17/12/2025
๐โจ Taorianโny hetsika omaly, dia anjaranโny mpianatra ao aminโny EPP Bernard CANUT sy ny EPP Ampasandratsarahoby indray no nisitraka fizarana vatomamy ๐ฌ, hetsika notanterahinโny COURS ACEEM Analakely, tarihinโny Bureau des รlรจves (BDE), ho fanamarihana ny fankalazana ny fetinโny Krismasy ๐ ๐.