Iserp : Education & Développement

Iserp : Education & Développement

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Iserp : Education & Développement, College & University, Lot III X 310 Ampefiloha, Antananarivo.

25/08/2019

ISERP
initiative énergie renouvelable partout
EDU PRESS

Centre d'Etudes de Développement (CED)
Centre de Recherches de Développement (CRD)
Centre de Pratiques de Développement (CPD)

Antanetibe Talatamaty
Arrêt Toyota
Près du Royal Limousine
034 11 107 32 - 034 11 107 45

12/11/2018

Misy karazana fomba fanaovana Développement ataon'ny Etat :

1- État non-développementaliste : manao slogan fotsiny fa ny tenan'ny Mpitondra no mandroso. Ny Firenena miodikodina fotsiny eo na 100 taona aza. Gisitra rehefa mitaha amin'izay tontolo izao ny Firenena. Mihevi-tena ho malemy sy tsy hafa-manaotra ka manaraka izay Mahery fotsiny.

2- État développementaliste : miova daholo ary ny Firenena no aloha. Ohatr'ireny Olona handeha hihary ireny fa Firenena indray no resaka. Fakana toerana aloha eo amin'izao tontolo izao no soritra arahina. Mihevi-tena fa samy nosoran-dreniny menaka ka hifampitaha ara diplaomasia.

12/11/2018

Misy roa ny karazana Développement, miainga amin'ny tena Endo-dvpt ary ny miainga amin'ny hafa Exo-dvpt.

Tolona be ny Endo-dvpt, hany ka mila toetsaina vono-kihafy sy mihary.
Moramora ny Exo-dvpt satria tonga dia mitondra vola sy fitaovana.

Ny Firenena mitady indépendance no manao Endo-dvpt.
Ny Firenena tsy mihevitra izany fa mivohy ny dépendance hafenina ao ambadiky ny ouverture no manao ny Exo-dvpt.

Tompon'ny Dvpt ao aminy ny manao Endo-dvpt.
An'ny any ivelany kosa ny dvpt misy raha manao Exo-dvpt.

Ohatra raha misy hôtel, plage, industrie ... natao tamin'ny Endo-dvpt dia an'ny tena ireo. Mandalo fotsiny ny vahiny.
Raha Exo-dvpt koa dia azy daholo ireny fa mandalo fotsiny sy Mpiasa kely ao ny tompontany. Ho menatra aza ity farany hitsofoka amin'ireny.

Miadana ny dvpt raha Endo fa tompony kosa.
Aingana kokoa raha Exo fa tsy tompony ny tompontany.

Raha mahavita miharitra sy miasa mafy ary mandamina dia Endo.
Raha tsy te hisahirana fa hamantam-bonony, tsy mila hoe ho tompony fa rehefa miaina dia izay dia Exo.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Lot III X 310 Ampefiloha
Antananarivo
101