy 4mianadahy πŸ™πŸ™πŸ™ mirary soa hatrany rankizy

Photos from KBCAI's post 18/02/2026

Manomana ireo solofo dimbin'ny ala ny club izay hiatrik'ady ny asabotsy 21 fΓ©vrier hoavy izao πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™ mihezaka mamindra moramora eny foana ny club, ny manatratra tanjona tsy mora

31/12/2025

Ny vokatra nandritran'ny taona nolalovan'ny club
23-02-25 section Tana ville classe C,B.
6 ny mpikatrok'ady 4 nandresy πŸ† πŸ† πŸ†πŸ† ny 2 resy πŸ₯ˆπŸ₯ˆ
01-03-25 ouverture de saison ligue Tana ville
3 ny mpikatrok'ady, 3 nandresy πŸ†πŸ†πŸ†
03-05-25 combat international izay natao tatsy La rΓ©union 2 ny mpikatrok'ady ny 1 naharesy πŸ†n'y 1 kosa viceπŸ₯ˆ
25-05-25 section Tana ville classe A
6 ny mpikatrok'ady ny 5 nandresy πŸ†πŸ†πŸ†πŸ†πŸ† ny 1 no resy πŸ₯ˆ
22-06-25 Combat avenir 5eme Γ©dition
10 ny mpikatrok'ady 6 nandresy πŸ†πŸ†πŸ†πŸ†πŸ†πŸ† ny 4 resy πŸ₯ˆπŸ₯ˆπŸ₯ˆπŸ₯ˆ
27-07-25 ligue Tana ville
6 ny mpikatrok'ady, 6 nandresy πŸ†πŸ†πŸ†πŸ†πŸ†πŸ†
16-08-25 tanin-ketsa
4 ny mpikatrok'ady 2 nandresy πŸ†πŸ† ny 2 resy ,πŸ₯ˆπŸ₯ˆ
24-08-25 tournoi cobra
6 ny mpikatrok'ady ny 3 nandresy πŸ†πŸ†πŸ† ny 3 resy πŸ₯ˆπŸ₯ˆπŸ₯ˆ
06-09-25 rencontre kids 4eme Γ©ditions
3 ny mpikatrok'ady ny 2 nandresy πŸ†πŸ† ny1 resy πŸ₯ˆ
30-11-25 combat avenir 6eme Γ©ditions
5 ny mpikatrok'ady ny 3 nandresy πŸ†πŸ†πŸ† ny 2 resy πŸ₯ˆπŸ₯ˆ
12-12-25 Fight Night premier Γ©dition
3 ny mpikatrok'ady ny 1 nandresy πŸ† ny 2 resy πŸ₯ˆπŸ₯ˆ
Azo lazaina fa tsara ny saison 2025 hoan'ny club satria dia tsy nitsanga-menatra tamin'ireo vokatra azo , tsy hay ny tsy hisaotra an'i prΓ©sident sy ireo staffs rehetra πŸ™ fa raha tsy teo ianareo nifanohana tamin'ny rehetra dia zava-poana ihn zany, ny amin'ny heritaona no hiezahana ho tsaratsara hatrany πŸ™ ankasitrahana ihany koa ny ankizy rehetra na ny nanatontosa ny ady izay natao izany na ianareo nanohana ny namanareo, tsy hay ny tsy hisaotra an'ilay andriamanitra mahefa ny zava-drehetra satria raha tsy nisy ny fitsimbinany sy ny fitantanany tsy tanteraka izay no kasaina

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
101