GF Trading Academy

GF Trading Academy Economist, Trader XAUUSD, BRENT, WTI, DE40, US30.

Centre de formation dédié à l’apprentissage du trading, en offrant des cours et outils pratiques pour maîtriser les marchés financiers afin que vous atteigniez l'indépendance financière.

21/08/2026

Efa nodiovin'i mama tsara ny steup'nao. Inona no ataonao ? 😜

Plus mandroso ny taona plus tsy te hitady zavatra sarotra rehefa mitrade. Anisan'ny setup tena tsara izy ity raha mahay ...
19/08/2026

Plus mandroso ny taona plus tsy te hitady zavatra sarotra rehefa mitrade. Anisan'ny setup tena tsara izy ity raha mahay azy. HTF no tena tsara aminy.

Misy fotoana somary mangingina Kely fa ny team mahita résultat tsara foana. Ny formateur tokony mampianatra ny mpianany ...
11/08/2026

Misy fotoana somary mangingina Kely fa ny team mahita résultat tsara foana. Ny formateur tokony mampianatra ny mpianany tsy hiankina aminy foana fa mampianatra azy hanana ny stratégie personnalisé azy manokana, na tsy eo intsony ny formateur afaka manao analyse tsara sy tafavoaka rentable.
Mirary erinandro feno TP hoan'ny trader rehetra💵💶👍📈📉

Tsy nisy hoe vao nanomboka tonga dia nahay fa mandeha tsikelikely. Mila mahay maka lesona amin'ny trade perdant Ihany ko...
03/08/2026

Tsy nisy hoe vao nanomboka tonga dia nahay fa mandeha tsikelikely. Mila mahay maka lesona amin'ny trade perdant Ihany koa, ny Money Management sy discipline mila arahina foana.
MIRARY HERINANDRO FENO MANGA MANGA HO ANTSIKA REHETRA📉📈🔥

MIRARY HERINANDRO VAOVAO FENO TP HO ANTSIKA REHETRA(Raiso izay azo raisina, feno ny confirmation vao vao miditra )
27/07/2026

MIRARY HERINANDRO VAOVAO FENO TP HO ANTSIKA REHETRA

(Raiso izay azo raisina, feno ny confirmation vao vao miditra )

Toerana iray tena mampifantoka tsara rehefa manao analyse koa ato ankoatran' ilay mijery position isaky ny mihetsika ho ...
23/07/2026

Toerana iray tena mampifantoka tsara rehefa manao analyse koa ato ankoatran' ilay mijery position isaky ny mihetsika ho an'ny scalper😜😂

22/07/2026

👉Aza maika handeha amin'ny lot 1 fa ento milamina amin'ny lot 0.01 aloha fa mandeha makany tsikelikely isika.

👉Aiza ho aiza no misy anareo, lot fampiasanareo ?

👉Perso : Tsy mbola mihoatra ny lot 0.1 hatreto.

Anisan'ny mahafinaritra foana ny mahita ny équipe mandroso. Money Management efa nozaraina teto foana, na mañana capital...
21/07/2026

Anisan'ny mahafinaritra foana ny mahita ny équipe mandroso. Money Management efa nozaraina teto foana, na mañana capital ambony dia mianatra mifehy tena, mianatra mamantatra ny tena ao hoe hatraiza no limite. Challenge 10usd/20usd atao tonga 100usd.

❌❌Tsy mety Raha 10$ na 20$ ny capital Tonga dia risquena daholo fa farafaharatsiny mañana 100usd.
📈📉📊GFTA

PLAN vs RÉALITÉ Misy fotoana isika tena mametraka mipetrapetraka tsara sady mampisy Fanantenana hoe tena ho rentable iha...
17/07/2026

PLAN vs RÉALITÉ

Misy fotoana isika tena mametraka mipetrapetraka tsara sady mampisy Fanantenana hoe tena ho rentable ihany Sady hanana capital bé, fa rehefa entina sur terrain Ilay plan dia tahaka ny amin'ny sary, misy zavatra tsy ampoizina, tsy afaka fehezina. Tsy atao mahakivy fa mihintsy ny trading, fa ny objectif sy ny plan nefa tsara foana mipetraka satria iny no boussole, direction arahina mba ho tonga amin'ny tanjona iray.

👉Rehefa tsy resin'izy 3 ireo ny trader dia mandeha makany amin'ny rentabilité sy ny profitabilité. (Ao amin'ny commentai...
14/07/2026

👉Rehefa tsy resin'izy 3 ireo ny trader dia mandeha makany amin'ny rentabilité sy ny profitabilité. (Ao amin'ny commentaire ny dikan'ilay FOMO ho an'izay mbola tsy mahalala)

👉Mirary erinandro Feno TP ho antsika rehetra.

📷The Rich Trader

Address

Ivato
Antananarivo

Telephone

+261342211343

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GF Trading Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to GF Trading Academy:

Shortcuts

Share