Miarahaba antsika rehetra, izahay eto @ pejy dia mirarisoa ho antsika mpianatry NY cntemad rehetra izay hiatrika fanadinana manomboka rahapitso, ho salama Sy hatotosa antsakany Sy andavany ny fanadinana ary mba hioty vokatra tsara amin`izay ezaka nataon'ny tsirairay!
Cours d'appui Cntemad EPP JJR Analakely
Mampanao cours d'appui ny mpianatra ao @ CNTEMAD
Miarahaba antsika rehetra, izay mila renforcement satria efa akaiky ny fanadinana , dia afaka manampy anao izahay amin'ny izany,
✓rahapitso 02/09/23 ho an'ny L1Co Sy L1G ary L2E à 7h manao compta Sy mathematique
✓ NY alakamisy 07/09/23 ho an'ny L1Co , L1G et L2E à 13h manao stat Sy eco
✓Ny L3Co rahapitso 02/09/23 à 10h manao compta analitique , ST, mqpd , eco inter
✓ izahay ihany koa mampanao cours particuliers ho an'ireo izay Mila izany ho an'ny economie rehetra, gestion rehetra ary commerce rehetra,
Mankasitra
Miarahaba antsika rehetra, izay mila renforcement satria efa akaiky ny famadihana , dia afaka manampy anao izahay amin'ny izany,
✓rahapitso 02/09/23 ho an'ny L1Co Sy L1G ary L2E à 7h manao compta Sy mathematique
✓ NY alakamisy 07/09/23 ho an'ny L1Co , L1G et L2E à 13h manao stat Sy eco
✓Ny L3Co rahapitso 02/09/23 à 10h manao compta analitique , ST, mqpd , eco inter
✓ izahay ihany koa mampanao cours particuliers ho an'ireo izay Mila izany ho an'ny economie rehetra, gestion rehetra ary commerce rehetraka
∆ toerana epp jjr analakely
Mankasitra
Faly miarahaba antsika rehetra , efa nanomboka NY encadrement L1E, mitohy NY alakamisy 11/05/23 izao NY encadrement L1 économie , toerana epp 67ha sud salle 20, akaiky ny poste 67ha , aza Tara a,☎️: 034 72 258 24, zarao ,ilazao ny namana
Faly miarahaba antsika rehetra , efa nanomboka NY encadrement L1E, mitoy NY alakamisy 11/05/23 izao NY encadrement L1 economie , toerana epp 67ha sud salle 20, akaiky ny poste 67ha , aza Tara a, contacted: 034 72 258 24, zarao ,ilazao NY namana
04/05/2023
Faly miarahaba antsika rehetra, araka ny fotoana efa nifanomezana Dia amin'ny zoma 03/03/23 @ 13h ao amin'ny salle 13 ao Epp Jjr analakely, no fihaonambe mialohan'ny hanombohana ity raharaha manga ity Dia ny taompianarana 22-23, koa entanina isika économie première année rehetra ho Tonga maro, fandaharampotoana:
fampahafatarana
fizarana traikefa
fizarana ny fomba fianarana ao amin'ny CNTEMAD sy ny économie
ny système LMD
fanotaniana arhina valiny
Market place
Brainstorming
Marosamihafa
Entano Ary ny namana ho tongava maro, tsy mis vidimpidirana fa hoento ny récépissé nisoratanao anarana tao @ CNTEMAD,misaotra tompoko ny filières hafa Mbola hoa avy ihany ko
Miarahaba antsika nahatratra ity taona vaovao ity.😘😘Mirary ny soa sy ny tsara hoantsika ny ekipa rehetra
Miarahaba antsika mpianatry CNTEMAD fa nahavita soa iny fanadinana iny. Mirary fahombiazana ho anareo izahay eto @ cours d'appui.
L1CO, L1G, L2E
👉Aza adino ny math financiere isaky ny alarobia hariva @ 13h. Rahampitso ny fotoana
29/07/2022
Salama daholo, vaovao voa mafana, indro Ary atolotra ho antsika
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Analakely
Antananarivo