16/06/2026
✨ Ho anao hiatrika fanadinana : Mahereza!
Mivavaha am-po hoe:
"Jesosy ô, omeo saina tony sy fitadidiana tsara aho."
Matoky anao izahay, ary mivavaka ho anao. 💪✨
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rantsana Fanantenana - FJKM Ziona Fahazavana Anosibe, Education Website, Antananarivo.
16/06/2026
✨ Ho anao hiatrika fanadinana : Mahereza!
Mivavaha am-po hoe:
"Jesosy ô, omeo saina tony sy fitadidiana tsara aho."
Matoky anao izahay, ary mivavaka ho anao. 💪✨
MAHAY NY ZAVATRA REHETRA IANAO RY NENY AO AMIN'ILAY MAMPAHERY ANAO.
FETIN'NY RENY
30/05/2026
“Aoka isika tsy ho reraka anao hanao asa tsara, fa amin’ny fotoana mety dia hijinja vokatra isika raha tsy mahafoy”
Gal 6:9
Fifaninana fanatanjahantena Synodamparitany
🗓️01mey2026
📍Mahintsy
Fiderana Lehibe
Miaraka amin'ny Joseph D'af
Sabotsy 30 mai 2026
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
15/05/2026
🔥 FIDERANA LEHIBE 🔥
Joseph d’Af
Fampisehoana miavaka
Fiderana, fihetseham-po ary hafaliana no miandry anao.
✨ Miomàna hiaina fotoana manokana sy ny fiombonana.
🎶 Asao ny namanao sy ny fianakavianao dia tongava hiaraka hankalaza amintsika.
📅 Sabotsy 30 Mey 2026
📍FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
🕑02:00 tolakandro
📞 Infoline : 0330781855/0380781855
Fiderana miaraka amin’i D’af
🗓️ Sabotsy 30 mai 2026
📍 FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
🎟️ Mbola misy ireo Tapakila
’af
17/12/2025
Teraka ho antsika ilay Andrian’ny Fiadanana.
Izy no mitondra fiadanana,
fitiavana ary fanantenana ho an’izao tontolo izao.
📅Talata 23 Desambre 2025
📍FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
🔴ho arahinao mivantana eto amin'ny pejy
Tia anao Jesoa