16/06/2024
Hajao i Dada 💙
Samy manana ny fomba fanehoana izany isika fa ny zava-dehibe dia ny fametrahanao @ toerana tsara tokony hisy azy 💕
Aza ny fahalemeny Na ny tsy fahatanterahany no tsarovana fa aleo ilay tsy fisinao raha tsy teo izy😍Mamiii ny Ray ndao ho tsarovana izany androany🙏💙
Izahay ato Yummy kalÿ dia miarahaba manokana ny Ray rehetra, mahery ianareo,miavaka ianareo😍Mirary soa sy fitahina,vola sy fahasalamana hoanareo 😘
12/06/2024
📌Misy fanamarihana Kely tompoko mahakasika ny commande sy ny livraison :
👉Tsy maintsy alefa mobile money ny sarany commande-nao raha antsinjarany ilay izy. Tsy sanatria tsy fantokisana clients fa maro ireo tsy matotra ka manao commande kanefa tsy manka akory avy eo, vidina ingrédients nefa tena lafo🥺lasa fatiantoka hoanay ilay izy.
👉Averiko ihany commande confirmée= efa payé par mobile
👉Afaka récupérer-nao ety andavamamba ny commande-nao avy eo na afaka atao livraison raha centre ville na tsy dia lavitra anay lotra ny misy anao( misy frais ny livraison )
👉Aminy maha sur commande azy dia au moins mba un jour avant ianao no manao commande mba ho fandaminana tompoko 😊
👉MAHATOKY NY FAHENDRENAO IZAHAY ARY TSY HANDISO FANANTENANA ANREO IZAHAY😊
📞0348925044
02/06/2024
Andalo mba asina recette du jour eh🤗sa ahona ozy nareo?
ATOMBOKINTSIKA SABLES SANS MATIÈRE GRASSE ITY🥰
Tandremo tsy manao pratique a!
30/05/2024
🎁EFA FANTATRAO VE HOE INONA NO CADEAU ATOLOTRAN'I DADA?🥲🥰MATETIKA MANKO ATAONTSIKA MANGIGINA NY FETIN'IZY IREO😁
FENOY HAMAMINA Reee!!!!🥰🥰🥰🥰
🧡💛Hoanareo fikambanana izay hitady loharanom-bola fotoana io dia afaka manao opérations cake izahay tena mora nefa tsara sady azahoana tombony tsara no tsy mahamenatra anao🙂
☎️0348925044
30/05/2024
👋 Coucou mamii Be daholo!😍
🧡Aiza moa ianareo no tsy ho monamonaina ?😅ny cake tompoko dia ampiarahana @ zava-pisotro mafana tsy misy siramamy intsony 🤭Andramo nge raha mbola tsy nanao izany ianao eh😁hoitanao fa na ilay cake marbré Be anay laninao irery tsy mila fanampina avy any ivelany😋
Mba lazao hoe ny hevitrareo?😊
Ampiarahana @ dité sa café sa ronono aki ny anareo?😁 SANS SUCRE WA AH❎😅
Efa raikitra ato ny commande pour fête des pères fa aza tara😊
📞0348925044
26/05/2024
FALY NY FONAY MIARAHABA MANONKANA NY RENY REHETRA INDRINDRA IREO MANKAFŸ CAKE 😊😍Mino izahay fa nitondra mamy hoanareo ity andro an'io ity🎉
MANKASITRAKA MANONKANA IREO FIKAMBANANA NAMETRAKA FITOKISANA TAMINAY🥺🙏MAmiiii be ianareo😘😘😘
HOANAO MIKASA HANAO OPÉRATION KOSA AZA MISALASALA MIARA-MIASA AMINAY FA NY TSARA INDRINDRA NO ATOLOTRAY ANAO😍
TÉL:0348925044
07/05/2024
Faly Miarahaba oh!!!!😊
Nanonkatra page izahay mba hafahanay mifandray aminareo bebe kokoa😍Ny page no vaovao fa raha ny expérience anay efa an-taonany maro✅
🟠Hoan'ireo fikambanana na fiangonana, sekoly sns mikarakara "opération " hitadiavana vola dia afaka manampy anareo @ fanatanterahana izany izahay😊
🟠Manao ny karazana pâtisseries izahay toy cake, gâteau, pâte à choux,sns ary ihany koa ny sandwich, burgers, croissant,pizza sns🎂🍞🥐🥖🥯🥞🧇🍔🌭🥪🍕🌮tsy ho voatanisa eto avokoa fa izay commande -nareo dia afaka réalisé-nay avokoa😊
🟠Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 0348925044 raha mahaliana anao ny hiara miasa aminay✅