LAC Mada Formation en cuisine et pâtisserie

LAC Mada Formation en cuisine et pâtisserie

Share

FORMATION EN CUISINE ET PATISSERIE Professionnel , Garantie 100% , Pratiques 100% -Formation en Cuisine et Pâtisserie ,toutes formation sont Garantie 100%

22/08/2026

AZA MITENY INTSONY HOE “TSY MAHITA ASA”… RAHA MBOLA TSY VONONA HAMORONA NY FAHAIZANAO MANOKANA IANAO!
Ny fahafahana tsy tonga foana amin’ny endrika hoe asa omen’olona…
Indraindray, ny fahafahana dia manomboka amin’ny hoe:
🔥 Mianara fahaizana
🔥 Mahay mamorona vokatra
🔥 Mahafantatra izay tadiavin’ny mpanjifa
🔥 Avadiho ho vola ny fahaizanao 💰
🍔🥪 FORMATION SNACKING & FAST-FOOD no natao ho an’izay tsy te hijanona eo amin’ny toerana misy azy intsony!
Ho an’izay te hivoatra, te hahafehy ny fanaovana sakafo matsiro sy qualité, ary te hanana fahaizana azo avadika ho business sy source de revenu maharitra. 💪🔥
📅 MANOMBOKA AMIN’NY LUNDI
❌ Aza miandry ho tonga lafatra vao manomboka.
❌ Aza miandry hoe “rehefa manana vola be aho”.
❌ Aza miandry ny “fotoana mety”…
👉 SATRIA INDRAY ANDRO, IANAO NO TSY MAINTSY MANAPA-KEVITRA HANOVA NY FIainanao!
⚠️ Voafetra ny toerana — mila manao réservation mialoha.
💬 Soraty hoe “IZAHO” raha vonona hianatra fahaizana afaka mitondra vola ho anao!

19/08/2026

🥟🔥 MPANAO SAMOUSSA? AZA AVELA HO MENAKA BE INTSONY NY PRODUIT-NAO!
IANAREO KOA VE TSY TIANAO ILAY SAMOUSSA MANDRIKA MENAKA BE REHEFA HOANINA? 😩
Mahakamo sady tsy agréable mihitsy rehefa mihinana azy!
👉 Raha mpivarotra ianao, mbola mividy fonony, na manana olana amin’ny pâte mitana menaka, dia natao ho anao mihitsy ny FORMATION SNACKING & FAST-FOOD! 🔥
🥟 Hianatra hanao pâte Samoussa maison, maina tsara ary tsy mitana menaka be.
💥 Ary tsy Samoussa ihany! Hianatra techniques maro ilaina amin’ny fanaovana sy fivarotana Snacking & Fast-Food ianao.
📅 Fidirana : LUNDI 24 AOÛT 2026
⚠️ 10 PERSONNES IHANY no raisina!
📩 Raha tena te hahay ianao, MIDIRA MP AINGANA.
🔐 Mila manao réservation mialoha mba hahazoana antoka ny toerana.
🔥 Aza miandry ho feno ny places vao hanapa-kevitra!

18/08/2026

🚨 MISOKATRA INDRAY NY INSCRIPTION! TOERANA 10 IHANY! 🚨
Noho ny fangatahana tsy mitsahatra avy aminareo dia miverina indray ny formation tena tadiavin’ny maro! 🔥
🥛 YAOURT À BOIRE
➡️ Kalitao tsara, matevina ary azo amidy avy hatrany
🍹 JUS NATURELS EN PIPETTE
➡️ Endrika manintona, mora amidy ary tena be mpividy
📅 SABOTSY 22 AOGOSITRA 2026
⏰ 09h30 maraina
🎯 Tsy recette fotsiny no hianaranao fa:
✅ Technique tena marina sy pratique
✅ Fomba fitahirizana mba haharetan’ny vokatra
✅ Astuces hampitomboana ny tombony 💰
✅ Fomba fanamboarana vokatra azo amidy
✅ Torohevitra hanombohana activité
⚠️ OLONA 10 IHANY NO RAISINA!
Rehefa feno dia MIHIDY NY LISITRA.
💬 Aza tonga dia manoratra anarana eto.
👉 Raha liana ianao dia MANONTANIA VOALOHANY NY FIDIRANA sy ny pitsopitsiny.
📌 Ao amin’ny commentaires ihany koa no ahitanao ny valin-kafatra avy amin’ireo efa nandray anjara tamin’ny formation teo aloha.
🔥 Te hanomboka hivarotra yaourt sy jus ve ianao? Aza miandry ela — toerana 10 ihany!

18/08/2026

🎂 FORMATION PÂTISSERIE DE BASE — FIDIRANA LUNDI HOAVY ! 🎂
❌ Aza mijery fotsiny ny gâteaux sy pâtisseries vitan’ny hafa… ✅ Mianara manao azy amin’ny tananao manokana !
Ireto sary ireto dia santionany amin’ireo réalisations efa natao nandritra ny formation 👩‍🍳🥐🍕🍰
Ary ianao koa afaka mahavita tahaka izao rehefa mahazo techniques marina + pratique + accompagnement.
🎯 FORMATION PÂTISSERIE DE BASE 📅 LUNDI 24 AOÛT 2026 ⏰ 09H30 – 13H00 ⏳ 5 ANDRO 💰 120 000 Ar
👩‍🍳 Ho an’izay : ✔️ Vao manomboka mihitsy ✔️ Te hahay pâtisserie amin’ny fomba matihanina ✔️ Te hanana activité na hanomboka hivarotra ✔️ Te hanatsara ny fahaizany
🔥 100% PRATIQUE — Tsy théorie fotsiny fa tena manao sy mamokatra.
📍 LAC Mada — Ankadimbahoaka 📞 034 85 772 29
⚠️ Fidirana LUNDI izao !
Raha tena te hahay ianao, aza avela handalo fotsiny ity session ity. Réserve-o dieny izao ny place-nao ! 🔥
❤️ LAC Mada — Apprendre, pratiquer, réussir !

11/08/2026

🎂🔥 FORMATION PÂTISSERIE SPÉCIALE & PERFECTIONNEMENT 🔥🎂
💥 5 ANDRO HANOVANA NY HAHAIZANAO HO TALENTA AZO AMIDY!
💯 99,9 % PRATIQUE — Techniques professionnelles tena ampiharina!
📅 LUNDI 17 AOGOSITRA 2026
🕜 13h30 – 16h00
⏳ 5 andro intensif
💰 150 000 Ar IHANY
🎂 IRETO NO HIANARANA:
🎂 Burn Away Cake
💍 Wedding Cake Prestige
🧀 Cheesecake
🍨 Nougat Glacé
🎨 Cake Design Professionnel
🏛️ Pastillage & Pièces Artistiques
🌸 Pâte à Sucre
🍮 Crème Renversée au Caramel
❤️ Red Velvet Cake
🍰 Tiramisu
🍪 Macarons Professionnels
✨ Glaçage Miroir
➕ Ary techniques professionnelles maro!
🚀 MIANARA ➜ MAHAIZA ➜ MAMORÒNA ➜ AMIDIO ➜ MAHAZO! 💰🔥
🎯 Ho an’izay te hanomboka activité, hampitombo clientèle, na hampiakatra niveau amin’ny pâtisserie.
⚠️ PLACE VITSY IHANY!
Aza miandry ho feno vao manoratra. 🔥
📩 Soraty MP hoe “MILA INSCRIPTION” raha te hamandrika toerana.
📍 LAC MADA – Ankadimbahoaka
☎️ 032 50 314 20
☎️ 034 85 772 29
☎️ 033 31 358 70

10/08/2026

🔥 NIVERINA INDRAY ILAY FORMATION TENA NOTADIAVINAREO! 🔥
🥛 YAOURT À BOIRE ANATY SACHET
🥐 BRIOCHE MALEFAKA
🍼 YAOURT À BOIRE EN PIPETTE
🥛 FAHA-1 : YAOURT À BOIRE ANATY SACHET
Maro aminareo no efa sendra an'ity olana ity:
❌ Vao tsetsafina kely ilay sachet dia rano be no tsapa any ambany.
❌ Rehefa mipetraka elaela dia misaraka ilay yaourt.
❌ Tsy mitovy intsony ny tsiro sy ny texture hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany.
👉 Fa inona no tena mahatonga an'izany?
👉 Ahoana no fanaovana azy mba hijanona ho tsara sy matsiro hatramin'ny farany?
💥 IZANY IHANY NO HIFANTOHANA AMIN'NY FORMATION AMIN'ITY SAMEDI ITY!
Hianaranao ny TECHNIQUES ilaina amin'ny fanaovana YAOURT À BOIRE ANATY SACHET mba hahazoana vokatra tsara, matsiro ary manana texture mahafinaritra.
🥐 FA TSY IZAY IHANY!
Hianatra ihany koa ianao hanao BRIOCHE MALEFAKA 🥐✨
👉 Technique hahazoana brioche tena malefaka
👉 Fomba fitahirizana azy mba hitazonana ny fahalemilemeny tsara
🍼 + YAOURT À BOIRE EN PIPETTE
Hianatra ihany koa ny fanaovana YAOURT À BOIRE EN PIPETTE:
✅ Mateza kokoa
✅ Manana texture tsara
✅ Tsy mora misaraka rehefa mipetraka
✅ Mety tsara ho an'izay mikasa hamokatra sy hivarotra
💡 Ary homenay ihany koa ny torolalana momba ireo mpamatsy (fournisseurs) ahazoana fitaovana sy vokatra ilaina amin'ny famokarana, toy ny:
🍼 Tavoahangy
📦 Emballages
🧪 Produits de conservation
..sy ireo fitaovana ilaina hafa.
🚨 FA VOAFETRA NY TOERANA!
Tsy formation natao hijerena fotsiny izy ity, fa formation pratique izay ahafahanao mianatra technique azo ampiharina rehefa mody.
📅 SAMEDI 15 AOÛT 2026
⏰ 09H30 – 15H00
📍 Arrêt Bus ANKADIMBAHOAKA – Rond-point
📞 RÉSERVATION OBLIGATOIRE : 034 85 772 29

10/08/2026

🚨🎂 HO AN’IZAY TENA TE HAY PÂTISSERIE ! 🎂🚨
❌ Aza mijery vidéo fotsiny…
❌ Aza mianatra théorie fotsiny…
🔥 TONGAVA DIA IANAO IHANY NO MANAO NY PRATIQUE !
🎓 FORMATION PÂTISSERIE DE BASE — 5 JOURS
📅 LUNDI 17 AOÛT 2026
🕤 09H30 – 13H00
💰 120.000 Ar SEULEMENT
💯 PRATIQUE 100%
👩‍🍳 Débutant ? METY AMINAO !
📈 Efa mahay kely ? AFaka manatsara bebe kokoa !
🎁 Karazana 02 farafahakeliny isan’andro + zaraina izay vita.
🥐 Croissant • Pain au Chocolat • Pain au Raisin
🍰 Cake • Cookies • Flan • Tarte • Pudding
🥧 Millefeuille • Opéra • Forêt Noire
🍮 Crème Pâtissière • Chantilly • Crème au Beurre
🍩 Pâte à Choux : Éclair • Paris-Brest • Religieuse • Cygne…
🍕 + Pizza Délicieuse sy maro hafa !
⚠️ TSY HO AN’NY OLONA REHETRA NY PLACE !
🔒 PLACE LIMITÉE — INSCRIPTION VOALOHANY IHANY NO VOATAHIRY.
📍 ANKADIMBAHOAKA — 30m miala ny Arrêt Bus
📞 032 503 1420
📞 033 313 5870
📞 034 857 7229
👇 Raha tena vonona hianatra ianao, soraty eto ambany : “MILA PÂTISSERIE” 🎂🔥

07/08/2026

Betsaka no nangataka azy ka indro ary tompoko! 🎂
🎯 Refin'ny moule par personne no zarainay androany, mba hanampy anareo amin'ny fanamboarana gâteau araka ny isan'ny olona.
💡 Ary mbola tsy izay ihany... Raha mbola liana ianareo dia hizara koa izahay ny refin'ny moule rond sy carré, miaraka amin'ireo torohevitra ilaina.
👇 Soraty fotsiny hoe "MILA" ao anaty commentaire, dia aza hadino ny manaraka ny pejy mba tsy ho diso anjara amin'ireo fizarana maimaim-poana manaraka.
❤️ Zarao amin'ny namanao mpankafy pâtisserie ihany koa! LAC MADA Formation en Cuisine et Pâtisserie

06/08/2026

😅 "IREO SARY HALEFANAREO MIHITSY VE ILAY VITA?"
Ôrse ah! 😄
Ny ato aza tsy ampy ny fotoana hamoahana ny sary rehetra vita, dia mbola handeha haka sary any an-kafa hamitahana olona indray ve?
📸 Ny sary rehetra avoakan'ny LAC MADA dia tena asa vitan'ireo mpiofana teto amin'ny formation. Tsy maka sary amin'ny internet izahay, fa mampiseho ny tena vokatra azo nandritra ny fiofanana.
💯 Eto dia manao ianao no mianatra! ✅ Manao miaraka amin'ny mpampiofana. ✅ Miasa amin'ny tena akora. ✅ Mahafehy teknika azo ampiasaina avy hatrany. ✅ Mody mitondra ny asa vitanao.
🎂 Mbola misy toerana vitsivitsy amin'ny fidirana LUNDI.
🔥 Anisan'ny hianarana amin'io ny fanaovana "VIENNOISERIES "iray amin'ireo teknika tena mahaliana sy matihanina amin'ny pâtisserie.
👇 Soraty hoe "LIANA" ao amin'ny commentaire, dia halefanay avy hatrany ny détails rehetra.

05/08/2026

BE DIA BE IREO TSY TAFIDITRA NY SABOTSY TEO... 😔
Tsy hoe tsy tianay handray ianareo... Fa 10 olona ihany no raisinay isaky ny session mba hahafahan'ny tsirairay manao pratique sy arahina akaiky.
Noho ny fangatahana maro dia...
🎉 AVERINA INDRAY NY FORMATION : YAOURTS À BOIRE • JUS NATURELS • GLACÉS 🎉
Ity no formation efa nanampy olona maro hanomboka hamokatra sy hivarotra.
💰 Tsy mianatra fotsiny ianao... Mianatra fahaiza-manao afaka mamokatra vola.
✅ Pratique mivantana ✅ Techniques professionnelles ✅ Astuces hiantohana ny kalitaon'ny vokatra ✅ Zaraina ny vokatra vita
⚠️ 10 olona ihany no horaisina indray.
📢 Hatreto dia 6 sisa ny toerana malalaka. Rehefa feno ireo dia miandry session manaraka indray.
❓Raha ianao no nahita ity publication ity, hiandry ny ho feno ve ianao sa hanararaotra dieny mbola misy toerana?
💬 Soraty hoe "LIANA" ao amin'ny commentaire, na alefaso MP avy hatrany mba hitazonana ny toeranao.
📞 032 50 314 20 📞 033 31 358 70 📞 034 85 772 29
👨‍🍳 LAC MADA Formation en Cuisine et Pâtisserie

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Lot
Antananarivo
ANTANANARIVO101