✨Sombiny kely t@ fizarana nataon'i
🏮 Tian-tsika ve raha asiana 2ème Édition ?
✅ Alefaso ao ao ny fotoana mety @ tsika de izay lanin'ny be sy ny maro ao no hanaovana azy
👉 Mampianatra ihany koa izy, afaka miditra MP aminazy izay liana
https://www.facebook.com/zaoto.rakotoson
💯
Gasy Mifampizara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Mifampizara, Music Lessons & Instruction School, Antananarivo.
12/01/2026
❌ Iza daholo ilay namana te-hahay karazana Salegy sy mozika tropical ato 😊
👉 Tonga ity ilay fotoana hifampizaran'i Maître
🔖 Rythme Traditionnel Malagasy 🇲🇬
🔖 Ireo karazana BASE/GROOVE/ TECHNIQUE momban'ny Salegy... 🎼
🔖 INDÉPENDANCE sy ireo Karazana BREAK adala be 😅
🔖 Zarainy ao koa ireo karazana Rythme tropical sns...
✅ Aza misalasala miantso na miditra MP
Soraty dieny izao ny anaranao fa voafetra ny toerana
(Taggeo eto ireo namanao mila mianatra tropical 😅)
📊 Vendredi 23 Janvier 2026 à 15H
🏮 Lieu: Acoustic Studio Ambohimanarina
📞 038 64 702 26
(Z.A.M.A)
💯
Fizarana pass kely avy Tsilavo Rabenjarisoa Mozika
Cover ny fanatrehanao TGC by Tita Rakoto
13/06/2025
❌ Drums tutoriel ❌
✨ Ahitana ireo Drummers kalaza maro...
⛔ Te-hivoatra ve ianao ?
Te-hivelatra nefa Maro ireo karazan-javatra tsy voafehy...?
✅ Hanampy anao Izahay 'ny vidéo tutoriel
📼 Niveau: débutant, intermédiaire, avancé
Ahitana Ireto karazana chapitre maro ireto :
🔖 RYTHMIQUES
🔖 LES DIFFÉRENTS TYPES DE RUDIMENTS
🔖 GROOVE
🔖 PHRASING
🔖 DÉVELOPPEMENT DES PHRASES
🔖 EXERCICES D'INDÉPENDANCE
🔖 MAÎTRISE DE MÉTRONOME
🔖 CHOPS...
🔖 DRUMS COVER
📬 Afaka miditra MP izay mila video
🎼 Like & share 👍
13/06/2025
❌ Bass Tutoriel ❌
✨ Ahitana ireo bassist kalaza maro
⛔ Te-hivoatra ve ianao ?
Te-hivelatra @ mozika nefa Maro ireo karazan-javatra tsy voafehy...
✅ Hanampy anao Izahay @ alalan'ny vidéo tutoriel Maro...
📼 Niveau: débutant, intermédiaire, avancé
Ahitana Ireto karazana chapitre maro ireto
🔖 RYTHMIQUES
🔖 GROOVE
🔖 BASS LINES
🔖 WALKING BASS
🔖 SLAP
🔖 JAZZ LICKS
🔖 GOSPEL CHOPS...
🔖 BASS COVER
📬 Afaka miditra MP izay mila
🎼 Like & share 👍
Cover hosanna by judyh
Tuto Loop by Mick Ram
Tuto Groove en double paradiddles by Sandratra
Cover bass "ohatrany ho tsara" by Judyh
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo