09/07/2024
Miarahaba antsika rehetra! 😁
Te hiasa amin’ny sehatry ny solosaina ve ianao 💻; na ihany koa mitady asa kanefa rehefa mandeha ny entretien dia sahirana ianao, tsy mahita havaly, mangovitra, na mbola mieritreritra be vao mahatafavoaka valiny rehefa manontany anao ilay olona manoloana anao 😩.
Fiofanana ato amin’ny TDI no mety aminao izany 📝✅.
Efa misokatra amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana ato aminay.
Maro ny fiofanana afaka ataonao ao anatin’izany, toy ny:
👁🗨Informatique bureautique
➡️ Débutant (Vao manomboka mihitsy ianao)
➡️ Intermédiaire (Efa mba mahita rirany fa te hanampy fahalalàna)
➡️ Avancé (Efa mahay fa mila fikafika mba hanamorana ny fitadiavana, fidirana miasa)
⌨️ Dactylographie (Manoratra tsy ankijery clavier)
🗣 Entretien d’embauche (Fomba famaly fanontaniana sy ny zavatra tokony atao rehefa anaty entretien)
📈 Comment trouver du travail en ligne (Manampy anao hanampy ny fidiram-bolanao)
Marihina fa raha manao fiofanana roa fotsiny ianao dia mahazo fihenam-bidy 20 % be izao 😱👌
Misy ny boky ho zaraina rehefa vita ny fiofanana 📒, ary ny toerana hiofanana kosa dia eny Nanisana akaikin'ny arrêt pompe.
❗️ Manasa anao ary hisoratra anarana haingana fa voafetra ny toerana. 🏃🏃♀️
19/04/2024