Entraide Tout fichiers Pdf

Entraide Tout fichiers Pdf

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Entraide Tout fichiers Pdf, Education, Antananarivo.

25/04/2025

Te hahay teny anglisy nefa tsy te handany ora maro any am-pianarana?
Efa vonona ho anao izahay miaraka amin'ny PDF lesona anglisy feno – mety tsara ho an’ny vao manomboka sy izay mianatra irery!

7000 Ar fotsiny – mandoa indray mandeha, mampiasa mandrakizay.
Ao anatiny ianao dia hahita:

Sokajin-teny amin’ny teny anglisy

Rafi-potoana (tense) amin’ny teny anglisy

Famantarana (punctuation)

Fiteny anglisy (speech)

Karazan-keviteny (sentence types)

Tenim-pifanjohy mampikorontana (tongue twisters)

Torohevitra hanatsarana ny fiteny anglisy.

Afaka mianatra amin’ny fotoana rehetra, na aiza na aiza – na dia tsy misy internet aza!
Makà ny anjaranao dieny izao.

>>>>>>>

Want to improve your English without spending hours in class?
We've got you covered with our full English learning PDF pack — perfect for beginners and self-learners!

Only 7,000 Ar – one-time payment, lifetime use.
What’s inside:

English Parts of Speech

English Tense System

English Punctuation

English Speech

Sentence Types

Tongue Twisters

Ways to Improve Your English Speaking

Study anytime, anywhere — even offline!
Get your copy now and start learning smart.

Photos from Entraide Tout fichiers Pdf's post 04/10/2024

Ho anareo liana amin'ny fianarana Anglais !

- Grammaire vitsivitsy fa miditra MP omena pdf complet amin'io

24/09/2024

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy !

➡️Torohevitra vitsivitsy afaka arahanao raha te hampivoatra tsara ny fianaranao Anglais

➡️Pdf izy io ( amin'ny teny Anglisy )

➡️Alefako maimaimpoana aminao fa midira MP izay haka azy.

Photos from Entraide Tout fichiers Pdf's post 19/09/2024

⬇️⬇️⬇️✅

Photos from Entraide Tout fichiers Pdf's post 07/09/2024

PROMO WEEK-END

- 8000 Ar izy 02 : Vocabulaire

✅Anglais ➡️ Français
✅ Allemand ➡️ Français

Aza tara fa androany sy rahampitso fotsiny io anh

Photos from Entraide Tout fichiers Pdf's post 05/09/2024

Miarahaba ny mpanaraka !

Misy vocabulaire aty :

- Anglais ➡️ Français ( 5000 Ar )
- Allemand ➡️ Français ( 7000 Ar )

✅90 thèmes
✅Alefa aminao version pdf
✅Midira MP izay liana azy !

16/08/2024

➡️🆕️

Hoanao maniry hianatra teny anglisy indray ity :

✅PDF misy ireo vocabulaire rehetra ahafahanao mianatra sy mampitombo ny fahaizanao

✅Omena anao version pdf ihany koa avy eo ny conjugaison rehetra ahamora ny fianaranao

✅Omena anao amin'izay avy eo ny fitsipika rehetra amin'ny teny anglisy

➡️Midira MP hoan'izay liana fa mora tena mora

5000 Ar ahaizanao azy rehetra !!

✅Omena torolalana foana ianao fa tsy tapitra eo amin'ny fanomezana ny lesona

➡️Mamaly foana izahany amin'izay zavatra tsy azonao na misy fanontaniana manitikitika anao

🤝Miandry anao izahay !

10/08/2024

🔴🔴🆕️🔴🔴

Ohatran'izao indray hoan'ireo maniry hianatra vocabulaire Anglais

✅MP avy hatrany izay liana

➡️Omena vocabulaire ianao
➡️Omena conjugaison
➡️Ampianarina manangana phrase avy eo

27/06/2024

✅Hianao mivoatra sy mahay tenim-pirenena hafa no zava-dehibe

✅300 AR no vidin'ny lohahevitra iray

●Vocabulaire no hanombohana hianarana azy

●Avy eo omena ny verbes rehetra

●Fananganana fehezan-teny avy eo

●Miampy vocabulaire vaovao ankoatra an'ireo amin'ny ankapobeny rehefa tena mandroso ny fahaizanao

✅Midira MP avy hatrany fa aza misalasala fa efa tena mora ny sarany handefasana ny lesona rehetra

➡️Anglais
➡️Espagnol
➡️Allemand










18/06/2024

✅Hianao mivoatra sy mahay tenim-pirenena hafa no zava-dehibe

✅300 AR no vidin'ny lohahevitra iray

●Vocabulaire no hanombohana hianarana azy

●Avy eo omena ny verbes rehetra

●Fananganana fehezan-teny avy eo

●Miampy vocabulaire vaovao ankoatra an'ireo amin'ny ankapobeny rehefa tena mandroso ny fahaizanao

✅Midira MP avy hatrany fa aza misalasala fa efa tena mora ny sarany handefasana ny lesona rehetra

➡️Anglais
➡️Espagnol
➡️Allemand

21/05/2024

Liana te hianatra tenim-pirenena hafa ve ianao?

➡️Natao ho anao ity :

- Fianarana teny Anglais/Espagnol/Allemand

- 100% en ligne

- 300 ar / thèmes

- Tsy manavaka niveau na mbola depart zero ary ianao

- Ny fahavononanao no andrasanay sy tena zava-dehibe

- Misy lesona kadoa ankoatran'ireo vidiana

✅Tongava MP raha mila fanazavana bebe kokoa

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Antananarivo