Cours préparatoires chez nous
Contact :038 07 907 43
Deutsch Welt
Lass uns Deutsch lernen🇩🇪
28/07/2026
Te hianatra allemand ve ianao?Ato aminay sady mora ny écolage nefa mahafapo ny fampianarana
✓3mois ny niveau iray.Niveau A1,A2 ary ny B1
✓écolage:60.000Ar/mois ary 0Ar droit d'inscription
✓boky:35.000Ar
✓heures ianarana ianao no misafidy
✓10places au max ny niveau iray
✓midira mp avy hatrany raha anao réservation place ianao fa voafetra ny toerana
✓contact:038 07 907 43 ou 037 66 388 73
27/02/2026
Manana nofinofy ny hisidina ary hipetraka any Allemagne ve ianao na ny zanakao🇩🇪😍
Aza misalasala miantso anay ato amin'ny cours Deutsh Welt fa hanome fahafaham_po ho anao izahay ary tsy handiso fanantenana anao
Ny toerana misy anay moa dia tsy miova fa ety Itaosy Ambohimamory ihany
Ny fomba fampianarana dia amin'ny alalan'ny boky izay vidina amin'ny vidiny mirary ato aminay ary omenay PDF gratuit ianao
Misy niveau anaky telo ato aminay ka ireto avy izany:A1_A2_B1 ary ny faharetan'ny fampianarana dia telo volana monja ary manomana anao hiatrika ny examen ahazaoana ny certificat CGM izahay
Koa aza misalasala ary misoratra anarana dien'izao fa voafetra ny toerana:"6 élèves max" isaky ny niveau
Misy ny cours du soir,spécial mercredi après midi,spécial vendredi après midi ary spécial samedi après midi (izay mampalalaka anao no atao amin'izany)
Écolage natao mirary:60.000Ar/mois
Raha liana ianao dia antsoy avy hatrany ny:038 07 907 43 / 037 66 388 73🇩🇪😍
Tanterao ny nofinao miaraka aminay✊🏽🇩🇪
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ampitatafika
Antananarivo