06/04/2022
Niova ho Académie Nationale des Arts et de la Culture ny CNEMD - Conservatoire National de Madagascar, araho ny pejy vaovao ANAC - Antenne Régionale Analamanga
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CNEMD - Conservatoire National de Madagascar, Performing arts school, Bibliothèque Nationale Ampefiloha, Antananarivo.
06/04/2022
Niova ho Académie Nationale des Arts et de la Culture ny CNEMD - Conservatoire National de Madagascar, araho ny pejy vaovao ANAC - Antenne Régionale Analamanga
Filazana:
Tsy mbola mianatra ny mpianatra rehetra amin'ny herinandro ho avy izao.
Ny mpianatra piano izay manomana "CONCOURS DE PIANO" sy ny kilasy "ORCHESTRE" ihany no mianatra.
Miverina mianatra amin'ny ora mahazatra azy kosa ny mpianatra rehetra (mozika sy dihy) amin'ny alatsinainy 14 martsa 2022.
14/02/2022
Efa azo jerena ny valim-panadinana
12/02/2022
Atelier de guitare Avec Monsieur Jeremie Rasolondrainy Olivier ce jour
10/02/2022
03/02/2022
Araka ny voalaza tamin'ny tatitry ny Filankevitry ny Minisitra omaly 2 Febroary dia mihemotra amin'ny heriny ny fanadinana ho an'ireo mpianatra mianatra zoma sy sabotsy. Antsoy ny 034 66 201 74 raha mila fanazavana fanampiny. Mankahery antsika rehetra tompoko
22/01/2022
Atrik'asa iarahana amin'Andriamatoa Ramorasata J. Olivier
14/01/2022
Ho fanomanana ny fanadinana amin'ny faran'ny volana Janoary dia hisy toromarika vitsivitsy omen'Andriamatoa Jean Olivier Ramorasata entina hitendrena ireo hira ba gasy amin'ny fanadinana, koa manasa antsika mpianatra rehetra tompoko.
07/01/2022
Ny partitions ho an'ny fanadinana dia azo alaina ao amin'ny accueil ho an'ireo izay mbola tsy nahazo izany. 034 66 201 74, Mme Michella
28/12/2021
Fidirana amin'ny 10 Janoary 2022, mirary soa ho antsika rehetra tompoko
18/12/2021
Concert des élèves du CNEMD du 18 décembre 2021. Bravo à tous!!
Rendez-vous en janvier 2022, passez de très agréables fêtes de fin d'année.
13/12/2021
Fampisehoana alohan'ny faran'ny taona 2021 ataon'ny mpianatra et o ami'ny CNEMD ny sabotsy 18 desambra amin'ny 9 ora maraina
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 15:00 |