04/08/2026
Matahotra entretien Call Center? Ataovy lasa herinao izany!
Te hahazo asa amin'ny Call Center ve ianao?
Miomàna miaraka aminay amin'ny formation Français 🇫🇷 & English 🇺🇸 hanampy anao hamaly fanontaniana amim-pahatokisana sy amin'ny fomba matihanina.
✅ Simulation entretien
✅ Fanontaniana matetika apetraka
✅ Communication professionnelle
✅ Torohevitra hahombiazana
📅 17 – 28 Aogositra
🕛 12h00 – 13h00
💰 60.000 Ar 🎁 30.000 Ar ho an'ny mpikambana
⚠️ Toerana voafetra!
📩 Soraty hoe "ENTRETIEN" ao amin'ny commentaire 👇
03/08/2026
Matahotra entretien Call Center? Ataovy lasa herinao izany!
Te hahazo asa amin'ny Call Center ve ianao?
Miomàna miaraka aminay amin'ny formation Français 🇫🇷 & English 🇺🇸 hanampy anao hamaly fanontaniana amim-pahatokisana sy amin'ny fomba matihanina.
✅ Simulation entretien
✅ Fanontaniana matetika apetraka
✅ Communication professionnelle
✅ Torohevitra hahombiazana
📅 17 – 28 Aogositra
🕛 12h00 – 13h00
💰 60.000 Ar 🎁 30.000 Ar ho an'ny mpikambana
⚠️ Toerana voafetra!
📩 Soraty hoe "ENTRETIEN" ao amin'ny commentaire 👇
27/07/2026
🚫 Ireto hadisoana mahazatra rehefa mianatra teny anglisy!
❌ 1. Matahotra miteny satria sao diso.
➡️ Tsy voatery ho tonga lafatra vao miteny anglisy. Mitenena aloha, mianara avy amin'ny fahadisoana, dia hivoatra tsikelikely.
❌ 2. Mianatra voambolana fotsiny nefa tsy mampiasa azy.
➡️ Miezaha manoratra sy miteny amin'ny fehezanteny tena izy.
❌ 3. Mandika mivantana avy amin'ny teny Malagasy na Frantsay.
➡️ Mianara mieritreritra amin'ny teny anglisy tsikelikely.
❌ 4. Tsy mihaino anglisy isan'andro.
➡️ Mihainoa podcast, horonan-tsary, na hira amin'ny teny anglisy.
❌ 5. Tsy manao fanazaran-tena isan'andro.
➡️ Na 15 minitra isan'andro aza dia ampy hahitana fiovana lehibe.
💬 Iza amin'ireo no hitanao fa ataonao matetika? Soraty ao amin'ny commentaire!
27/07/2026
🎓 Cours Particulier
Mianatra amin'ny toerana mety aminao!
⏰ Tsy manam-potoana hivezivezena?
Tsy olana!
Izahay no manatona anao, mba hahafahanao mianatra am-pilaminana:
🏠 Ao an-trano
🏢 Any am-piasana (bureau)
📍 Na amin'izay toerana mety aminao
✨ Fampianarana manokana, mifanaraka amin'ny tanjonao .
In-2 isan-kerinandro
Écolage: 220 000 Ar / mois
Droit d'inscription: 20 000 Ar
Livre:20 000 Ar
Déplacement: 5 000 Ar / séance
Aza miandry rahampitso! Atombohy anio ny dianao hifehy ny teny Anglisy miaraka amin'ny fampianarana manokana sy mora arahina.
🇲🇬
22/07/2026
Tsy fianarana fotsiny... fa fahatsiarovana tsy hohadinoina!
Fialantsasatra ve?
Eny! Fa eto kosa dia mianatra, milalao, mihomehy ary mivelatra miaraka amin'ny namana vaovao. 🌿✨
Ny hetsika ivelan'ny efitrano fianarana dia manampy ny ankizy hanana fahatokisan-tena, hahay hiara-hiasa ary hampiasa ny teny Anglisy amin'ny fiainana andavanandro
Ireto no tsiahy mamy tamin'ny iray amin'ireo hetsika nahafinaritra indrindra tamin'ny Cours de Vacances MAECH Analamahitsy.
💬 Te hahita ny zanakao mianatra amim-pifaliana ve ianao?
Tongava hiaraka aminay fa ny fianarana eto dia lasa traikefa tsy hay hadinoina! ❤️
📍 MAECH Analamahitsy
22/07/2026
Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Charlin Raharinarivo, JN Chriis, HO LY, Elhaje Poullova
20/07/2026
Te hiteny anglisy toy ny Amerikanina ve ianao?
Maro no mianatra voambolana sy fitsipi-pitenenana, nefa mbola misalasala miteny satria tsy matoky ny fanononana.
Ny vaovao tsara?
Azo hatsaraina izany, na dia tsy mandeha any ivelany aza!
Andramo ireto loharano ireto:
🎙️ Speak English with Vanessa – hahay hiresaka amin'ny fiainana andavanandro.
📺 Rachel's English – hanatsara ny fanononana amin'ny American English.
📱 ELSA Speak – AI manitsy ny fanononanao avy hatrany.
⏰ 15 minitra isan'andro monja, dia ho tsapanao ny fiovana ao anatin'ny iray volana.
👉 Te hanana fanononana mazava sy hatoky tena rehefa miteny anglisy?
Atombohy anio, ary araho ny pejy MAECH ANALAMAHINTSY raha mila torohevitra sy lesona maimaim-poana isan'andro!
18/07/2026
Aza mianatra teny anglisy fotsiny... FA AMPIASAO!
Ireo phrasal verbs dia anisan'ny teny sy fomba fiteny ampiasain'ny olona miteny anglisy isan'andro.
✅ Give up → Miala, kivy
Don't give up on your English!
Aza kivy amin'ny fianarana teny anglisy
!
✅ Figure out → Mahita vahaolana, mahatakatra
You'll figure it out.
Ho hitanao ihany ny vahaolana.
✅ Look forward to → Miandry am-pifaliana, manantena fatratra
I'm looking forward to the weekend!
Efa tsy andriko ny faran'ny herinandro!
Ny tsiambaratelon'ny fandrosoana amin'ny teny anglisy dia ny fampiasana ireo fomba fiteny tena ampiasain'ny olona amin'ny fiainana andavanandro, fa tsy fitadidiana voambolana fotsiny.
💬 Andeha ary isika samy hanoratra ny example ao amin'ny commentaire 👇
15/07/2026
Efa mahay anglais… fa sahirana miteny? 🤔
👉 Tongava aty aminay:
✔️ Hahazo pratique be
✔️ Hiteny tsy matahotra
✔️ Hivoatra haingana
📩 Mandefasa message “INFO”
📞 037 20 945 46
🔥 Aza tara fa voafetra ny toerana!