Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Niela, Djo Kera, Corin Nah
Updated Speaking English Course
"To learn a language is to have one more window from which to look at the world"
Updated Speaking English Course "To learn a language is to have one more window from which to look at the world"
25/06/2024
seho niavaka tena niavaka no nisy teto ary tena tsy nampino mihitsy satria tampoka izy ity nefa tsarabe mihitsy!
25/06/2024
Vita soa amantsara ny "English Song Competion" izay nokarakarain'ny USEC sy TMTM Analanjirofo.
Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara!
Mankasitraka ny mpiara-miasa rehetra sy mpanohana!
Teto no nahatsapanay mpikarakara fa maro manan-talenta ny Malagasy eto Fenoarivo Antsinana, noho izany hitohy ny hetsika mba ho fanohanana ny zandry, zanaka, taranaka satria anjaran-tsika ny mikolokolo sy mitaiza ny taranaka izay ho dimby rahatr'izay.
💡Ny USEC English dia tsy mampianatra anglais ihany fa manabe ara-tsaina ihany koa, satria io no fototra amin'ny maha olona ka tsy hatao ambaninjavatra mihitsy!
Mampanantena izahay fa mbola hisy ny manaraka!
Salama daholo ooo! Hoatsika eto FeneriveEst sy ny manodidina efa misokatra indray ny fisoratana anarana special vacance. Araraoty ary ny fihenambidy goavana be oooo
Updated Speaking English Course "To learn a language is to have one more window from which to look at the world"
12/06/2024
Salama daholo oooo !
Mbola mitohy hatramin'ny faha 17 volana Jona 2024 ny fisoratana anarana hoan'izay mbola maniry tehandray anjara
Ireto avy ny toerana afaka hividianana billet d'entrée :
- M&R service akain'ny pharmacie Ravinala Ambataria
- Fortunah boutique akain'ny station service shell
- infoplus ampitan'ny fiangonana Jesosy Mamonjy Fenerivodoany
- Coco service akain'ny rond point sahavola
- Tsara services ampitany Banque BOA Andranolava
- USEC English ampitany garage Liva Andranolava
Vidiny : 2000ar Zaza/ 5000ar olon-dehibe
Fifandraisana : 0344581860
05/06/2024
Points de vente des billets :
>Chez USEC English ampitany garage Liva Andranolava
>Tsara service ampitany BOA
>Coco service à rond point sahavola
>M&R service akain'ny pharmacie Ravinala
>Info plus ampitany Jesosy mamonjy Fenerivo doane
>Boutique Fortina akain'ny station service shell
Prix: 5000ar olona maventy, 2000ar Zaza
"LET'S HAVE FUN AND STUDY TOGETHER"
To celebrate "THE WORLD DAY OF MUSIC"
UPDATED SPEAKING ENGLISH COURSE organise an english song competitions with everyone here in Fenerive-Est at townhall.
👉 On june 22/2024.
Note : we're going to kill two birds with one stone because this has the best for you english lovers and music lovers. This is the best time ever for all of us.
To book sits or for more information
👉 0344581860
Updated Speaking English Course "To learn a language is to have one more window from which to look at the world"
Miarahaba anao tonga eto amin'ny pejy USEC officiel
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo