01/11/2025
Hallo 👋
Ny "vokatra"dia avy amin'ny "asa".
Misy "trav..." ,misy"kotrana",misy "fandavantena",misy "fahavononana" ,misy "fiaretana",misy "faharetana",...izay vao misy "Fandresena "
Eny,mety misy faharesena 🥺" koa...fa ataontsika tohatra ireny hiakarana.
Satria isika
Eny !
"Tsy tongatonga ho azy ny FAHOMBIAZANA ".
Fa...
👉'Ndao aloha "hamafy" miaraka aminay,...mba hijinjantsika ny tsara.
Cours d'allemand
Cours normal
Cours préparatoire
A1-A2-B1-B2
032.68.643.43 - 034.98.284.23
13/09/2025
Hallo 👋😊
Raiso ny peninao ✒️..soraty ny tantara.📖
Tanteraho izay efa nonofisinao.💭 🇲🇬✈️ 🇩🇪🌎
Manorina ho avy MAMIRATRA.🎇
LERA 'ZAO!!!!🕛
Hery ny fahatanorana.💪🏃
Ny fahaizana mitoetra ho ampinga foana.🎓
'Ndao! 'Ndao!
fa" Tsy kisendrasendra ny FAHOMBIAZANA"
Cours d'allemand : A1-A2-B1-B2
▶️Cours normal
▶️Cours préparatoire
✅ Arahinay maso TSIRAIRAY ny mpianatra.
Koragna Deutsch
032.68.643.43 - 034.98.284.23
21/07/2025
Hallo! 👋
Rehefa ny toe-tsaina hiatrehana ny "dingana/sarotra" rehetra no PARÉ.
Hanjary izy izay e! 👊
👉Anô koa!
Atôva agnabo môraly !!!!🖊️📑
Paré fo @ raha jiaby! ⚡
" Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto "
🆙'Ndao fa hanampy anao izahay !
🪜Raisinay an-tanana ny hampahay anao.
🔲Cours d'allemand
▫️Niveau A1-A2-B1-B2
◻️Cours préparatoire
▫️Cours normal (➕⏱️Bonus cours préparatoire )
👍Arahinay maso TSIRAIRAY ny mpianatra✅
Koragna Deutsch
032.68643.43 - 034.98.284.23
"Tsy kisendrasendra ny fahombiazana.''
19/03/2025
Hallo!
Izay matoritory mifohaza amin'izay oooo!😴👏👏👏
(...)
▶Isika mahafantatra fa misy FAHAZAINA☑ ao ANATINTSIKA☑.
'Ndao fohazina raha mbola matory.
Fotoana izao.⏰
Cours d'allemand
Cours normal/Cours préparatoire
A1↗A2↗B1↗B2
"Tsy kisendrasendra ny fahombiazana"
Koragna Deutsch
032.68.643.43 - 034.98.284.23
02/09/2024
Hallo,
Efa PARÉ amin'ny EXAMEN?!!!
'Ndao hanomana dieny 'zao ny ampitsontsika e!🔆
Afaka manampy anao tsara izahay.🔝
🤞Izay module(s) halainao, ny manahirana anao 😰, ...
Arahinay maso TSIRAIRAY ny mpianatra.🛄
Cours d'allemand
Cours préparatoire
Niveau :A1-A2-B1-B2
Koragna Deutsch
🚪032.68.643.43 - 034.98.284.23
"Tsy kisendrasendra ny Fahombiazana!"
25/06/2024
Hallo!!!!🖐
🔴Ampitomboy ny tanjakao....💪
🔴Fehezo izay manahirana anao....
👊Afaka manampy anao izahay amin'izany!
d'allemand
Niveau A1-A2-B1-B2
➕ Arahinay maso TSIRAIRAY ny mpianatra.
Koragna Deutsch
032.68.643.43 - 034.98.284.23
"Tsy tongatonga ho azy ny fahombiazana."
25/05/2024
...
FINIAVANA, FIKIRIZANA.......... mitondra FANDRESENA ( andramo ange e!!! 😊🙌)
Rehefa fohazinao ao anatinao ireo dia hahita fahombiazana ianao 🏆
'Ndao indray ary e!!!
Cours D'allemand
normal(Omenay Bonus, eny Bonus 15h gratuites hanaovana cours préparatoire hiatrehana examen CGM)
particulier (Arahinay maso TSIRAIRAY ny mpianatra)
préparatoire(ho an'ireo hiatrika examen CGM)
Koragna Deutsch 0326864343 / 0349828423
30/01/2024
Hallo!
"Fiaingana vaovao"
👣Tsy mora....FA VITANAO
Cours d'allemand
🔥COURS PARTICULIER(Arahi-maso TSIRAIRAY ny mpianatra)
💪Ary ho fiatrehana ny EXAMEN CGM dia omenay 15h gratuites(cours préparatoire) ianao.
Niveau A1-A2-B1-B2
Koragna Deutsch " Ianao...ho vanon-ko lakana no tanjonay"
Adresse (Unique) :Terminus 147,Près EPP Ambatomaro,.0349828423 -0326864343
01/01/2023
2023
Ho taon-tsoa
Glückliches neues Jahr!
14/12/2022
Hallo!!!
Aza variana!Aza variana!!!
Ketreho ny ho avy!
*Raiso an-tanana ny ho avinao!
Afaka manampy anao ny Koragna Deutsch!
Cours d'allemand
Cours particulier.
Niveau : A1-A2-B1-B2