17/05/2026
🇨🇳INSCRIPTION OUVERTE – COURS DE CHINOIS SPÉCIAL VACANCES 2026🇨🇳 ✨
Te hianatra teny sinoa amin’ny fomba tsotra, haingana ary mahomby ve ianao?
Tongava ato amin’ny Diary Chinese Course 📚
🎯 HSK 1 – HSK 2 – HSK 3
👨🏫 Mpampianatra manana PhD en Linguistique et Culture Chinoise
📖 15 ans d’expérience amin’ny fampianarana teny sinoa
📅 Rentrée : 03 juillet 2026
🗓️ Lundi – Mercredi – Vendredi
⏰ Ora isafidianana
▪️ 08:00 – 10:00
▪️ 10:00 – 12:00
▪️ 14:00 – 16:00
📍 Toerana : Grace School Lot 119 Bis Faralaza – Talatamaty
⚠️ Voafetra ho 16 ihany ny mpianatra isaky ny kilasy !
💬 “Mianara teny sinoa anio, sokafy ny fahafahana rahampitso !”
💬 “Ny teny sinoa no lakilen’ny ho avy 🌏”
📞 Infos & inscription :
☎️ +261 32 72 808 19
☎️ +261 34 99 879 11
12/05/2026
大家好!tonga ilay nandrasantsika ela izay, Cours en Ligne 💻 en groupe et individuel
🗓️ 06 jolay 2026
👉🏼 Groupe: 17h30-20h Lundi au Mardi
👉🏼 Individuel: Izay ora mety aminao
Antsoy ny☎️ voasoratra eo ambany Amin'ny fanazavana fanampiny.
10/05/2026
📖 Ny fahaizana tenim-pirenena vahiny no fanalahidy hitetezana an'izao tontolo izao.
👉🏼 Handeha ary hianatra teny Sinoa🇨🇳 miaraka aminay e
👉🏼 Mpampianatra azo antoka no mandray an-tanana ny fahombiazanao.
🧰 汉语会改变命运
Afaka hanova ny fiainanao ny teny Sinoa
03/05/2026
Diary chinese course
Education
29/04/2026
Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Odile Raherisoa Tsilihy, Rivo Fabien, Razafinjohany Voahangy, Ravu Martial, Couture Zolysoa, Grace Chan, Francine Ramanambololona, Bryan Françoise, Ęl Råyãh, Arona Josepha, Aos Rohy, Wi Llia, Davidson Steven, Deep Brains, Sè Dërã Ãndreâs, Nata Adri, Tina Fitahiantsoa, ۦۦ ۦۦ, Jessicca Annah, Re-Tsila Ralaimaha, El Tï Nāh, Hasina Junior, Liü Yáng Lyah, Tihiana Malala, Haja Nantenaina
25/04/2026
🇨🇳 Andao hianatra teny teny vahiny fa io no fanalahidy hitetezana an izao tontolo izao.
👉Vaovao be: fanomezana tsy ampoizina ho an'ireo 5 voalohany misoratra anarana.
👍 fidirana cours en salle:
📅 9 Mai 2026
⏰8h-12h
👉 Aza tara ary fa voafetra ny toerana
🏠Grace School Lot 119 Bis Faralaza- Talatamaty
☎️+261 327280819
☎️+261 349987911
23/04/2026
大家好!
“NY FITENY NO FANALAHIDY VOALOHANY HITETEZANA AN’IZAO TONTOLO IZAO” koa aza misalasala ary fa vonona hanome fahafaham-po anao hatrany izahay eto amin’ny “LinguaNova Center” hanolotra fampianarana teny Chiniois Mandarin amin’ny fomba fampianarana efa nahafam-po ireo izay efa nandalo tato aminay hatram’izay.
--COURS SPECIALE SAMEDI niveaux débutant
Rentrée: 09 Mai 2026
----- 8:00- 12:00
Durée : 3mois au total (50h)
--COURS SPECIALE pour Enfants de 7-11ans niveaux débutant
Rentrée: 13 Mai 2026
Durée : 3mois au total (40h)
--COURS SPECIALE VACANCES
Rentrée 06 juillet 2026
Lundi , Mercredi , Vendredi 8:00- 10:00 / 10: 00 - 12:00
Niveaux 1- 2 - 3
--- INSCRIPTION OUVERTE
--- Programme HSK 1 (Débutant)
--- Mianara miteny sinoa tsotra haingana sy mahomby
--- Préparation examen HSK officiel
--- Professeur expérimenté
Places limitées
Toerana: Grace School Lot 119 Bis Faralaza - Talatamaty
Telephone: +261 32 72 808 19
+261 34 99 879 11
05/06/2025
Vous rêvez d'ouvrir une nouvelle fenêtre sur le monde ?
---- "Apprendre une langue,c’est avoir une fenêtre en plus par laquelle regarder le monde." – Proverbe chinois
--- Profitez des vacances pour vous initier ou vous perfectionner en chinois avec “DIARY CHINESE COURSE”
Cours en salle
* Cours de Chinois pour tous (HSK 1- HSK 2)
---- Rentrée : 1er juillet 2025
-----Durée totale : 60 heures
- Horaires : Du lundi au vendredi, de 7h30 à 10h30
* Cours de Chinois pour Enfants (YCT 1-2)
-- Rentrée: 1er juillet 2025
-- Durée totale : 50 heures
-- Horaires : Du lundi au vendredi, de 10h30 à 12h00
LIEU: Ecole de l'ocean Indien Ambohidroa
INFOLINE: + 261 34 37 940 29
03/06/2025
大家好!hiverina tsy ho ela ny fampianarana teny sinoa ato amin'ny Diary Chinese Course. Hisokatra ihany koa ny fampianarana en salle.
Araho hatrany ary y Pejy e.
18/07/2023
大家好!
“NY FITENY NO FANALAHIDY VOALOHANY HITETEZANA AN’IZAO TONTOLO IZAO” Koa aza misalasala ary fa vonona hanome fahafaham-po anao hatrany izahay eto amin’ny “DIARY CHINESE COURSE”hanolotra fampianarana teny Chiniois Mandarin..miteny, mihaino, manoratra, mamaky izay fototra hahaizana ny tenim pirenenana iray.
--- COURS SPECIALE SAMEDI
Rentrée 29 jolay 2023 ------ 8:00- 12:00
Faharetan’ny fianarana 50h
----COURS SPECIALE VACANCES
Rentrée 02 aout 2023
Mianatra isan’andro 8:30-10:30
Faharetan’ny fianarana 40h
----- Cours en ligne
Misafidy izay ora hianarana
Koa raha aliana ary ianao dia aza misalasala miantso na miditra ao amin’ny hafatra miafina
Toerana hianarana: Talatamaty (Antananarivo)
16/07/2023
大家好! Mitohy hatrany ny "cours en ligne" Aza misalasala miantso na miditra ao amin Hafatra miafina.