SALAMA DAHOLO! Akôry aby?
Misaotra antsika rehetra izay nijery ka nitia ity pejy ity ny Sampana Teny sy Lahabolana ary Riba Malagasy. Amin'izao fahatratrarana 400 isa antsika izao dia ity mba misy lohahevitra ifampizarantsika. Apetraka ny fanontaniana hoe : nanao ahoana marina ny tantaran'ny Literatiorantsika? Inona ny zava-nisy? Hatraiza ny ho aviny? Andao ary, samia miteny fa malalaka amin'izay heviny isika ato. Andao ampahafantarina amin'ny Malagasy iray tanindrazana amintsika ny harena ananantsika.
MANKASITRAKA!
::::: Loharano : Sary_http://jentilisa.blaogy.com ::: Hira_TETA :::::
Stelarim (Sampana Teny sy Lahabolana ary Riba Malagasy)
DLLM (Departement des Langues et Lettres Malgaches)
29/08/2017
TONGA SOA
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo