17/11/2023
Notre sincèreq condolénces à toute la famille,que la terre te soit légère Aina.
Ton départ pour un monde meilleur va beaucoup nous affecter,à toutes les personnes reqponsable du cours "FAHOMBIAZANA ALASORA", à tous tes amis, tu vas beaucoup nous manqué.
PAIX A TON AME!
12/09/2023
Miarahaba antsika mpianatra rehetra eto Alasora sy ny manodidina .Isaorana ny Tompo ny voka- panadinana fa nahatratra75% ny BEPC ary 90% ny vokatra BACC tamin'ny tao-mpianarana 2022-2023
Hisokatra manomboka ny alatsinainy 18 septambra ho avy izao ny fisoratana(toerana EPP AMBOHIDRAZAKA,eo amin'ny TEXAS ny lalana)
Tongava maro fa maro no afa-po amin'ny vokatra.
Mpampianatra za-draharaha,manana traikefa
Infoline: 034 94 083 68
28/06/2023
Tonga ny fotoana hiatrehana ny FARADOBOKA BEPC SECONDE,manomboka rahampitso 29/06/2023 @ 1ora sasany,ahitana sujet type,PRONOSTIC 100%!TONGAVA MARO,ireo taranja atao:malagasy,SVT Histo-géo,maths,P.C.
PAF:3 000 ariary na 15 000 Fmg isakin'ny taranja
TOERANA: EPP AMBATOMALAZA
"Tongava maro fa ahita vokatra tsara ianao"
CONTACT : 034 66 568 42