English Masterclass Madagascar

English Masterclass Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from English Masterclass Madagascar, Education, I T 83 C Iavoloha, Antananarivo.

12/07/2025

Ho an'ny tanora 15 ka hatramin’ny 22 taona ihany.

Manokatra làlana maro ny teny Anglisy.

Andao tenenina ny marina.

Amin’izao fotoana izao, raha tsy mahay miteny anglisy ianao, dia tavela. Na any am-pianarana, na amin’ny asa, na eo amin’ny fiainana mihitsy. Mandalo ny opportunité. Mihidy ny varavarana. Ary very tsikelikely ny fahatokisan-tena.

Fa rehefa mahafehy teny anglisy kosa ianao…
Afaka mifandray amin'olona maro. Mifindra monina any ivelany. Miasa na mianatra any ivelany. Manatanteraka izay nofinofinao rahatr'izay.

Saingy izao no zava-misy:
Ny fianarana teny anglisy eto Madagasikara dia mitentina 200 000 Ar na mihoatra isam-bolana. Tsy dia betsaka izany, saingy tsy ny rehetra no mahazaka izany. Maro ny fianakaviana tsy mahazaka izany.

Mety ho voakasik'izany ianao. Ao aminao ny fanirina. Tehianatra fa nanemotra izany hatrany hatrany ianao… Satria niteny taminao ny toe-bolanao hoe: “Mbola tsy izao.”

Fantatray sy tsapanay izany. Ity ary misy suprise, fanomezana ho anao. Ianao io mihitsy.

🎁 Fampianarana Anglisy tena mora sy tena izy - 50 000 Ar monja!
Eny e! Tena izay mihitsy - 50 000 Ar fotsiny isam-bolana, mandritra ny vakansy.

Tsy mihena akory ny kalitao. Ary tena tsy ambanin-javatra ny fiofanana. Satria tsy mivarotra tolotra mora vidy izahay - Fa kosa manome tolotra sy fahafahana ho an’ny rehetra amin’ny vidiny mirary.

📌 Ity tolotra ity dia natokana ho an’ny Mpianatra ihany
✅ Ho an’ireo 15 hatramin’ny 22 taona
❌ Tsy raisina amin’ity tolotra ity ireo ivelan' ireo taona ireo.
Araraoty fa mety ho indray mandeha tsy miverina ity tolotra ity.

🎓 Nahoana no ilaina ny mahafehy teny anglisy?
Satria miaraka amin’ny teny anglisy dia, misokatra ny bourse,
ny fandaharan’asa any ivelany, ary ny lalam-pandrosoana maneran-tany sy eto an-toerana.

Lehibe lavitra noho izay eritreretinao ny hoavinao.
Fa mila manao dingana voalohany ianao.

📲 Inona no tokony atao? Misorata anarana haigana, izao dia izao
📞 Antsoy ny 034 11 204 04 na
🔗 Tsindrio io rohy io 👉 https://tinyurl.com/2tyaxw9y
📷 Na scan-neo fotsiny ny QR code ao anaty video

Aza miandry. Aza avela hiala izao opportunity izao.
Izao no fotoana!

💬 Ny hoavinao dia miteny anglisy. Tonga ny fotoana hianaranao izany.

🎓 Mianara teny anglisy - 50 000 Ar isam-bolana. Tolotra manam-petra ho an’ny tanora mpianatra irey ihany.

12/10/2023

Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny 3e Vague. Eto Iavoloha sy Antaniavo (Antanimena).

Miantomboka ny Asabotsy 4 Nov ny kilasy manaraka.

🇺🇸Enrollments Open for the 3rd Wave of English Masterclass! 📚✨Join us in the enchanting locales of Iavoloha and Antaniavo (Antanimena) for an unforgettable experience.

