Hallo! Elaela zay tsika tsy nisy lesona🥲
Hanao hören kely isika ,
➡️ Hören :écoute /écouter
Ny Begrüssung ( salutation) sy ny Verabschieden ( dire au revoir) efa nianarantsika , fa ahoana indray ary raha hiteny hoe faly mahafantatra na enchanté? Sy ny misaotra ?
▶️Danken: remercier
📌 Raha hiteny hoe faly mahafantatra de ireto avy no afaka lazaina
👉Sehr angenehm: très enchanté na tena faly mahafantatra
👉 Angenehm: enchanté na faly mahafantatra
👉 Es freut mich sehr : très enchanté ihany na tena faly mahafantatra
👉 Es freut mich: enchanté na faly mahafantatra
📌 Ahoana inday raha hisaotra ? ( dire merci)
👉Danke: merci na misaotra
👉 Danke sehr/ Vielen Dank/ Danke schön: merci beaucoup na misaotra betsaka
Ny valiny
👉 Bitte/ Bitte schön/ Bitte sehr : De rien
Mémo Deutsch
Des mini-leçons d’allemand pour progresser chaque jour, à ton rythme🙌
🇩🇪 🇲🇫 🇲🇬
Ilaina be ny fahaizana mifehy ny resaka prononciation rehefa mianatra langue ianao satria ny hahay hiteny no tanjona fa tsy ny fahaizana grammaire fotsiny akory.
Raha tsy mahafehy ny resaka prononciation ianao dia sady ho sahirana ny olona mihaino anao moa na izay lazain'ny olona koa ary mety tsy hoazonao.
Nefa, ny fianarana prononciation fotsiny tsy ampy, ekena hoe zava-dehibe ilay izy fa ilaina arahana écoute hatrany foana mba hanamafisana tsara azy ❤️
Hoalefa tsy ho ela eto ihany ny lesona manaraka momban'ny prononciation , araho hatrany foana ny pejy mba ahafahanao manaraka azy 🔔🔔
PRONONCIATION ALLEMAND🇩🇪🇩🇪
Ity ary ilay vidéo tapany voalohany momban'ny '' " 🥰
Hozaraina amin'ireo vidéo manaraka kosa indray ny prononciation sasany ka araho hatrany foana ary ny pejy 🔔
11/11/2025
Tsy ny "Gute Nacht" ihany no afaka tenena olona rehefa alohan'ny atory fa afaka ataonao ihany koa ny mirary soa kely azy, toy ny hoe 👇
▶️Ich wünsche dir eine gute Nacht und süße Träume👉 Izay midika hoe : Mirary alina tsara sy nofy mamy hoanao aho 💤( Je te souhaite une bonne nuit et de doux rêves)
▶️Schlaf gut /Schlaf schön 👉 matoriza tsara ( Dors bien)
Mahatoriza finaritra daholi ary e 😘😘
Araho hatrany ny pejy fa rahampitso isika hianatra prononciation 🥰
MANINONA NO IMPORTANT NY FAHAIZANA TSIANJERY NY ALPHABET ALLEMAND ❓ ❓ ❓
Important ny fahaizana izy ireo satria ianao rehefa hanao examen any amin'ny dia asaina milaza ny fomba fanoratana ny anaranao , mety hoe ny toerana hipetrahinao ihany koa.
📌Ohatra: miteny ny jury hoe :
🧑⚖️ : Buchstabieren Sie bitte Ihren Namen ( épelez votre nom s'il-vous-plaît) na ihany hoe hoe : tanisao ireo litera mandrakitra ny fanoratana ny anaranao azafady .
Ohatra hoe " " ny anaranao, dia toy izao ny fomba famalinao azy :
🗣️: iot , é, es, es, üpsilon
Fanazavana fanampiny: Ao amin'ny vidéo dia ahitana hoe : izay midika hoe na ( tsy alphabet io izany fa conjonction de coordination fotsiny)
Ary ilay #ß kosa no antsoina hoe bêta , izy io dia litera ahafahanao Manolo ny roa na amin'ny teny Allemand (
Ity ary ilay fikafika mba hahamora ny fitadidianao ireo alphabet allemand . no fiantso ary ary kosa ny famakiana azy raha nijery tsara ny sary sy ny vidéo izay nalefa teo ianareo
🇩🇪 Apprends l’alphabet allemand en musique ! 🎶
Une méthode simple et amusante pour bien retenir chaque lettre💞
Chante avec moi et tu ne l’oublieras plus jamais 🎤
🇩🇪🎶
10/11/2025
🇩🇪 **DAS ALPHABET – L’alphabet allemand** 🇩🇪
Aujourd’hui, nous allons parler de **l’alphabet allemand**.
