Projet Mahay

Projet Mahay

Share

Projet de l'ecole FJKM de Madagascar

Photos from Projet Mahay's post 15/06/2022

Tolotr'asan'ny Departemanta ny Sekoly FJKM amin'ny alalan'ny Tetikasa Mahay.

11/04/2022

En ce début de semaine, les enfants de Vatomandry vous souhaitent une bonne semaine.

Le projet Mahay effectue avec le Projet Maheno cette semaine une consultation des enfants avec une déficience auditive dans la région Atsinanana, axe Vatomandry Mahanoro.

Amin’izao voalohan’ny herinandro izao dia mirary herinandro mahafinaritra ho anareo ny ankizy eto Vatomandry.

Ny Tetik’asa Mahay miaraka amin’ny Tetik’asa Maheno dia manao asa fitsaboana ireo ankizy manana fahasembanana ara-pandrenesana ato amin’ny Faritra Atsinanana, zotra Vatomandry sy Mahanoro.

Alefa.

04/03/2022
Photos from Projet Mahay's post 14/02/2022

Le projet MAHAY Education Inclusive continue sa route pour l'inclusion des enfants et de jeunes handicapés à l'école, et ce dès le préscolaire à l'université.
Un petit arrêt ne serait pas de refus pour voir ce qui a été fait et ce qui reste à faire.

Merci à pour son appui de toutes formes

Manohy ny lalany hatrany ny tetik'asa MAHAY Fanabeazana Mampiaty amin'ny fampiatiana eny an-tsekoly ireo ankizy sy tanora manana fahasembanana manomboka ny akany fibeazana fototra ka hatrany amin'ny ambaratonga ambony.

Hiato kely isika hijery ny asa vita andrefesantsika ny dingana mbola miandry.

Misaotra amin'ny fanohanana amin'ny endriny samihafa ny tetik'asa.

Photos from Projet Mahay's post 03/01/2022
Photos from Projet Mahay's post 30/11/2021

Journée Nationale de l'Education Inclusive.
Retour en image de cet évènement majeur auquel le Projet Mahay - Education Inclusive a participé activement ✅

26/11/2021

💜

20/11/2021

📢 Mankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Ankizy isika androany.

🔴 Ny Tetikasa Mahay - Fanabeazana Mampiaty, sahanin'ny Foibe Fitondran-tsekoly FJKM ary tohanan'ny CBM Global Disability Inclusion, dia mitsinjo ny ankizy manana fahasembanana. Tsy ny zon'ny ankizy hianatra ihany no tsinjoviny amin'izany fa eo ihany koa ireo zo hafa mifandray amin'ny zo hianatra.

🧑‍⚕️ Zo hahazo fitsaboana sy fikarakarana ara-pahasalamana, amin'ny fanomezana tolotra ara-pahasalamana ho an'ireo ankizy mpahazo tombontsoa amin'ny Tetikasa Mahay.

🤸🤹 Zo hilalao sy hiala voly, amin'ny alalan'ireo kilalao fanairana ny vavahadin-tsain'ny ankizy omena ny sekoly mpiara-miasa amin'ny Tetikasa Mahay.

🙏 Tsy adinontsika ny mitondra am-pavaka mandrakariva ny Fanamarihana ny fidirana ofisialy taom-pianarana vaovao ho an'ny Sekoly FJKM, izay ho tanterahina ny 3 Desambra ho avy izao any Fenerive-Est.

16/11/2021

↗️ Hatramin'ny taona 2023 dia mikendry sekoly 60 fanampiny ny Tetikasa Mahay - Fanabeazana Mampiaty, tohanan'ny CBM Global Disability Inclusion.

✍️ Tsy ho ela dia hiampy indray ireto antontanisa 📈 manaraka ireto, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.

15/11/2021

🎓 Le Projet Mahay - EI réitère ses chaleureuses félicitations à Mlle Mamihasina Andriambelomihaja de l'Oniversity Ravelojaona, Mention Droit, pour sa soutenance de Mémoire qui s'est tenue ce jour 👏👏👏👏

🎓 Mamihasina Andriambelomihaja est la deuxième étudiante à avoir soutenu publiquement ses recherches universitaires portant sur le thème du handicap et de l'éducation inclusive ; et ayant bénéficié un appui de la part du Projet Mahay-EI 👏👏👏👏

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00