Tratry ny faran'ny taona daholo. Hono oaaa azafady, misy culte vé ao amin'ny FJKM ITAOSY rahampitso. Misaotra ho an'izay mamaly.
100ème anniversaire EPP Belanitra
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 100ème anniversaire EPP Belanitra, School, Antananarivo.
Isaorana ireo efa nanohina rehefa nangataka fanampiana izahay. Mbola lavitra nefa ny ezaka. Miandry izahay oooo. Tohano izahay oooo. Misaotra Tompoko.
21/12/2024
Misaotra anareo efa nanampy fa mbola lavitra ny ezaka oooo.
21/12/2024
Efa betsaka no vita fa mbola betsaka lavitra no miandry. Ampio izahay.
04/11/2024
Vaovao mafana
04/11/2024
Mandroso tsara ny asa. Toy izao ny efa vitæ hatramin'izao. Miandry n'y fanohananareo ny komity.
Miasa mafy Dia miasà tsara fa mbola lavitra ny lalana. Andriamanitra anie homba anay.
24/07/2024
Andriamanitry ny fahasoavana homba anay hatrany ka ho tanteraka SOA aman tsara ny tsangambaton'ny faha 100 taona ny EPP BELANITRA.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo