15/01/2026
Ahoana no miteny hoe :
"L'union fait la force " na "Ny firaisankina no hery " en Anglais ?? 🇺🇲🇺🇲
Jereo ao ao ⬇️⬇️⬇️
✅ Specialiste en Cours à domicile
☎️ 034 36 170 26
🔥 7ans d'experience
15/01/2026
Ahoana no miteny hoe :
"L'union fait la force " na "Ny firaisankina no hery " en Anglais ?? 🇺🇲🇺🇲
Jereo ao ao ⬇️⬇️⬇️
31/12/2025
Tandremo fa efa tonga eto Tana izy ity an
(Source : 24h mada )
10/12/2025
♦️ Karazana Ferapara na faire-part en Anglais?
🇨🇵 Faire-part : 🇺🇲 announcement
🇨🇵 Faire-part de naissance : 🇺🇲 birth announcement
🇨🇵 Faire-part de marriage : 🇺🇲 marriage announcement
🇨🇵 Faire-part de décès : 🇺🇲 death announcement
06/12/2025
♦️ Ahoana no miteny hoe "Aleo faranako fa matsiro be ilay izy " en Anglais?
❌ Isika zao raha hiteny an'izany Anglisy dia te hiteny hoe "Let me finish it because it's delicious "
➡️ Marina io saingy literal be ,moa toy ny fanazavàna ilay verb "polish off " ihany.
✅ Fa ny tompon-teny tsy miteny an'izany fa milaza hoe :
🇺🇲 Let me polish it off because it's delicious. ☺️👌😋
✅ Raha sakafo zany no farananao na holanianao dia "polish off " no filaza azy.
18/11/2025
♦️ Cours d'Anglais parlé à Domicile
♦️ 100% Oral
❌ Tsy mandika lesona intsony fa efa anaty boky ny lesona rehetra
❌ Methode tsotra ,haingana ,tsy mi-baser
✅ Omena boky iray misy ny lesona rehetra ianao
✅ Omena boky hafa miaraka hizaranao mihaino any an-trano ihany koa ianao.
✅ Manantona anao any an-trano izahay na any misy anao
✅ Mety aminay foana ny Niveau anao na Debutant ,na Intermédiaire na Avancé.
Plus d'info : midira Mp avy hatrany
Cont : 034 36 170 26
12/11/2025
1️⃣ Ahoana no miteny hoe "Napetrany aho omaly " Anglisy ?☺️
🇲🇬 Napetrany aho omaly. ☺️
🇨🇵 Il m'a posé un lapin hier. ☺️
🇺🇲 He stood me up yesterday. ☺️
Nb: ilay hoe napetrany dia hoe tsy tafihaona tamin'ilay olona nanao fotoana taminao ianao,tsy tonga izy fa ianao navelany niandry azy teo.
▶️ Eto dia ilay vehivavy no voapetraka, ka raha nilaza isika hoe "He stood me up yesterday " dia midika izany fa "lehilahy" no nametraka azy omaly fa tsy vehivavy.
▶️ Fa raha ohatra ka hoe "She stood me up yesterday " dia "vehivavy" izany no nametraka.
Izany hoe ilay sujet foana no manao ilay action.
2️⃣ Ary ahoana no miteny hoe "voapetraka aho omaly " ?
🇺🇲 I got stood up yesterday
✅ Aza afangaro izany ny hoe "He stood me up " sy ny hoe " I got stood up "
04/11/2025
✅ Ahoana no miteny hoe "tonga fotoana aho " na hoe "regle aho " Anglisy ? ☺️🩸🩸🩸
♦️ I'm on my period ☺️ 🩸🩸🩸🩸
✅ Inona no ampiasaina rehefa tonga fotoana? (Aty Madagasikara)
♦️ Sanitary pad / sanitary towel : serviète hygienique
Ohatra : Thalia ,perfit ,softex ...😂
Raha tsy tonga ny fotoana dia ahoana no ilazana azy
♦️ I missed my period 😥
✅ Ahoana no fiteny ny hoe tara ny fotoanako?
♦️My period is late
✅ Ahoana no miteny hoe cycle irregulier nenah?
♦️ I have irregular periods.
✅ Fanamarihana : ny vehivavy any andafy raha vao tonga fotoana dia tsy voatery ilay "sanitary pad " no ampiasainy ,fa mampiasa ihany koa izy ireo toy ny : Tampon , menstrual cup , ...
31/10/2025
Haha Eo mba samy miteny ary hoe :
Ps : money 🤣
29/10/2025
25/08/2025
Hihi, Now it's a fact
12/08/2025
The reason why I love facebook 😂
Mainly when you are exhausted and stressed ,it stresses you out 😂😂
03/07/2025
👉 Profitez les vacances pour booster votre niveau d'Anglais oral 🇬🇧🇺🇸
👉 Parlez Anglais avec confiance 👌😊😊
⭕ Cours d'Anglais parlé à domicile pour collégiens - lycéens et étudiants
✅ Methodes 100℅ orales et interactives
✅ adapté aux niveaux debutant à avancé
✅ chez vous - flexible selon votre disponibilité
✅ professeur experimenté
📚 supports : 2 Livres + Audios pour s'entrainer à l'écoute
📆 Inscrivez - vous maintenant - places limitées
☎ plus d'info - Message privé ou 034 36 170 26