Embark on a journey like never before! Our next class sets sail on Saturday, November 4th. Secure your spot now and get ready to dive into a world of endless possibilities! 🚀✨ Don't miss out on this unique opportunity to enhance your skills and broaden your horizons. See you there! 📚🎉

English Masterclass Madagascar Unlock Your English Mastery: 15+ Years of Expertise. Elevate Your Language Journey Now! 🚀

08/09/2023

🌟Welcome to the English Masterclass of Madagascar 🚀

🎬Misokatra ny Alatsinainy 1️⃣1️⃣ Semptabra 2️⃣0️⃣2️⃣3️⃣ ho avy izao ny English Masterclass of Madagascar eto Andrenivohita. 💢Ny toerana misy azy dia eo Antaniavo, Antanimena eo akaikiny tetezana ho any Ankazomanga, (mivily ankavia raha avy any Analakenly, mandroso manaraka an' ilay pavé mandalo eo @ tsenan' Antaniavo), 50 metre à gauche.

Ity kilasy ity dia natao hanatsarana ny fahaizanao teny anglish, ny fahaizanao miresaka sy mihaino ary manoratra ihany koa.

Natao ho an'ny rehetra ny fianarana, tsy mifidy "niveau", na vao manomboka na efa soamary mahay dia asaina sy tongasoa avokoa.

In this class, we will focus on improving your English, your listening ability, speaking, reading and writing skills. Whether you are a beginner or an advanced learner, this class will provide you with the necessary tools and knowledge to excel in English.

English Masterclass of Madagascar opens its doors strating from Monday 11th September 2023, and is located in Antaniavo, Antanimena, just near the bridge to go in Ankazomanga.

Let's get started on this exciting journey, mastering the English language‼️

🌐

English Masterclass Madagascar Unlock Your English Mastery: 15+ Years of Expertise. Elevate Your Language Journey Now! 🚀

03/08/2023

Bienvenue à English Masterclass ! 🌟 Avec plus de 15 ans d'expérience dans l'enseignement de l'anglais, nous sommes les experts incontournables en éducation linguistique. Notre passion est de guider des apprenants comme vous dans une aventure linguistique inoubliable. Rejoignez-nous et libérez tout votre potentiel linguistique ! 💪 Fluide, amusant et captivant - c'est notre manière d'apprendre ! 🚀

Chez English Masterclass, notre mission est de fournir une éducation linguistique de premier classe qui va au-delà de l'expérience traditionnelle en classe. Avec un mélange dynamique de méthodes interactives, nous faisons de l'apprentissage de l'anglais une véritable aventure. Nous sommes engagés à vous aider à atteindre fluidité, confiance et succès dans la langue mondiale qu'est l'anglais. Embarquons ensemble pour cette passionnante aventure linguistique !

🌐

03/08/2023

Welcome to English Masterclass! 🌟 With over 15 years of experience in teaching English, we are the leading experts in language education. Our passion is guiding learners like you on an unforgettable linguistic journey. Join us and unlock your full language potential! 💪 Fluent, fun, and engaging - that's how we roll! 🚀
At English Masterclass, our mission is to provide top-notch language education that goes beyond the traditional classroom experience. With a dynamic blend of interactive methods, we make learning English an adventure. We are committed to helping you achieve fluency, confidence, and success in the global language of English. Let's embark on this exciting language journey together! 🌐

03/08/2023

Welcome to English Masterclass!

We're delighted to be your guides on this language-learning journey. As passionate educators and language enthusiasts, we've dedicated our lives to helping learners like you unlock the full potential of English.

With years of experience in teaching and designing effective language programs, we understand that language learning should be engaging, enjoyable, and empowering. Our mission is to create a positive and supportive environment where you feel encouraged to take risks, make mistakes, and grow with confidence.

We believe in the power of immersive and interactive methods to master English. Through real-life scenarios, role-plays, and lively discussions, we'll bridge the gap between theory and practice, making language come to life.

Join us at English Masterclass, and let's embark on an exciting journey of fluency and self-expression. Together, we'll explore the wonders of English, making every step count towards a brighter future.

We can't wait to meet you and celebrate your success as you excel in this global language. Let's make your language dreams a reality!

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


I T 83 C Iavoloha
Antananarivo
101