Rossignol GROUP MADA

Rossignol GROUP MADA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rossignol GROUP MADA, College & University, ambohimanarina, Antananarivo.

Photos from African Initiative's post 22/08/2026
12/08/2026

🌟 NY HO AVINAO DIA MANOMBOKA ANDROANY !

Ny fahombiazana — Omano dieny izao!

Ao amin'ny LYCÉE LES ROSSIGNOLS MAHITSY, ny zanakao dia hahazo tontolo iray hanampy azy hianatra, hivoatra ary hanana fahatokisan-tena.

📚 Fampianarana matotra sy manara-penitra
👩‍🏫 Équipe pédagogique mahay sy manolo-tena
🎯 Fanabeazana mifantoka amin'ny fahombiazana
🌱 Fanohanana ny talenta sy ny fahaiza-manao
Ny fanabeazana tsara anio no fototry ny fahombiazana rahampitso.

👉 Safidio ny sekoly hananganana ny ho avin'ny zanakao!

🎓 Lycée Les Rossignols Mahitsy — Mianatra anio, mahomby rahampitso!

📞 034 21 438 35

INSCRIPTIONS OUVERTES — PLACES LIMITÉES !

04/08/2026

LYCÉE LES ROSSIGNOLS – AMBOHIMANARINA
🎓 FISORATANA ANARANA
TAOM-PIANARANA 2026 – 2027 MISOKATRA!

"Manangana ny hoavin'ny zanakao amin'ny fanabeazana manara-penitra."

📚 Fampianarana misy:
Préscolaire
Primaire
Collège
Lycée
Filière Technique G2 (Gestion)

💼 MANINONA NO MISAFIDY NY G2 (GESTION)?
Ny Gestion dia làlana mankany amin'ny fahombiazana!
✔️ Comptabilité
✔️ Gestion d'entreprise
✔️ Marketing
✔️ Informatique de Gestion
✔️ Économie & Droit
✔️ Entrepreneuriat

Manomana ny mpianatra ho amin'ny Oniversite, ny asa ary ny fandraharahana.

⭐ NY HERIN'NY LYCÉE LES ROSSIGNOLS
✅ Mpampianatra za-draharaha sy manam-pahaizana.
✅ Fanabeazana manara-penitra sy mifototra amin'ny soatoavina.
✅ Fanaraha-maso akaiky ny fianaran'ny mpianatra.
✅ Tontolo madio, milamina ary azo antoka.
✅ Fampianarana mifanaraka amin'ny fandaharam-pianaran'ny MEN.
✅ Fampivelarana ny fahaiza-mitarika sy ny fahaleovantena.

🎯 Teny faneva
FAHENDRENA • FAHAIZANA •FAHOMBIAZANA

📢 MISORATA ANARANA IZAO!
Voafetra ny toerana ka aza miandry fotoana farany. �

📞 Antsoy izao:
034 21 438 35

📍 Adiresy:
Ambohimanarina
Lycée Les Rossignols

**"Ny fahombiazan'ny zanakao no antom-pisianay."**

"Safidio ny G2 (Gestion), làlana mankany amin'ny fahombiazana sy ny asa rahatrizay."

TAOM-PIANARANA 2026–2027
(RÉ)INSCRIPTION DÉJÀ OUVERTE

01/08/2026

📊 LE BILAN COMPTABLE : LA PHOTOGRAPHIE DU PATRIMOINE DE L'ENTREPRISE 📊

Le bilan comptable est un document fondamental qui présente, à une date donnée, le patrimoine d'une entreprise. Il permet de connaître ce que possède l'entreprise (actif) et les ressources ayant permis de financer ces biens (passif).

🔹 À retenir :

🔹 Le bilan repose sur l'égalité fondamentale :

ACTIF = PASSIF

🔹 L'actif représente les emplois de l'entreprise : • Actif immobilisé • Actif circulant

🔹 Le passif représente l'origine des ressources : • Capitaux propres • Dettes à long terme • Dettes à court terme

🔹 Le bilan permet d'évaluer : • La structure financière. • La liquidité. • La solvabilité. • L'équilibre financier de l'entreprise.

🔹 Quelques ratios essentiels : • Ratio d'autonomie financière = Capitaux propres / Total du bilan × 100 • Ratio de liquidité générale = Actif circulant / Passif circulant • Ratio d'endettement = Dettes totales / Capitaux propres • FRNG = Capitaux permanents − Actif immobilisé

📚 Une bonne maîtrise du bilan comptable constitue la base de l'analyse financière et facilite l'interprétation de la situation économique d'une entreprise.

💬 N'hésitez pas à partager cette infographie avec vos collègues et étudiants.

26/07/2026

Ny Groupe Les Rossignols dia miombom-pahoriana sy maneho ny fiaraha-miory lalina amin'ny fianakaviana manontolo noho ny fahalasanan'i Mr Telina, Prof SVT.

Nodimandry ny mpiara-miasa iray sarobidy, ka banga lehibe no navelany teo anivon'ny fiarahamonina, ny sekoly sy ireo niara-niasa taminy ary ireo mpianatra nobeaziny.

Enga anie Andriamanitra hanome hery sy fiononana feno ny fianakaviana sy ny havana rehetra hiatrika izao fotoan-tsarotra izao.

Mandria am-piadanana.
Tsy hohadinoina ny dianao sy ny soa navelanao.

24/07/2026

🎓 Lycée Les Rossignols Ambohimanarina

Une école d’excellence qui accompagne chaque élève de la maternelle jusqu’à la terminale dans un environnement éducatif moderne, sécurisé et motivant.

Grâce à un enseignement général et technique de qualité, encadré par des professionnels engagés, notre établissement forme les leaders et les talents de demain.

Au Lycée Les Rossignols: savoir, discipline et réussite se construisent ensemble pour offrir à chaque enfant un avenir meilleur.

20/07/2026
05/07/2026

📚🎓 MIRARY SOA HO AN’IREO MPIANATRA HIATRIKA NY FANADINANA BEP sy BEPC 2026 🎓📚

💬 Mirary fahatoniana, fahasalamana, fahendrena ary fahombiazana ho anareo rehetra. Matokia ny ezaka nataonareo, ary enga anie hahazo vokatra mendrika sy mamiratra ianareo.

🙏 Ny Sekoly Les Rossignols sy ny Group Rossignols Mada dia mirary fahombiazana ho an’ny mpanala fanadinana rehetra ! 🇲🇬
fans
Rossignol GROUP MADA

Photos from Rossignol GROUP MADA's post 24/06/2026

Fanehoana an_tsary

Photos from Rossignol GROUP MADA's post 24/06/2026

Tamin-kafaliana lehibe no namaranan’ny mpianatra, ny ray aman-dreny ary ny mpanabe ny taom-pianarana teto amin’ny Sekoly Les Rossignols Ambohimanarina.

Nofaranana tamin’ny hetsika Carnaval sy seho manokana notanterahin’i Zook Davids izany, ka nampifaly sy nampientanentana ny ankizy tamin’ny hira, dihy ary hatsikana maro samihafa.

Mahafaly ihany koa ny vokatra azo, satria tsara ny valim-panadinan’ny mpianatra, ary mbola hotohizana hatrany ny ezaka fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana mba hahazoana vokatra tsara kokoa hatrany amin’ny taona ho avy.

Mirary fialan-tsasatra sambatra, mahafinaritra ary feno fitahiana ho an’ny mpianatra rehetra ny Sekoly Les Rossignols Ambohimanarina, ary manantena ny hihaona indray amin-kafaliana amin’ny taom-pianarana manaraka. 🌟📚🎉

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohimanarina
Antananarivo
101