19/11/2025
π
πππππππ πΒ°ππ
π¨ππππ πππππππ ππ ππππ πππππππππππππ ππ πππ
πππππ
πππππ ππππππππ ππ ππππππππ ππππ
πππππ ππ ππππ πππππππππ ππ 28 ππ ππππππππ'ππ 30 ππππππππ 2025
11/11/2025
Antso maika
Mitady olona 8 hanome rΓ rahampitso
Zarazarao aminβny namana, any aminβny groupe-nβny distrika sy ny fiangonantsika rehetra any
23/10/2025
π£Vaovao lehibe ho an'ny Tanora Zokiny eto amin'ny FMC indrindra ho an'ny Faritra Analamanga 1, 2, 3, 4, 5, 6.
πNoho ny toe-draharaha nisy teto amin'ny firenena izay tsy maintsy nanemorana ny daty, dia hotanterahina nyποΈ 28, 29, 30 Novambra 2025 ny lasy "MG/SYL TRAINING" (part 1) sy ny "Formation Mentoring" izay hatao eny amin'ny Centre IFLA Iavoambony Lazaina. ποΈ
βIza avy moa ireo asaina?β
πHo an'ny Fiofanana momba ny Cursus Chef Guide/SYL:
- ireo manaraka ny lalam-piofanana Chef Guide sy SYL rehetra.
πHo an'ny Fiofanana Mentoring:
- CR
- STAFF TEAM
- CD
- Directeur de club
- Master Guide sy Master Leader rehetra
- Mentor rehetra.
βMaro ihany koa ireo nanao fanamarihana sy fangatahana mahakasika ny fara-fisoratana anarana koa aoka mba ho tonga ao amin'i Cheftaine Nantenaina ao amin'ny FMC alohan'ny ποΈAlatsinainy 3 Novambra 2025 avokoa ny fisoratana anarana rehetra miaraka amin'ny Frais gΓ©nΓ©raux 4000 Ar.
Aoka arahina tsara avokoa ny toromarika rehetra mahakasika ny fisoratana anarana.
Aoka samy hiomana tsara daholo ary araho tsy tapaka ny pejy MJA FMC Communication fanarahana ny vaovao sy ny tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny lasy π’
π€Pass it on π’
18/10/2025
πππJA TANDREMO
β
FARA-FISORATANA ANARANA : 20 Oktobra 2025
β
Araka ny efa nampitaina foana dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.
β
Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:
ποΈDaty: Holazaina tsy ho ela
πToerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA
π°FG: 4000 Ar
π²Sakafo: par Γ©glise
βΊSous tente βΊ ny lasy.
πͺKoa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.
π’Pass it on π€
15/09/2025
Miarahaba antsika rehetra.
Araka ny efa nampitaina foana tany amin'ny circulaire dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.
Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:
ποΈDaty: 3, 4, 5 Octobre 2025
πToerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA
π°FG: 4000 Ar
π²Sakafo: par Γ©glise
βΊSous tente βΊ ny lasy.
Koa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.
π’Pass it on π€
04/09/2025
Andao daholo eeee πππ
πSID Pathfinder Scarf Challenge 2025
πCMC Pathfinder Scarf Challenge 2025
ππππ«π’π π§π² πππ π
ππ πππ¨ ππ§πππ’π§'π§π² πππ ππ’π π¦ππ§ππ«ππ² ππ§π£ππ«π πππ§π¨ ππ¦π’π§'π’ππ² π‘πππ¬π€π π’ππ² π’π¬π’π€π π€π¨π ππ§πππ¨ π‘π’πππ§ππ§πππ§π π !
Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia ny MpisavalΓ lana Manana Tanjona β ary miantso ny MpisavalΓ lana rehetra izahay mba handray anjara amin'ny ππ‘ππ₯π₯ππ§π π π
π¨π₯ππ«π
Rehefa mamatotra ny folara dia ataovy ho amin'ny tanjona.
Rehefa manao izany ianao, dia ataovy ho amin'ny asa fitoriana.
Andao hasehontsika amin'izao tontolo izao miaraka fa ny folaran'ny MpisavalΓ lana dia Folara ho amin'ny Iraka.
π "Jehovah no hahatanteraka ny (tanjony) amiko; Jehovah Γ΄, mandrakizay ny famindram-ponao." β Salamo 138:8 .
πΈ MakΓ sary na horonan-tsary fohy mandritra ny volana septambra, mandra-pahatongan'ny Andro Maneran-tany MpisavalΓ lana, 20 Septambra 2025, manao ny folaranao am-pireharehana ary zarao miaraka amin'ireto hashtag ireto :