MJA RΓ©gion Analamanga 3

MJA RΓ©gion Analamanga 3

Share

JA Distrika:
"Androndra - Andramasina - Antsahasoa - Ambohijanaka - Masindray - Tanjonandriana"

19/11/2025

π…πˆπ‹π€π™π€ππ€ 𝐍°𝟎𝟏

𝑨𝒓𝒂𝒉𝒐 π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š π’π’š π’‘π’†π’‹π’š 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂𝒐 π’π’š π’‚π’π’…π’Šπ’π’Šπ’π’…π’Šπ’π’Šπ’π’š π’Žπ’Šπ’Œπ’‚π’”π’Šπ’Œπ’‚ π’π’š π’‘π’“π’π’ˆπ’“π’‚π’Žπ’‚ π’Žπ’‚π’π’…π’“π’Šπ’•π’“π’‚ π’π’š π’π’‚π’”π’š π’‡π’Šπ’π’‡π’‚π’π’‚π’π’‚ π’π’š 28 π’Œπ’‚ π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š 30 π’π’π’—π’‚π’Žπ’ƒπ’“π’‚ 2025


17/11/2025
11/11/2025

Antso maika

Mitady olona 8 hanome rΓ  rahampitso

Zarazarao amin’ny namana, any amin’ny groupe-n’ny distrika sy ny fiangonantsika rehetra any

23/10/2025

πŸ“£Vaovao lehibe ho an'ny Tanora Zokiny eto amin'ny FMC indrindra ho an'ny Faritra Analamanga 1, 2, 3, 4, 5, 6.
πŸ‘‰Noho ny toe-draharaha nisy teto amin'ny firenena izay tsy maintsy nanemorana ny daty, dia hotanterahina nyπŸ—“οΈ 28, 29, 30 Novambra 2025 ny lasy "MG/SYL TRAINING" (part 1) sy ny "Formation Mentoring" izay hatao eny amin'ny Centre IFLA Iavoambony Lazaina. πŸ•οΈ

❓Iza avy moa ireo asaina?❓

πŸ‘‰Ho an'ny Fiofanana momba ny Cursus Chef Guide/SYL:
- ireo manaraka ny lalam-piofanana Chef Guide sy SYL rehetra.

πŸ‘‰Ho an'ny Fiofanana Mentoring:
- CR
- STAFF TEAM
- CD
- Directeur de club
- Master Guide sy Master Leader rehetra
- Mentor rehetra.

❗Maro ihany koa ireo nanao fanamarihana sy fangatahana mahakasika ny fara-fisoratana anarana koa aoka mba ho tonga ao amin'i Cheftaine Nantenaina ao amin'ny FMC alohan'ny πŸ—“οΈAlatsinainy 3 Novambra 2025 avokoa ny fisoratana anarana rehetra miaraka amin'ny Frais gΓ©nΓ©raux 4000 Ar.
Aoka arahina tsara avokoa ny toromarika rehetra mahakasika ny fisoratana anarana.

Aoka samy hiomana tsara daholo ary araho tsy tapaka ny pejy MJA FMC Communication fanarahana ny vaovao sy ny tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny lasy πŸ“’

🀝Pass it on πŸ“’

18/10/2025

πŸ›‘πŸ›‘πŸ›‘JA TANDREMO

βœ…FARA-FISORATANA ANARANA : 20 Oktobra 2025

βœ…Araka ny efa nampitaina foana dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.

βœ…Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:

πŸ—“οΈDaty: Holazaina tsy ho ela

πŸ“ŒToerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA

πŸ’°FG: 4000 Ar

🍲Sakafo: par église

β›ΊSous tente β›Ί ny lasy.

πŸ’ͺKoa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.

πŸ“’Pass it on 🀝

15/09/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Araka ny efa nampitaina foana tany amin'ny circulaire dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.
Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:
πŸ—“οΈDaty: 3, 4, 5 Octobre 2025
πŸ“ŒToerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA
πŸ’°FG: 4000 Ar
🍲Sakafo: par église
β›ΊSous tente β›Ί ny lasy.
Koa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.

πŸ“’Pass it on 🀝

04/09/2025

Andao daholo eeee 😊😊😊

🌍SID Pathfinder Scarf Challenge 2025
🌍CMC Pathfinder Scarf Challenge 2025

π’πšπ­π«π’πš 𝐧𝐲 πŒπ‰π€ π…πŒπ‚ 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐧'𝐧𝐲 π’πˆπƒ 𝐝𝐒𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐭𝐲 𝐑𝐞𝐭𝐬𝐀𝐚 𝐒𝐭𝐲 𝐒𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐞 !

Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia ny MpisavalΓ lana Manana Tanjona β€” ary miantso ny MpisavalΓ lana rehetra izahay mba handray anjara amin'ny π‚π‘πšπ₯π₯𝐞𝐧𝐠𝐞 𝐅𝐨π₯𝐚𝐫𝐚
Rehefa mamatotra ny folara dia ataovy ho amin'ny tanjona.
Rehefa manao izany ianao, dia ataovy ho amin'ny asa fitoriana.
Andao hasehontsika amin'izao tontolo izao miaraka fa ny folaran'ny MpisavalΓ lana dia Folara ho amin'ny Iraka.
πŸ“– "Jehovah no hahatanteraka ny (tanjony) amiko; Jehovah Γ΄, mandrakizay ny famindram-ponao." β€” Salamo 138:8 .
πŸ“Έ MakΓ  sary na horonan-tsary fohy mandritra ny volana septambra, mandra-pahatongan'ny Andro Maneran-tany MpisavalΓ lana, 20 Septambra 2025, manao ny folaranao am-pireharehana ary zarao miaraka amin'ireto hashtag ireto :




29/08/2025
28/08/2025
27/08/2025
26/08/2025
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Antananarivo
102