14/06/2022
Amin'ny alahelo lehibe no hampandrenesana antsika mpianatra tato amin'ny Sekoly Manambina fa Nody mandry omaly alatsinainy 13 Juin Mr Claude vadin'i Madame Hugette.
Ny nofo mangatsiaka dia ao amin'ny école Manambina Tanjombato Andafiatsimo.
Ny Alakamisy 16 juin no halevina ny razana.
04/01/2020
Bonne et heureuse année à tous les anciens Manambina Tanjombato ! 💕
17/08/2019
Bonjour daholo !
Tsingerintaona nahaterahan'i Mr Claude androany.
Teny kely ho azy avy amintsika mpianany ary o!
07/06/2019
Salama o
Iza daholo no vonona raha mba Asiana fihaonana kely entre ny anciens Manambina TANJOMBATO eto Antananarivo? 👭👭👭👭 Ohatra hoe am juillet rehefa vacances ny mpianatra. 👬👬👬👬👬👬
28/05/2019
Misaotra antsika rehetra namaly ny antso ka nanao j'aime ny pejin'ny maintimolalin'ny sekoly Manambina Tanjombato.
Manasa antsika hanao commentaire fohy e.
Ohatra : Hery, mpianatra tam taona 1987 à 1991, classe 6ème au 3ème. Etc.
Alefa!
27/05/2019
Faly miarahaba antsika rehetra manaraka ity pejy "Les anciens de l'école Manambina Tanjombato" ity.
Entano ny namana rehetra zay nandalo tato amin'ny sekoly mba hanao j'aime ilay pejy e.
Rehefa maromaro isika dia mikarakara fihaonana. Mankasitraka e
22/05/2019
Faly miarahaba antsika rehetra manaraka ity pejy "les anciens de l'école Manambina Tanjombato" ity.
Entano ny namana rehetra zay nandalo tato amin'ny sekoly mba hanao j'aime ilay pejy e.
Rehefa maromaro isika dia mikarakara fihaonana. Mankasitraka e.