Il est essentiel de le connaître par cœur, car ce sont ces lettres que tu utiliseras lorsque tu devras **épeler ton nom** ou **expliquer comment il s’écrit**
Dans cette leçon, tu découvriras **toutes les lettres de l’alphabet allemand**, accompagnées de leur prononciation.
Suivez la page pour plus de leçon 🔔🔔
10/11/2025
🇩🇪 DAS ALPHABET🇩🇪
Resaka Alphabet indray no hianarantsika androany. Mila hay tsianjery izy ireo satria dia ireo Alphabet ireo no ampiasaina rehefa atao mitanisa ireo litera mandrakitra ny fanoratana ny anaranao ianao
Ireto avy ary ireo ALPHABET amin'ny teny Allemand, ary ho alefa amin'ny vidéo manaraka avy eo indray ny fikafika kely mba hahamora ny fitadidiana azy ❤️
09/11/2025
Alors, comment dire au revoir en allemand ❓❓
Voici quelques expressions utiles à connaître 👇
➡️ **Tschüss !** : c’est la façon la plus simple et amicale de dire *bye*. Elle convient très bien entre amis ou collègues proches, mais un peu moins dans les contextes très formels
➡️ **Auf Wiedersehen !** : c’est la version plus polie de *au revoir*. On l’utilise au travail, avec un professeur ou une personne qu’on respecte. Mais tu peux aussi t’en servir avec des amis, ça passe très bien
➡️ **Bis bald !** : signifie *à bientôt*. Idéal quand tu penses revoir la personne prochainement
➡️ **Bis später !** : se traduit par *à plus t**d*. Parfait quand tu comptes revoir quelqu’un un peu plus t**d dans la journée
➡️ **Bis morgen ! **: veut dire *à demain*. Simple et courant
➡️ **Mach’s gut !** : c’est un au revoir chaleureux, qui veut dire *prends soin de toi* ou *porte-toi bien*
Continue de suivre la page pour progresser un peu chaque jour 🥰
09/11/2025
Ahoana indray ary raha hanao veloma amin'ny teny Allemand isika❓❓
Ireto AVY ary izany 👇
➡️ Tschüss !: afaka ampiasaina rehefa hifanao veloma amin'ny namana , mitovy amin'ny hoe " Bye" amin'ny teny frantsay, izany hoe tsy dia mihaja izy raha ampiasaina amin'ny olona lehibe sy fanaja be
➡️Auf Wiedersehen: veloma ihany ny dikany fa izany hoe mihaja ( Au revoir) , ampiasaina any amin'ny toera-mpiasana ohatra , amin'ny RAD , na amin'ny mpampianatra , fa anefa afaka ampiasaina amin'ny namana ihany koa tsy maninona
➡️Bis bald! Mandrapihaona ny dikany ( à bientôt)
➡️Bis später! Ampiasaina raha mbola hihaona rehefa avy eo , izay manana dikan-teny amin'ny teny frantsay hoe " à plus t**d" na "rehefa avy eo'' amin'ny teny gasy
➡️Bis morgen! izay midika hoe " rahampitso indray" na "à demain "
➡️Mach’s gut ! Midika hoe "mirary fahasalamana"
Araho hatrany ny pejy mba ahafahanao manaraka ny fampianarana isan'andro 🥰
09/11/2025
🇲🇬 Androany, andao hianatra ny fiarahabana amin’ny teny alemà
👋 Hallo : midika hoe “Salama” na "manahoana"amin’ny teny malagasy. Afaka ampiasaina amin'ny lera rehetra izy io, na maraina, na atoandro, na hariva
⛅ Guten Morgen : midika hoe “manahoana”ihany koa.Ampiasaina indrindra amin’ny maraina, rehefa mifoha, manomboka amin’ny 5 ora ka hatramin’ny 10h/11h.
🌤️ Guten Tag : midika hoe “manahoana”ihany, saingy ampiasaina amin’ny andro, manomboka amin’ny 11h ka hatramin’ny 17h eo ho eo.
🌚 Guten Abend : Ampiasaina amin’ny hariva
💤 Gute Nacht : midika hoe “Tafandria mandry"na “Bonne nuit”. Ampiasaina alohan’ny hatory, rehefa misaraka amin’ny olona amin’ny alina 💤.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo